Danny Gokey - Haven't Seen It Yet (MALAGASY COVER by TEFY MUSIC)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 30. 01. 2022
  • Version malgache de la chanson « Haven't seen it yet » de Danny Gokey.
    Abonnez-vous !
    Suivez-moi sur Facebook : / tefymusicofficiel
    La version originale : • Danny Gokey - Haven't ...
    La version instrumentale : • Danny Gokey - Haven't ...
    Traduction malgache par Tefy Music
    PAROLES :
    Efa impiry nivavaka, nangataka tamin’ny Tompo ianao,
    Nefa mbola tsy nahazo valiny hatramin’izao ?
    Efa impiry nijaly sy nandatsa-dranomaso ianao,
    Dia mbola mitohy foana izany hatramin’izao ?
    Aza adino anefa ireo zava-drehetra nataony
    Izay mbola afaka averiny atao aminao
    REFRAIN :
    Fa toy ilay masoandro
    Miandry ao ambadiky ny haizin’ny alina
    Ka mahereza, minoa, matokia
    Mety mbola tsy hitanao ilay valim-bavakao
    Mety efa eo fa tsy tsapanao
    Na koa nomeny fa nolavinao
    Mahereza foana, manantenà foana
    Mety mbola tsy hitanao ilay valim-bavakao (Ooooh)
    Mety mbola tsy hitanao ilay valim-bavakao (Ooooh)
    Mety mbola tsy hitanao
    Fa nefa Nalaminy ny fandaharam-piainanao
    Ireo tsara sy ratsy izay hainy fa hankahery anao
    Koa aza manahy mihitsy, efa momba anao i Jesoa Kristy
    Satria noho ny Fitiavany anao no nahafatesany, Oh !
    [REFRAIN]
    Voninahitra ho Azy irery
    Ny Fitiavany no lehibe indrindra
    Mbola ho ampifaliany ianao
    Amin’ny endrika tsy nampoizinao, raha mino ianao
    [REFRAIN]
    #TefyMusic #DannyGokey #HaventSeenItYet #MalagasyCover #Cover
  • Hudba

Komentáře •