Velikost videa: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Zobrazit ovladače přehrávání
Automatické přehrávání
Přehrát
Merci ejema miheno anao aty an tany lavitra matsiaro tany navihagna !
Tsara le izy ka, tena tsara...
Tsara be ilay fanavaozana, j'aime
Mahay mihira Ejema e tonokira tsara daolo 😍😍😍😍misaotra é
Misaotra EJEMA E😊😊😊 Zah Tena mbola mankafy hatram'izao.
Mapanembona ny any tanana mintsy rangah ty hira ty a 2021 mbola makafy
mahafinaritra be ny hiran'i Ejema, mankasitraka amin'ny famoronana
Tena milay be ranga ah, hira nahatsiarovana ny fahazazana tany Ambanja izany, mankasitraka eram-po écran-tsaina ho an'ny manolotra
Sady kanto no mihaja lay hira.Fony zahay seconde sy Premiere.Mirary soa ho an'i Ejema
Tena tsara!! 💖💖
EJEMA aloha mahay e ! Maninona raha miverina asur scène indray eh ? Izay mihetsika ihany mantsy no hitan ' ny olona. Bonne continuation.
🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🔥🔥🔥🔥 milay Bro a
Makasitraka eh! Mafinaritra ilay hira . Misaotra nanome kanto
2022 tena mpakafy Ejema Aho h@zay.😘👍tsara tarehy Zaza gasy😂
Zaza gaasy samy amin'ny tsikiny ,samy amin'ny fombany,samy amin'ny hirany , tiko le izy ka
Tena Tsara be zany hira zany
2021 mbol tena makafy
Merci Ejema 😍😍😘
tena mafinaritry hira tolaha
le clip tsara , le hira kou mafinaritra.
thanks gidiola an
tena tsara be fa misaotra tam reprise e !
tsara fa makasitraka
Jadore
Nobla lesy
ANY AMIN`AY TV PLUS
mlay ee
💖💖💖💖
Tegna marina izany ku samby @ endriny
❤️
Tsara b
❤❤❤ #94
Merci
Merci ejema miheno anao aty an tany lavitra matsiaro tany navihagna !
Tsara le izy ka, tena tsara...
Tsara be ilay fanavaozana, j'aime
Mahay mihira Ejema e tonokira tsara daolo 😍😍😍😍misaotra é
Misaotra EJEMA E😊😊😊 Zah Tena mbola mankafy hatram'izao.
Mapanembona ny any tanana mintsy rangah ty hira ty a 2021 mbola makafy
mahafinaritra be ny hiran'i Ejema, mankasitraka amin'ny famoronana
Tena milay be ranga ah, hira nahatsiarovana ny fahazazana tany Ambanja izany, mankasitraka eram-po écran-tsaina ho an'ny manolotra
Sady kanto no mihaja lay hira.
Fony zahay seconde sy Premiere.
Mirary soa ho an'i Ejema