Tsara sy Lafatra tokoa, ny mpilalao tantara koa tena mahay ê ! Manan-talenta ny Malagasy ê ! Mankasitraka tompoko ô Fa mba Inona moa no "titre" ilay feon-kira "classique" mamarana ny tantara fa tena kanto koa ê-! Misaotra indrindra tompoko ô ! Mirary soa
Tsara be le tantara mankasitraka indrndra ❤❤❤❤❤
Tena tsara, Mankasitraka tompoko ❤❤❤
Misaotra betsak tena tsara be😍😍😊😊
Mankasitraka
Mankasitrk @ Gasy Rakoto fa tsar be lay tantar 😘😘😘😘❤❤❤
Merci
Mankasitrak oohh🙏
Mankasitra Gasy Rakoto an!🙏
Merci
Tsra lay tantara.
Mankasitraka fa tsara be ❤❤
Misaotra betsaka ô🇲🇬💖
Mankasitraka indrindra Tompoko 💋😘😘😘🙏🙏
Merci bcp
Msaotra indrindra ndray f vo iheno mintsy sad tonga arapotoana 🎧❤🙋♀️
Mankasitraka hatrany tompoko ♥️💋
Makasitraka hatrany
Vao iheno mitsy a
Mankasitraka fa tena tsara ilay tantara,misy hanatra maro ho raisina.
Tsara sy Lafatra tokoa, ny mpilalao tantara koa tena mahay ê ! Manan-talenta ny Malagasy ê ! Mankasitraka tompoko ô
Fa mba Inona moa no "titre" ilay feon-kira "classique" mamarana ny tantara fa tena kanto koa ê-! Misaotra indrindra tompoko ô !
Mirary soa
Mankasitraka tompoko 🎉
Zany ka tantara❤️❤️❤️
Misaotra betsaka ooo
Misaotra fa tena tsara be!! Mahazo valiny foana ny mpanao ratsy!!
Mercie bcp
Bjr daholo mampahatsiaro ahy tantarany vélo izany feonkira izany
Misaotra fa tsara be ilay tantara oh
Mankasitraka indrindra tompoko ô
Miandry fa gasy
Makasitra bedabe o!!
Mankasitraka indrindra tompok
Bsr Gasy Rakoto d miandry ampilaminn zahay mpankafy rhtr rampitso d mankasitraka anao lalandv Gasy Rakoto nizara ampitiavn hatrany manome fahafampo anay mpankafy rhtr d mankasitraka an RDB sy ny mpanortr ary ianareo mpilalao rhtr koa tompoko d soavamandry THT daolo ooh
Misaotra Melissa!
Misaotra indrindra
Hahahah ....le hoe nasainy hamelaka tehamainy anao a zay le hafatra mankasitraka rdb
Merci 😊
Tena tsara misy anatts mari,lesona ihany koa mankasitraka
Misaotra nizara e ! Mirary tontolo andro mahafinaritra
Tsara loatra indrindra le feon kira💜mba tiako fantarina le feon- kira azafady o misaotra betsaka
@@tiahyaventure2380 tena tsara mihitsy
Merci