Velikost videa: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Zobrazit ovladače přehrávání
Automatické přehrávání
Přehrát
Matoky ny foko miaraka Aminao Tompo ô!
Tsy manana ianteherana marina ra tsy teo ny Tompo nihazona .Amen
Misaotra Tompo fa na dia ao anatin'ny ady mafy sy mampatahotra aza aho di tsy hangorohoro satria azoko antoka fa eo foana ny Tananao miazona ahy, mitantana ahy, manaloka ahy manoatra noho ny mpandresy aho manana ANAO, haleloia!
Miaraka aminao aho Tompo o!!! tsy mba manana ahiahy na oviana zany.. misaotra e!!! feno ny foko.. ❤ Ampitiavana feno.. 👌❤👌
Mampahery beuuu .....zany mhtsy Tompo ihany no azo hianteherana é!!!!! tsy andriko zay ahatongavako any hangalako hery ao MRE
Misaotra Jesosy Tompo mbola afaka matoky fa eo foana Ianao mihazona ahy, Amen !!!
Misaotra ny tompo noho ny fanomezany talenta ny mpanompony RANJARISON Jocelyn.GOD bless you
MIHAZONA AHY NY TANANAO TOMPO O! AMEN!
tena matoky anao zahay jesosy oooooooo
Mihazona ahy ny Tananao, satria Ianao Tia ahy ianao, Tompo mandarakizay!
tena tsara na ilay toniny na ny sary!Deraina lalandava ny Tompo nanome mpanompo mahatoky sy manga feo ka hoentiny hidera ny mpamorina azy isan'andro
LAZANIRINA Radomalala l
Tompo o,misaotra fa nihazona ahy ianao t@ diako hatrzay na tsy mendrika anao aza ah
tena miazona sy miaro anao jesosy kristy
Mihazona ahy ny Tananao ! Amen
tiko lôtra ty hira ty...merci eh
Tsara Jehovah
Tsara lotra n tompo
Amen
DIEU est AMOUR
Lavitra ahiahy ny manaradia ny TOMPO,ary tsy niova mitsy Baholy an !
Tompo mandrakizay hianteherako! afaka ireo ahiahy
mihazona sy miaro antsika ny tompo
tsy manan-tahotra aho mialoka aminao TOMPO
Matoky Anao aho Tompo!!!
Mba mangataka toniny merci
+sonya rinah Rasolohery tononkira.serasera.org/hira/baholy/mihazona-ahy-ny-tananao
tiako tiako tiako
tsy misy ahiahy ao miraka @ jesosy kristy
#baholy
tsara b mihnts le hira
hainy Nathanël be io hira io an