MANIFESTATIONS - L’opposition privée d’Ambohijatovo et d’Analakely

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 13. 09. 2024
  • MANIFESTATIONS - L’opposition privée d’Ambohijatovo et d’Analakely
    Le rassemblement politique annoncé par l’opposition n’a pas eu lieu ce samedi. Les forces de l’ordre ont mis le paquet pour quadriller le terrain, d’Antsahabe à Antanimena, en passant par Antanimbarinandriana, bloquant toute possibilité aux opposants de se regrouper et d’entrer à Ambohijatovo et à Analakely. La journée a plutôt été calme même si les marchands et les boutiques du centre-ville ont, entre autres, fait les frais des événements

Komentáře • 72

  • @didierrasolofohery2397
    @didierrasolofohery2397 Před 3 lety +5

    MPITANDRO NY FILAMINANA DIA NATAO HIARO NY VAHOKA FA TSY HIARO SEZA ,,, raha nijery tsara an'ity ny tenako TSY izay teneninareo mahazo MICRO no marina ,,, raha niteny ny SEG d milaza fa hoe maninona raha milamina ,,, d ngah nisy korontana ireo fa tsy KORONTANINA na mpivarotra aza

  • @voahiranalalaoranirihariso1570

    Vonona hiady mitsy reto emmo reto

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Před 7 měsíci

    Zaho Aby nahita tody. Fa Aza MBA mpanao ratsy ambonytany

  • @nivorazafimanana432
    @nivorazafimanana432 Před 3 lety +6

    Aza dia mety adalain’ny mpanao politika @ tombotsoa ho azy manokana Mba eritrereto hoe inona no azonao hanongam panjakana indray , ry zareo hahazo seza dia ho tsaroany ve ianao ??? Na ny anaranao aza tsy fantany akory 😱😱😱

    • @didierrasolofohery2397
      @didierrasolofohery2397 Před 3 lety

      zan foana le fandementsaina fa na efa mihinan ny fatiny izao mbol izan foan ,,, d nanao inona ieo olona ireo @nao

  • @mpivahiny1094
    @mpivahiny1094 Před 3 lety +1

    Lé diaspora France mba Tongava aty fa aza be vava fotsiny any e! Jerevo fa biby tsy misy lohany izahay aty

  • @jhennieandreah1688
    @jhennieandreah1688 Před 3 lety +6

    Ireto mpitandro ny filaminana ireto mihitsy no tena mampikorontana vahoaka

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 Před 3 lety +1

      TSY NY MIARAMILA MIHARO NY VAHOKA NO MANAKROTANA FA RETO MPANAKROTANA RETO NO TOMPONADRAIKITRA @ IO
      EFA DAKANY MPIVAROTRA KOA IZY REO

  • @appskwt829
    @appskwt829 Před 3 lety +1

    Bravo mpitandro filaminana ataovy fa mety

    • @didierrasolofohery2397
      @didierrasolofohery2397 Před 3 lety +1

      Rahampitso , rahafakampitso mbola ho tsapanao izany hoe mety tokoa izany ,, ny anio aloha mety amin'izay mahazo tombony

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 Před 3 lety +5

    Ry mpanao tifi-danitra @ Malagasy o ! Boribory ny tany fa tsisy rirany ihafenana akory !!!!

  • @juliennerasoahanitriniaina8145

    Tsara be e

  • @vohimarina9546
    @vohimarina9546 Před 3 lety +5

    O ry mpomba an'ilay nanongampanjakana t@ 2009 miserasera ato a! Izao no fantaro raha mbola tsy fantatrareo!
    Mpanongampanjakana io olona lelafinareo io! Mpangalatra seza ihany koe t@ fifidianana fa tsy lany mihintsy! Manao revin'ny mafia, manodina ny volambahoaka sy ny harempirenena, mifikitra mafy @ io seza nangalariny io! Ka nangalarina dia fikirina mafy e! Tsy tadidinareo angaha ilay fiteniny hoe: Hena antanantsaka i Madagasikara? Izy izany izao no saka! Mbola tsy tara ary dia aza dia mihaino Viva loatra e! Manana fijery hafa @ izay!

  • @maminirinaeulalie9504
    @maminirinaeulalie9504 Před 3 lety +4

    Merci pour l ordre , fay tsara zay voasambotra , izay mihitsy no mety @ ireo mpiara manondrana mafihatoka te hanakorotana firenena

  • @georgettesteiner8091
    @georgettesteiner8091 Před 3 lety

    hiarôooooh fitiavategna avao gn ahatapaka gn ppassion Gendarmes tratra zany ,mapanahelo

  • @rivorakoto1852
    @rivorakoto1852 Před 3 lety +3

    Ataony panao politique fotaovana

  • @checkitup4222
    @checkitup4222 Před 3 lety +7

    dictature sauvage - Quels sont les droits de l'homme ?
    La liberté, la propriété, la sûreté et la résistance à l'oppression.
    Les droits de l'homme sont les droits inaliénables de tous les êtres humains, sans distinction aucune, notamment de race, de sexe, de nationalité, d'origine ethnique, de langue, de religion ou de toute autre situation. ... Chacun a le droit à la liberté d'opinion et d'expression, au travail, à l'éducation, etc.

  • @juliennerasoahanitriniaina8145

    Ataovy manonjanonja mintsy reo miaramanonja reo e, aza mamono fotsiny fa sambory daholo ze mitady hanakorontana

    • @tianacaro2398
      @tianacaro2398 Před 3 lety

      Dictature

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 Před 3 lety +4

      TENA MARINA ZANY SABORY DAHOLO ZAY REHETRA NANAKROTANA
      AZA MISY AVELA MITSY FA TSY FOTAONA NY KROTANA ZAO , NY VAHOKA KO EFA LEO ZANY KOROTANA ZANY
      FA TOKONY ILATSAKA CANDIDAT @ 2023 REO VERY SEZA FA TSY MANAKARAMA VAHOKA IHARO NY SEZANY
      MITADREMA NAREO APESAINY

  • @tianacaro2398
    @tianacaro2398 Před 3 lety +4

    Tena mampalahelo ny zavamisy aty mada, indrisy 😭 😭

    • @sakaymena209
      @sakaymena209 Před 3 lety +5

      Dahalo no nahazo fitondrana t@ doublons tsinona e!

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 Před 3 lety +1

      @@sakaymena209 AZA ZANY DOUBLON ZANY FONA NO VETESINA FA ANOTANIO REO PITONDRA TALOHA FA REO NO NANAO ZANY , REO NO NANAO NY LISTE FIFIDIANANA
      PRESIDENT LANY BAHOKA ARADALANA IO
      SAO DIA DAHALO PANAKOROTANA ZAO NO EJEHANA , APINY REO VAKOKA PIVAROTRA FA LEO NY VAHOKA

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 Před 3 lety

      Iza no fototrizany fa tsy ny mpanakrotana alao alaminy miaramila

  • @poupettedaniella4475
    @poupettedaniella4475 Před 3 lety

    Zao foana no fiainatsika gasy any Madagascar any. Efa mitrongy vao homana noana mosary mbola tsy mahay mihaina ihany. Ny panao politika nefa efa manana ny azo atao oe ampy fa tsika vahoaka manaiky rebirebena . Mba mieritrereta ihany tsika vahoaka fa tsika ihany no ianjeranio rehefa avy eo . Tsisy oanina ka ny asa tsinona voaelingelina kou

  • @hantamg4945
    @hantamg4945 Před 3 lety +2

    Mba avelaho ny vahoaka hitady vola fa efa sahirana
    Zay tsy mahazo seza dia manakorontana matsiravina
    Ny vahoaka manjinik no mijaly fa nareo depute mandray vola isambolana

  • @avosoaandriaharinaivo9522

    vahoaka tanam-polo tsy nangalatra no samborina. fa ahoana???

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 Před 3 lety +2

      Mato reo nosaborina de misy zavatra nataony mapiatra ny lalana sy manao ny asany reo mitadro ny filaminana sy miharo ny fanany vahaoka

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 Před 3 lety +1

      Tanam-polo ???
      TAO NO TRATRA NIZARA VOLA , TAO NO TRATRA NISY VATO TAO @ SAC A DOS
      AZA MITSARA BE MATSINA REHEFA TSY MAHALALA FA TSY NOSABORINA @ TSY MISY ANTONY RENY

    • @avosoaandriaharinaivo9522
      @avosoaandriaharinaivo9522 Před 3 lety

      @@joliorakotovao3835 izany a??? ary ahoan le tonga d nosamborina b iren ary tong d miampy vono???

  • @gasytezitra8909
    @gasytezitra8909 Před 3 lety +7

    INONA MARINA MOA NO HISAMBORANA NY OLONA? NANGALATR SA NANDROBA MAGAZAY SA NAMONO OLONA IZY? KA IZA MARINA NO MPANAKORONTANA? AZA. ANONS MANDRAKIZAY IANAAREO SYNY TAARA AKAREO FARA MANDIMBY MAMPIHOROHORO VAHOAKA TSY NANAO NA INONANA INONA TONGA TANAM-POLO HIHAINO NY SOLOMBAVAMBSHOAKA NOFIDISNY!!

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 Před 3 lety +3

      MISY ANTONY MATO VOSABOTRA RENY NY HENO FOTSINY ZAO DIA NISY NIZARA VOLA, NISY KOA NITONDRA VATO TAO ANATINA SAC A DOS FA TSY REO VOLAZANAO REO IHANY , ARY AZA AVADIKA NY RESAKA NA FRONONA

  • @rixdjani6143
    @rixdjani6143 Před 3 lety

    Mapalaelo ity firenena ity.

  • @victorratiarisoa3210
    @victorratiarisoa3210 Před 3 lety

    otrany akanjo STAR le menamena itako teo a

  • @oliviakhalifahanitriniaina1614

    Mapme b reto piaro seza tsy mandinik

  • @itodyreafassah9751
    @itodyreafassah9751 Před 3 lety

    Tsy tokony atao olana intsony ny famoriam bahoaka fa vao mailka miteraka korotana ny fanakanana

  • @georgettesteiner8091
    @georgettesteiner8091 Před 3 lety +1

    le saka mainty Reny hoatrany ranjanana B daholo an ! Gasy avao indreo ao io ????

  • @victorratiarisoa3210
    @victorratiarisoa3210 Před 3 lety

    Inona koa no tsy mety aminéilay zoky nibaiko baiko iny
    .......§§§/////...??????

  • @socrateracyclone6349
    @socrateracyclone6349 Před 3 lety

    Tena henjana izy izany

  • @andrianarisonnjato1667

    mahantra ara-tsaina loatra ny oloko.

  • @vanonanekenaandrianjaka6728

    Ny fijeriko Dia tsy Tonga saina @fijaliana mahazo anareo intsony nareo vahoaka malagasy.....!. Tsy tomponan'ndraikitra aminy toejavatra misy anareo. Fa faly mahita ny fivoarana misy eto @firenena ftsn fa tsy miantraika @nareo akory Ilay fivoarana🙏

  • @rivoramanandraibe5069
    @rivoramanandraibe5069 Před 3 lety +1

    iza no tena panakorotana am zao????

  • @gabrielzamor7875
    @gabrielzamor7875 Před 3 lety

    Fidio iany zao ny vokony ita maso sady ny baribary zakao nenareo

  • @gilbertrakotomalala40
    @gilbertrakotomalala40 Před 3 lety

    Olona ambony amin'ny fisainana ambany itony mampiseho habibian-panahy itony.

  • @gastons9201
    @gastons9201 Před 3 lety +5

    Dictature

  • @sakaymena209
    @sakaymena209 Před 3 lety +2

    Mbola ho avy ny hihinan’elah ny iem vao mafana ry cowboy mpiandry gisa ah! Aza afenina ny endriky lisany mpitandro filaminam-poza ireo raha lehilahy e!!!

  • @rivorakoto1852
    @rivorakoto1852 Před 3 lety +1

    Le vaoka mora manipulane

  • @ajfandriana3559
    @ajfandriana3559 Před 3 lety

    Mety be amiko

    • @didierrasolofohery2397
      @didierrasolofohery2397 Před 3 lety

      ka tsy ianao irery no atao hoe MALAGASY ,,, tsy ny mety amin'ny olom-bitsy no atao hoe METY

  • @BabyBaby-hp9kf
    @BabyBaby-hp9kf Před 3 lety

    NDRISY RY DICTATEUR! Inon zao nisamborana le anakiro 2 tsy niantso olona t@ megaphone kory, tsy nanakorotana, tsy nanao ninoninon fa de lay ray mo notondron'lay mpomba fitondran, ny iray nande fotsiny fa izy 2 de samy nanao akanjo mena. Jadona zany. Famoretana. Na nitondra le badge az inon no olana ref tsy nanakorotana izy ireo, tsy niantso2 akory hitolona... Ssss, Izao no atao hoe JADONA, mitovy faha-Ratsiraka, sa izy ko no mpanolotsaina matanjaka ao?

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 Před 3 lety +2

      Mahato reny nosaborina dia misy nataony fa reny tsy ho saborina @ tsy misy antony

  • @jelenasadomaso4182
    @jelenasadomaso4182 Před 3 lety +1

    o ry rmdm ? aey toa voatora ianareo ao analakely? efa firy asabotsy izao fa toa vao mainka mandetika jalum bahoaka tsy hitady anareo fa toz td mety rototra hanardia anarei ny vahok e , toa maniraka anereo hiandry 2023 foana ny vahoak e?????

    • @didierrasolofohery2397
      @didierrasolofohery2397 Před 3 lety

      fantarao ve ny tena famaritana ny teny hoe VAHOAKA izany ry namana ? mba aleo mandinika izay vao miteny ary aza miteny vahoaka raha tsy mahay ny tena atao hoe vahoaka

    • @jelenasadomaso4182
      @jelenasadomaso4182 Před 3 lety

      @@didierrasolofohery2397 ny vahoaka aminao dia vahoaka miaro mpanao politika izay hiaro ireo mpitondra naloam bahoaka nambotry ny firenena noho ny kolikoly manara penitra sy fitiavantena. ka zay no tena vahoaka aminao .vahoaka miaro ny tombon tsoamanokan ny sasany. voila.samy vahoaka na iano na ny tenako fa samy mijery hoe inona no mahasoa.inona ny ts mahasoa..maty nyfidiram bolan ny mpivarotra analakely noho ny hetraketrakin ny sasany.. nanome indamnité fatiantoka n ireny mpivarotra ireny ve ny rmdm mitatatata be vava am radio ireny? miandrasa 2023. mahandry 2023 ny tenako vahoaka. am 2023 mifampitsara.

    • @didierrasolofohery2397
      @didierrasolofohery2397 Před 3 lety

      @@jelenasadomaso4182 sao mba izao FITONDRANA ankehitriny izao no lazaainao ?

    • @didierrasolofohery2397
      @didierrasolofohery2397 Před 3 lety

      @@jelenasadomaso4182 fa mandeha tsara ny fiainanao sy ny an'ny vahoaka 25 tapitrisa ? Ary izay foana le mahamaizina ny saindRamalagasy ary vohizina foana ,, tsy voatery HANONGAM-PANJAKANA ry namana no midina an-dalambe ary mazava ny tiana atao eto fa HANAO TATITRA ny solom-bavam-bahoaka ,,, misy porofo io teny io avereno henoina ny tenin'ny Mme le Minitsre ny communiquation

  • @marguerittezanakoto9926
    @marguerittezanakoto9926 Před 3 lety +1

    Madagascar mapanahelo

  • @andriag77
    @andriag77 Před 3 lety

    Moramora kokoa izany ny mihazakazaka etsy sy eroa manenjika olona tsirairay noho ilay hoe encadrer-na fotsiny ao Ambohijatovo ireo olona ireo dia izay mihoa-pefy no faizina. Sa ilay kianja mihitsy no tsy foy! Nefa nomena anarana hoe kianjan’ny Demokrasia☹️

  • @oceannomena7860
    @oceannomena7860 Před 3 lety

    manja be daholo ireo olona

  • @sierraromeo8437
    @sierraromeo8437 Před 3 lety

    Tondro molotra dia maha voasambotra

  • @victorratiarisoa3210
    @victorratiarisoa3210 Před 3 lety

    azo ataon'ny polisy ve ny manidy tsenan'olona miasa mivarotra amin'ny fiainany andavan'andro tompoko???? dia efa mapme le tsy mahay n'inoninona ireto, olontsotra de atositosika treromina , indraiandro any hisy hitoraka avy any amin'ireo varavarakely eo ambony ireo elisany de efa bala réelle vé ny amin'ireny basy ireny kkkkkkkkkk

  • @mijororanaivoraminosoa2559

    Mibaribary tanteraka ny jadona.

  • @mangidy8058
    @mangidy8058 Před 3 lety

    Maninona dia mandainga, tokony manao démission ianao, équipe n'y Andry Nirina Rajoelina Menteur Professionnel, sy mpanao dictature. N'a général ianao, na directeur ianao dia hifankahita izaho sy ianao ry mandainga any amin'ny afobe, fa ianao mialoha lalana, satria managadra olon'Andriamanitra tsy amin'antony. Ho Gaga ny fianakavianao satria antsoin'i Andria manitra tsy ela hody ianao ry besatroka

    • @joliorakotovao3835
      @joliorakotovao3835 Před 3 lety +1

      SAO DIA ENAO NO ATSONY ANDREMANITRA @ TY VAVANAO FENO FAKAHALANA SADY FENO HOZONA LÔOOOZA !!!!!!