ALALINO KOBA

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 16. 09. 2016
  • Ny fomba fanamboarana ny Koba voanjo
    Comment c'est fait le Koba Voanjo, ce douceur typiquement Malgache très célèbre au tranche fine!
  • Zábava

Komentáře • 2

  • @olgarakoto5728
    @olgarakoto5728 Před 6 lety

    Ho avy ny vazaha hangalatra ny recette - nao fa mailo! Chocolat an'i Madagasikara no tsara indd fa aza atakalo izany, aleo mividy. Ataovy lafo vidy rehefa mandalo ny vahiny fa mendrika izany ny asa-tànananareo, be ny fotoana lany tao, indd ny mahandro azy. Sakafo mendrika tokoa no ataonareo ary tsy manan-tsahala eran-tany.

  • @heryandrianarivelo8294
    @heryandrianarivelo8294 Před 6 lety +1

    Torohevitra kely mba tiana atsipy ; mahaliana tokoa ny fandaharana, saingy ho an'ny mpakasary dia aleo tompoko mba ilay akora na ny zavatra sy toerana fahandroana azy no aseho @ sary fa toa ilay olona manazàva foana no hita nefa izy ireo tokony hampiseho ireo fitaovana ampiasainy ka rehefa hitan'ny mpijery ireo rehetra ireo vao miverina eo @ ilay mpanazava ny sary. Misaotra tompoko.