JAOJOBY NITONDRA FANAZAVANA NY ZANANY VAVY NO SADY MALAHELO MAFY

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 21. 05. 2024
  • Araho ary ny fanazavana ny zavatra tena misy aminy kanto malagasy ankehitriny
    Abonneo ny Chaine:
    CZcams: • ANDRY RAJOELINA TSY MA...
    / @sidonassofficiel
    Samia manao ny commentaire avy
    • JAOJOBY NITONDRA FANAZ...
    • JAOJOBY NITONDRA FANAZ...
    • JAOJOBY NITONDRA FANAZ...
    • JAOJOBY NITONDRA FANAZ...
  • Hudba

Komentáře • 47

  • @dominiqueramiarisoa9630
    @dominiqueramiarisoa9630 Před 24 dny +4

    J'ai 81ans,ka omeko eto ny mba hevitro : ny parents tokony mi-éviter ny fitondra-tena miolankolana vis-à-vis de lurs enfants! Tokony mahay manaja-tena mba hianaran'ny ankizy any aoriana. Marary ny fo-n'ilay zanany vavy nahita fa fa 1an après ny décès-n'i Mmam-ny ve dia niteraka sahady ny maitresse-ny Papa-ny? CQVD du vivant de sa mère dia efa nisy relation ny Papa-ny sy ilay maitresse? Ca se pourrait que cette dernière a avancé le décès de sa maman? Misy aminareo miteny hoe : les hommes ne PEUX pax rester sans femme? Bon sang de bon sang? Qu'est-ce que c'est cette mentalité-là? J'ai l'impression que les Hommes sont des BETES tsy misy fisainana!!!!!!!Je ne juge pas mais on est au 20ème siècle non ?

  • @MaryameSilamo
    @MaryameSilamo Před 27 dny +5

    Mba nanantena ny haheno fanazavana avy t@ Jaojoby zaho teo

  • @user-di2xt2bl1q
    @user-di2xt2bl1q Před 25 dny +2

    misy olo milaza hoe marina nahany zoky lahy Jaojoby nagala vehivavy vadiny satria mafy de mafy maty vady ,marina fa zoky lahy efa nahazo solony vady aveo nagala olo tanatiny trano est ce que maty mama tsy mafy aminareo mivola resaka zany angaha misy mahasolo mama rehefa maty tsisy olo mahasolo mama ke aza homena tsiny zaza tompoko azafady aminareo

  • @mamodebertholine2178
    @mamodebertholine2178 Před 27 dny +2

    Mbola toetsaina taloha zany fa @zao intsony, efa mitovy zo ny lehilahy sy ny vehivavy, na de zanaka aza tsy tokony ataony ray amandreny tsinotsinona, ca existe le mot excuse moi et le mot pardon . Nefa tsika gasy de mbola tsisy ejaka io resaka pardon sy excuse io. Mampalahelo anakay

  • @hajatianarakotoarison1885

    Lava resaka loatra e!

  • @claraanita6161
    @claraanita6161 Před 27 dny +3

    Everiko fa I jaojoby no hiteny ,mahakamo Zaha rahatonao watawata draha ty🙄🙄

  • @LubertCesar
    @LubertCesar Před 27 dny +1

    Sarotra bé,ny tantara misy zavatra afa afa !!

  • @RantoniainaMalala
    @RantoniainaMalala Před 27 dny +3

    lava resaka be

  • @RavakaMahefaharinirina
    @RavakaMahefaharinirina Před 27 dny +1

    N'y Ray amandreny Tsy MBA diso n'y loha Kely 🤧 refa vandana koa de kary , manadraba ol tsss 😏 n'a Iza na Iza refa diso de Tsy marina e, refa toxique de ialana fa tss anzany🤨 nenao ereto eo n'a efa itrobaka antsy anao aza

  • @user-gv6vf6kz2k
    @user-gv6vf6kz2k Před 27 dny +2

    Tokantrano tsy ahahaka, hoy ny Ntaolo. Misy ohabolana betsileo manao hoe: amin'olo tsa mifafa, amin-tegna feno ahitsa. TSY NY COMMENTAIRE-NAO KOA NO ILAINA

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Před 27 dny +8

    Ianao kosa aza niverina n'y taona nafatesan'ny vadinao de niteraka ko, midika zany Fa efa ela mbola narary n'y vadinao de efa NIARAKA nareo,

    • @felaniainadiamondra2284
      @felaniainadiamondra2284 Před 26 dny

      Ianao koa dia ohatra ny hoe izay vao naheno lehilahy mampirafy....ny an'ny sasany aza mbola velona sy salama soamantsara ny vadiny dia efa miteraka etsy sy eroa..... Ny lehilahy(ny vehivavy koa)manana filàna : naturel@maha olombelona izany, ka raha oe narary(narary be) ny vadiny dia tsy afaka nanaovany n'inon'inona intsony. Aza MIATSARA VELATSIHY sy miana-kendry na be théorie hoy aho fa apetraho ny réalité

    • @tanguyemi8254
      @tanguyemi8254 Před 22 dny

      Ka zay nilazany zanany t@ vidéo ao

  • @PaulineMeuline
    @PaulineMeuline Před 26 dny

    Miaraka @ lay zanaka vavy aho.🎉

  • @felaniainadiamondra2284
    @felaniainadiamondra2284 Před 27 dny +3

    Ny lehilahy tsy afaka mipetraka ireryelabe zany..... Aleo aza izy manam bady toizay maka makorel

    • @agnesrato1231
      @agnesrato1231 Před 26 dny

      Ny izy nanambady no olany fa izy nanambady ilay vehivavy

    • @felaniainadiamondra2284
      @felaniainadiamondra2284 Před 26 dny

      @@agnesrato1231 hafa ihany manambady ny olona efa fantatra toizay olona tsy fantatra

    • @felaniainadiamondra2284
      @felaniainadiamondra2284 Před 26 dny

      @@agnesrato1231 sady tsy maintsy ho halan'io zaza io na iza ana iza vadin'i babany teo

    • @tanguyemi8254
      @tanguyemi8254 Před 22 dny

      Tsy izy nanambady no halany zanakany, izy niaraka @ olona miditra sy mihinana ny manta sy ny masaka , nitsabo Mamany , nanome fanafody Mamany nahazaka trano dreo tao
      Soit disant amie ny Mamany,nefa niaraka @ Jaojoby ??!!
      Mbola tsy aminareo lay toerana dia manome tsiny @ ilay zanany anareo ,
      mbola aleoko aza Babany niaraka t@ olona hafa toy izay olona miditra miboaka @ nay ao , bokeo namany Mamako .Jodasy zany @ nakay mpamosavy malemy
      Courage Mbôty Charline
      Le temps fait son œuvre

  • @Assiata-sy3sw
    @Assiata-sy3sw Před 25 dny

    Miaraka am zanany viavy Aho fantako n'y Maty vady tsy tokony ijanona ela fa tsy tokony iny zany no nalainy aleo Aby izy nangala Zaza mbola vaovao sondrodro tam Ray mandreniny MBA ho voninahitriny haja mahazo le roi azy

  • @PaulineMeuline
    @PaulineMeuline Před 26 dny

    Miaraka @ nilay zanaka vavy aho, ary marina niteneniny,

  • @user-ig6qs7hc7o
    @user-ig6qs7hc7o Před 27 dny +2

    Tsy hita akory zayfa azavani Jaojoby ,fa nareo ihany noni wata2 Téo pfff

    • @WATAWATAGASYTV
      @WATAWATAGASYTV  Před 27 dny

      mandika ny fanazava izay nataony zanany vavy amin teny gasy fotsiny no nataoko fa satria ny azy amin'ny teny frantsay

    • @zainabasoule9486
      @zainabasoule9486 Před 27 dny

      Cher monsieur jojoby vous n'avez pas a vous justifier ce lui qui n'a jamais commis de faute est un menteur.
      De plus les linges sale se lave en familles. Désolés le monde d'aujourd'hui se permettent de juger des choses qui leurs dépasse courage a vous le King de salegy

  • @dixiekong8671
    @dixiekong8671 Před 27 dny

    mety ve tompoko raha atao interview @ video mihintsy ilay olona concerné, eto zao tokony hita @ sary i Jaojoby manazava ilay olana

  • @hajarahajarizafy8829
    @hajarahajarizafy8829 Před 26 dny

    Avelao ny bandy hanao ny reviny fa mandalo ny eo antany

  • @tsavimbyangela
    @tsavimbyangela Před 26 dny

    @ magnarak zah efa tsy mitandregny eky fa mandainga, efa vognono hiheno fanazavanany Jaojoby kay tsisy aby puuuf😅

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Před 27 dny +5

    Pamosavy Fa tsy namana,

    • @felaniainadiamondra2284
      @felaniainadiamondra2284 Před 26 dny +1

      Zaho ndray tsy Miombona kevitra@nao. Za mieritreritra hoe: aleo( ho an'i Jaojoby) olona alefa fantatra toetra satria efa hitany fa nikarakara ny vadiny.....toizay hitady vehivavy hafa tsy hay oe miaingitraingitra sy ny sisa rehefa tonga ao an-tokantrano. Ary mety niteny ange ohatra ny vadiny oe refa maty aho dia mba vehivavy ohatra an'io namany io no alaina vady....

    • @agnesrato1231
      @agnesrato1231 Před 26 dny

      Tena marina ny voalazanao oe : pamosqvy ,
      Maty 1 vola zany lay lazainy fa namany dia efa bevokan vadin namany izy , zany oe : mety mbolq tsy maty akory lay msdama de efa nifampisokosikotra zareo ,
      NAMANY VE DE TSIMBA NISAONANY AKORY 😢😢😢
      Toetsaina mampalahelo

    • @agnesrato1231
      @agnesrato1231 Před 26 dny

      Pamosavy ny anarany , namanao maty , mbola tsy niheritaona efa niteraka @ vadiny ianao , zany oe : maty 1 volana izy de bevokan vadiny vehivavy milaza ho namany , zany oe : efa nifampisikosikotra zareo t@ lay vehivavy mbola narary , tsinisy fisaonany ny namany alory😢😢😢😢😢

  • @user-sf6oy5hb8k
    @user-sf6oy5hb8k Před 27 dny +1

    Mafy Maty vady aza omena tsiny

    • @felaniainadiamondra2284
      @felaniainadiamondra2284 Před 27 dny

      Sady ny lehilahy tsy afaka mipetraka irery Elabe izany

    • @agnesrato1231
      @agnesrato1231 Před 26 dny +1

      Izy hanambady hoy izy tsy olana aminy , fa izy nanambady ilay vehivqvy zay naman reniny ary heritaona nahafatesqn reniny de efa teraka sahady ilay vehivavy , donc , mety 1volana nahafatesan ndreniny zany de efa bevoka lay vehivavy naman dreniny , hafahafa ihany ary tsy ho vitako @ @ olona zay qtaoko hoe tena namako ( tsia )

    • @tanguyemi8254
      @tanguyemi8254 Před 22 dny

      @@felaniainadiamondra2284 na dia zany dia namany vadinao no niarahanao ,
      Olona mihinana ny mata sy ny masaka @ nareo ao??!!
      Tsy izy nanambady no halany zanany ,fa izy niaraka @ vehivavy nitsabo ,nanome fananfody ,namany Mamandreo

  • @lolafontaine5664
    @lolafontaine5664 Před 26 dny

    Tena marina loatra mampalahelo

  • @kelimatoykelimatoy8046

    Mpisolo vava Kay 😅😅😅 be resaka 😅😅😅

  • @olyrazakatsara
    @olyrazakatsara Před 28 dny +3

    Lava loatra ny sasin-teny.

  • @NanjaneMonja-on5yw
    @NanjaneMonja-on5yw Před 27 dny

    😅o

  • @weefiweefi6639
    @weefiweefi6639 Před 27 dny +1

    Koa zh t@ place zanany mba nagnanio edy natakoazy viavy vadiny jaojoby tsy mengatra mivadiky

    • @agnesrato1231
      @agnesrato1231 Před 26 dny

      Zay mihintsy , vao maty vao 1volana teo zany lay tena namany dia efa bevoka lay nilaza fa namana 😢😢 misy zavatra hafahafa

  • @VavitianaLoze
    @VavitianaLoze Před 27 dny +3

    Jaojoby diso tsitokony nabidabidany aminy vadiny tao antrano sipany ivelany fa mamoriky sady viavy io olo moasy zaho matoky fa nivonindro aminy voriky le vadibe tsiakombakombandro ndreky viavinany io

  • @PaulineMeuline
    @PaulineMeuline Před 26 dny

    Miaraka @ lay zanaka vavy aho.🎉