DON-DRESAKA BASE TOLIARA DU 19 FEVRIER 2023 BY TV PLUS MADAGASCAR

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 13. 09. 2024
  • DON-DRESAKA BASE TOLIARA DU 19 FEVRIER 2023 BY TV PLUS MADAGASCAR

Komentáře • 27

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Před rokem +2

    Misaotra beaucoup Colonel FANAMPERA, mitsinjo ny vahoaka ny Toliara sy tontolo ihainana anao. ❤🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏

  • @ramamonjisoaroma2973
    @ramamonjisoaroma2973 Před rokem +2

    Misaotra anao Colonel Fanampera 🙏🙏Ray Amandreny tokoa iha Ary ho ela velo,Zahay koa tsy Mila base toliara Zao,Ary miombokevitsy aminareo.Ka magnino tsy sokafindrozy Somaman io nefa tsy nienkeny de najano,magnino base toy forcé nareo.

  • @vitorien8395
    @vitorien8395 Před rokem +2

    Mandehana à Moramanga anao Mana parfait fa potiky ny ao aminy fitrandrana nataony Ambatovy ao

  • @marguerittezanakoto9926
    @marguerittezanakoto9926 Před rokem +2

    Marina zay merci toliara

  • @vitorien8395
    @vitorien8395 Před rokem +2

    Ino avenir ho any Tanindraza eo Mana parfait

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Před rokem +1

    Marcel Tsiamby, maro Antandroy any aminay, mitovy foana zahay hitanay, nefa anao magnavaka samby anareo avy aminy faritra Toliara, tsy avy aminay ho anao.

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 Před rokem +1

    PLANTES endémiques aripaky ny gigemny @io base Toliary

  • @mampiandrajosselin1192
    @mampiandrajosselin1192 Před rokem +1

    zaho manokana tsy mankasitraka io BASE TULEAR io. Firy2 moa fitrandraha natao teto madagascar depuis colonisation, fa tsy misy miditra aminitsika vahoaka mivantana ny benefice, fa ny faty antoka ihany

  • @vitorien8395
    @vitorien8395 Před rokem +1

    Misaotra papa Fanapera 😍😍😍🤣

  • @FR-no2os
    @FR-no2os Před rokem

    Misaotra an'ingahy Tsiazonaly, misaotra an'i colonel Fanampera amin'ny fanazavana tena mafonja sy maharesy lahatra fa tena tsy ilaina ny fisokafan'io Base Toliara io.

  • @vitorien8395
    @vitorien8395 Před rokem +1

    Misaotra rangah Tsiazonaly🤣🤣🤣🤣😍

  • @fleurettekobel5797
    @fleurettekobel5797 Před rokem +3

    Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra , indrindra fa isika Malagasy tsy ankanavaka rehetra eto Antanindrazana eto !
    Mihaino anareo @ ilay ady hevitra dia izao : Ny fitrandrahana ny harena ankibon'ny tany dia tsy maintsy manimba ny totolo iainana 🤔 ninona no holazaina eto , fa ny tombontsoa takalony avy @ mpitrandraka no mampalahelo tsy tonga hoan'ny fiavana ny Tanindrazana , koa ny olana mahatonga isika samy Malagasy misarabazana tsy misy mifampihaino ny tena marina 🤔.Tena marina ny tenin'ilay Zandry lahy kely teo: ( aleo ny misoroka , toy izay.....☝️?). Ny mpitondra izay tonga eo dia, misy ny tsara misy ny ratsy 😏! Fa ny fitondrana misy @ izao kosa , dia miala tsiny fa tena betsaka ny lainga , ary ny kolokoly efa tsy hita ny holazaina🤔
    Masina ny Tanindrazana 🙏🇲🇬🌍

    • @anitaclara4347
      @anitaclara4347 Před rokem

      Tena marina anefa tsaroako tsara t@ 2018 députe 72 isa nanabataba t@ fitondrany Ranjao iny anefa niteny Tinoka roberto nanohitra io Baze toliara io .zao izy gina tsiheino mihitsiny

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Před rokem +1

    Misaotra anao Solonarivo Léon, tena marina ny voalazanao, fanjakana zao nanome lalana ireo BASE Toliara handringana ALA , nefa malagasy hanapaka Hazo hamboly Vary an-tanety, efa tsy mety fa misy 20 taona , nefa malagasy tompony Madagascar 🇲🇬, fa zao ireo vahiny hamono ny ALA nahazo nomeny fanjakana lalana, ty fanjakany Andry Rajoelina ty, ny vahoaka malagasy mihitsy no tsy tiany velona, vahiny no tiany

  • @hareau9345
    @hareau9345 Před rokem +1

    Et en plus tsy mahazo na ariary aza vaoka malagasy aotra ambatovy

  • @manantsolojudoreravelondra3655

    Miaraha anao ray aman-dreny...Ivereno jerena ny atao hoe Mesures d'atténuations sy Impacts négatifs. Farany tsy mitovy ny risques sy ny impacts. Ny zéro risques dia diso Ray aman-dreny Mana Parfait ny hoe zéro risque zany.

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 Před rokem

    Merci mon colonel

  • @estellesoumira7010
    @estellesoumira7010 Před rokem +1

    I Mana ty baka fa nikapokapoko, fa zatra mpandrebireby vahoaka ao Toliara ao, ndray Rano fa tsisy ao Toliara, taona firy koa Hazo igny lehibe .

  • @anitaclara4347
    @anitaclara4347 Před rokem

    Koa mbola Don-dresaka tanatiny volana ty tsy mbola naheresy ty Nafana be hadihevidy hitako nalaky vita 👂👂👂

  • @lapurelapure6326
    @lapurelapure6326 Před rokem

    MDR nay Zéro risque hoy eee😂😂
    Hita fa tsy mandeha en Australie any Mr Mana io.
    Base ressources io avy Australie dia io manidy ny Industrie base minière any Australie de lasa any Afrique reo
    Maimaiky mamarotry tanindrazana avao
    NO BASE DE TOLIARA

  • @jeaninedesort5447
    @jeaninedesort5447 Před rokem

    Règlement des comptes be zany tsy misy diso

  • @janyrasoazanamavo8326

    Mafana ny ady hevitra sady intéressant. Saingy ny tokony ho tsipiana fa tsy nisy président erak’izao tontonlo izao nahavita ny programany nohony 2 ans arrêts ana covidy. Ny mpitondra rehetra dia ny tondra ny fireneny juste 2 ans et demie. Ka tsisy asa vita en 3 ans izany matoa élu 5 ans ny filoha mpirenena.

  • @raymondvelontana7128
    @raymondvelontana7128 Před rokem

    Lasa mirefarefa be ny ady hevitra ary mahamenatra eto anatrehan'izao tontolo izao. Mitaky DOCUMENTS MIKASIKA NY ANTONY ANOHERANA NY FITRANDRAHANA HATAON'NY BASE TOLIARA ny Député MANA Parfait, inona moa no antony TSY ANOMEZAN-DRIZAREO IZANY DOCUMENTS AHAFAHANAREO MANOHITRA IZANY DIA TAPITRA NY RESAKA? Fa lasa tabataba sy fagnafaham-baraka no atao .

  • @ravaonirianafanjaniainamar9506

    Tena grave koa afera bas Toliary Ty ka Raha za no mpitondra fanjakana Dia ovaina projet hafa Io fa Ady Io tsy vita mandrapafaty olobe Toliary reo 🤣🤣🤣

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Před rokem

    Zavatra 2 ihny no fifidiananay olona.1..olona tsy nandats draa n'y mpiara belon...faha 2.olona nahavita zavatra betsaka hoanay vahoaka..zay ihany