Marka 16: 15 - Aleo mangina

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 15. 06. 2020
  • Angataho amin’ny Tompo mihitsy ny hahaizanao mangina, satria indraindray na mangina aza ny vavantsika, ny saina sy ny fo mitabataba tsy mijanona ary manozona mihtsy azy angamba ao anaty ao: efa tsy mangina ihany izany.

Komentáře •