Jocelyn Ranjarison - Matokia ny Tompo

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 28. 09. 2018
  • hira fiderana, fivavahana, malagasy, lyrics, karaoke, tononkira, mandalo adisarotra ianao

Komentáře • 6

  • @didieralison8779
    @didieralison8779 Před 3 měsíci

    Matokia n'y Tompo IANAO.ny Zavatra drehetra Hainy atao amen amen ❤️

  • @LS-zx7uh
    @LS-zx7uh Před 3 lety +1

    Zany mihitsy e.Hain I Tompo ny zava-drehetra♥️

  • @safidyandriami3119
    @safidyandriami3119 Před rokem +1

    tsara loatra , mampahery tokoa

  • @voahangiarisoaramahenintia1277

    Tena hain' Andriamanitra ny zavatra rehetra
    Mahatoky Tompo o

  • @tahianalalaina834
    @tahianalalaina834 Před rokem +1

    MATOKIA NY TOMPO IANAO (Pasteur Jocelyn)
    X2
    Mandalo ady sarotra ianao
    Toa mila ho reradreraka ny fo
    Mideza dia mideza
    Tsy manam-paharoa
    Tsy maintsy ho lalovana tokoa
    Refrain :
    Matokia ny Tompo ianao
    Ny zava-drehetra dia hainy atao
    Ario ‘reo hakiviana sy ny tahotrao
    Ny zavatra rehetra (2)
    Hainy atao
    X2
    ‘Ty ranomasim-be izay eo aloha
    Tsy azo ihoarana tokoa
    Nefa aoriana koa dia fahavalo marobe
    Toa mila hahakivy ny fanahy re
    Refrain :
    X2
    Matokia ny Tompo ianao
    Ny zava-drehetra dia hainy atao
    Ario ‘reo hakiviana sy ny tahotrao
    Ny zavatra rehetra (2)
    Hainy atao
    Matokia ny Tompo ianao
    Ny zava-drehetra dia hainy atao
    Ario ‘reo hakiviana sy ny tahotrao
    Ny zavatra rehetra (2)
    Hainy atao

  • @andriacrystal6845
    @andriacrystal6845 Před 5 lety +1

    ilay hiran'i pasteur taloha TSY ATAKALOKO iny ve mba hanananao?