Tantara gasy: SEDRA- Tantara RDB -⛔️TSY AZO AMIDY⛔️

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 21. 08. 2024
  • Tantara RDB
    Indray mihaino

Komentáře • 33

  • @MalalatianaRazafiarison

    Efa heno fa niverenana .Tsy mankaleo..Merci

  • @hanitriniainaestelle75
    @hanitriniainaestelle75 Před 2 lety +2

    Mankasitra sahady ô 😍😍😍😍

  • @holimalalatahiry4994
    @holimalalatahiry4994 Před rokem +1

    Afohezina dhlo le tantara de lasa tss tsirony tsony

  • @mariellaferinande7953
    @mariellaferinande7953 Před 2 lety +1

    Misaotra betsaka nizara Tokampo vao hieno ato 💕💕💕👌

  • @roz1046
    @roz1046 Před 21 dnem

    Tantara re zao,mankasitraka nizara,fa na izany kosa alo ny sedra mahazo tsy amarotana trano zany

  • @elisearthemise6734
    @elisearthemise6734 Před rokem +1

    Misaotra indrindra tompoko, fa tena mahontsa ny mandreha n'y tantara , zavamisy heo aminy fihainana izao ,be ny mpihalona indrisy ry tany feno setrasetra merci beaucoup

  • @tianarakotomalala7942
    @tianarakotomalala7942 Před 2 lety

    Henoko ihany na dia efa henoko🎧 aza fa tokoa sady tsara 💐🎧💐

  • @enindratrerabellaursula7433

    Mankasitraka indrindra Fa tsara be sady misy lesona tsara lay miavonavona rehefa misy 😍😍😍

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 Před 2 lety +2

    Misaotra sy mankasitraka ary mankatelina tegna mampalahelo be lay tantara 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 😍 🥰 🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏻🙏🏼

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 Před 2 lety

    Mivoaka ato sahady . Merci nizara ooo

  • @KiadyAntsaniaina
    @KiadyAntsaniaina Před 3 měsíci

    mahafinaritra e msotra betsaka ny page gasyRAKOTO E

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 Před 2 lety

    Meric boucoup eh 💕 💝 ❤️

  • @rinnalaurette2859
    @rinnalaurette2859 Před 2 lety

    Mankasitraka ooooh ❤️ ❤️ ❤️ ❤️

  • @aikomarhy2829
    @aikomarhy2829 Před 2 lety

    Vita vetivety ny asa mihaino anareo👂🏿

  • @coulimanantsoa70tana
    @coulimanantsoa70tana Před 2 lety

    Misaina mpanoratra sy mpilalao, tsara tkou 👍👍🥀🌹

  • @kenysyfleuri3645
    @kenysyfleuri3645 Před 2 lety +1

    Misaotra. Nizara e 🥰

  • @narindraniaina9634
    @narindraniaina9634 Před 2 lety

    Misaotra sy makasitra indrindra ooo 😘😘❤️❤️

  • @rafarantsa5072
    @rafarantsa5072 Před 2 lety +1

    Lavitra be am logique le tantara.
    manana assurance ra sté may zany e, trano voaroba, carte bancaire vao very de miantso banque.
    Ra niara nianatra izy 2 de le Fitia koa zany efa kel sisa de ivoka dokotera, aiza de oe lasa mikil, sady ol be ambopo .
    Dadany ve manana diplôme deba de lasa gardien,
    Misaotra nizara hatrany, mahay ny mpilalao

  • @vivianeraminosoa2159
    @vivianeraminosoa2159 Před rokem

    Misaotra nizara!! Tsara be!!

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 Před rokem

    Tsara ilay tantara fa misaotra ny mpizara.

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 Před 2 lety

    🎧🎧🎧🎧🎧

  • @apop3771
    @apop3771 Před rokem

    Merci bcp

  • @rovasoa
    @rovasoa Před 2 lety

    Misaotra nizara de misaotra ny mpilalao rehetra fa tena mahay tokoa👍👍💕

  • @rantorandriamaholisoa-yq3vr

    Abusé ko le feo-kira

  • @kemberlynatacha304
    @kemberlynatacha304 Před 2 lety

    Mampalahelo be,mankasitraka nizara hatrany ho any mpakafy o

  • @miangalyfinona8595
    @miangalyfinona8595 Před 2 lety

    Makasitraka bedabe o!!

  • @daniellerasoafara8143
    @daniellerasoafara8143 Před 2 lety

    Misaotr indrindr anareo nampita Anatr misy isaitsainn rehef misy n zavamitranga ts apoizina

  • @ramanandraisoahantarakotom6388

    Mbol mankasitraka hatrany e

  • @juannasaryah6570
    @juannasaryah6570 Před 2 lety

    Misaotr nizara atran @ gasy rakoto

  • @perpetueraharisoa1888
    @perpetueraharisoa1888 Před 2 lety

    Mankasitraka indrindra tompok

  • @ramanandraisoahantarakotom6388

    Mbol mankasitraka hatrany o

  • @fc1ap429
    @fc1ap429 Před rokem

    Hhenrlratsimbazafy

  • @sidonie6764
    @sidonie6764 Před 2 lety

    Mankasitraka indrindra Tompoko o 🧡🧡🧡💗💗💗💗💗indrisy ry fiaignana 💗💗💗💗🧡🧡🧡🇲🇬🇲🇬🧡🧡💚💚💚💚💚💚🇰🇼🇰🇼💜💜💜💜💜💜💜💜💜💜