Video není dostupné.
Omlouváme se.

Tadiavo Jesoa by LA Chorale

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 17. 05. 2020
  • Version a capella - TADIAVO JESOA - LA Chorale

Komentáře • 11

  • @AndyANDRIANASOLO-on9ex
    @AndyANDRIANASOLO-on9ex Před 2 měsíci

    🙏🏽

  • @l.r3321
    @l.r3321 Před 4 měsíci

    Tsara be!!

  • @FidiniainaRABENANTOANDRO
    @FidiniainaRABENANTOANDRO Před 2 měsíci

    Mahafinaritra e, mankasitraka, hira fihenoko rehefa tojo olana kely

  • @voaharymaitso6480
    @voaharymaitso6480 Před 3 lety +3

    Moa ny entanao ve mila tsy ho zakanao ?
    Ka mandia irery lalan-tsarotra izao
    Mahatsiaro irery sy mahantra ve ianao
    Tadiavo Jeso f'Izy mitady anao
    Izay vavaka tena avy ao am-po reny avokoa
    Ka valiany ianao isan'andro izao asiany soa
    Raha sendra manjo, tadidio f'izao atao
    Tadiavo Jeso f'Izy miandry anao
    Moa ny fiainanao ve mampivadika ati-doha
    Ny ho avinao ve tsy azo antenaina koa
    Efa mila hamoy fo sy ho kivy ve ianao
    Jeso no antsoy 'zao ankehitriny izao

  • @ranaivosonjoel317
    @ranaivosonjoel317 Před 4 lety +1

    Tsara be nanaovanareo ilay hira.

  • @hyweljones8026
    @hyweljones8026 Před 4 lety

    Brilliant, thank you.

  • @nyainaalinjaka9507
    @nyainaalinjaka9507 Před 3 lety

    Tsara dia tsara❤

  • @Erick-do9bz
    @Erick-do9bz Před rokem

    Tsara be

  • @dinaheriniaina4952
    @dinaheriniaina4952 Před 3 lety

    Tsara loatra ilay hira.Misaotra indrindra fa sady tsara no mampahery

  • @SetaRAKOTO
    @SetaRAKOTO Před 3 lety

    Miala tsiny fa be sira loatra ilay izy hanaovanareo azy.