injao fa miantso ahy

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 29. 12. 2012

Komentáře • 99

  • @aimeravalimanana4516
    @aimeravalimanana4516 Před 9 lety +20

    Misaotra an'i Brice Randrianasolo nampita ity hira ity amin'ny besinimaro. Ilay namorona an'ity hira ity mihitsy no miventy azy eto miaraka amin'ireo Tanora katôlika ao amin'ny TARIKA VETSON'AINA eto Ambatolampy - Route d'Antsirabe.
    Mankasitraka e. Hoy i Aimé RAVALIMANANA - Mpamorona an'io hira io (Ambatolampy)

    • @aimeravalimanana4516
      @aimeravalimanana4516 Před 5 lety +5

      INJANY FA MIANTSO AHY no tena lohatenin'io hira io, araka ny namoronan'ny tenanay azy tamin'ny Alatsinainin'ny Paka - taona 1983 tao Fianarantsoa (Mahamanina). De nisy nanova hoe "Feon'ny Fitiavana" taty aoriana. Ny zava-dehibe indrindra tokony hifantohana eto dia ny hafatra maningotra ny fiainantsika raketin'ny hira manontolo. - Hoy i Aimé Ravalimanana mpamorona an'io hira io manontolo (Tonony sy Feony).

    • @jomong2885
      @jomong2885 Před 3 lety

      Merci bcp Aimé, fa tena tsara be! Ahatsiarovako ny fiainana tany Tsivory (Amboasary-Sud)

  • @formationqgisamadagascaror287

    Tiko be ity hira ity, fa mampatsiahy ny nialako voalohany tao Madagascar, ary tena nanohana ny foko mihitsy, hany ka lasa tonga hery sy ampinga isaky ny mihiry azy io aho, Hira nihirainay mianakavy indray hariva ny andro Zoma izay,

  • @andryrahajamanana2992
    @andryrahajamanana2992 Před 7 lety +6

    Tompo o arovy izahay @ fivahiniananay ety mba tsy ho voarebirebin ny filamamitak izao tontolo izao...amen

  • @odarbfitiavna1278
    @odarbfitiavna1278 Před 5 lety +2

    MBA tsofirano tsara ré,Ty mpivahiny inty.fa lavitra ny lalana ka mila ny tso.drano hanambina ny dia''Amen

  • @michavhabg7509
    @michavhabg7509 Před 5 lety +2

    Tompo mifona @nao rè zahay avelao ny helokay , mangataka famindrampo !avy @nao ny zanakao ! Voninahitra aniè ho anao ri tompo Amen🙏

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 Před 3 lety +2

    Que de très bons souvenirs cette chanson. Merci beaucoup pour le partage 🙂🙂🙂

  • @rijarandriambololona461
    @rijarandriambololona461 Před 5 lety +3

    Zah protestant fa izany no hira nangatahiko hiran'ny havako t@ fitokanana Diakona

  • @felanasehenomialinoro5918

    Tsofy rano tsara re ty pivahiny ty ee 🙏fa lavitra ny lalana ka mila mitsodrano anambina ny dia ❤❤❤

  • @raharisoaeddyla6240
    @raharisoaeddyla6240 Před 3 lety

    Ts lany hamanina
    Tsara ny midera
    Misaotra Jesoa o sambatra aho nandray anao ampo❤️❤️❤️🙏🙏🙏🇳🇬🇳🇬 2021

  • @dorafanini73
    @dorafanini73 Před 3 lety

    Raisiko ny anjarako hizorako ny lalako, tsofirano aho Ray Amen

  • @0389726724
    @0389726724 Před 10 lety +5

    Tena mampihetsi-po tokoa e! Misaotra anao nandefa ity hira masina ity ; Ahatsiarovana ny anjarako hizorako ny lalako tokoa!Amitiéés.

  • @fahitriniainachristianmija7932

    Hira nanamasinana Ahy ho Diakra ary nanombohako ny asa fitoriana ny Vaovao Mahafaly. Misy afo mandoro ao anatiko ao hoy ny Tompo nanafatra...Ny hielezan'izany amin'izao tontolo izao no faniriako...

  • @dreetfpdreetfmenabe1468
    @dreetfpdreetfmenabe1468 Před 7 lety +29

    Tsy misy tsara nohon ny mihaino ny hira fiderana sy fisaorana ny tompo Andriamanitra

  • @yvettekowang2769
    @yvettekowang2769 Před 9 lety +6

    mampatsiahy ny fahazazako zany hira zany ,tamin ireo fikambanana masina nodiavina ,tena nirotsaka ny ranomasoko eto ampihainona azy ndray ,misaotra d mankasitraka !ho Tahin Jesoa daoloe

  • @ngtonveronique1888
    @ngtonveronique1888 Před 4 lety

    Mahery ny antson'Andrimanitra, tena tsy andosirana ka samy mihainoa ny FEONY mila atsika ka mba valio ENY Izy, tahaka an'i Masina MARIA Renintsika, fa ùaro be ny vokatra ny vokatra fa vitsy ny mpinjija.

  • @yvonnedoan7927
    @yvonnedoan7927 Před rokem +1

    Merci ça donne des baumes au cœur Merci AMEN 🙏 ❤️🍀🌹

  • @GloireauPereaufilsetauSaint-es

    Tena tiako be io hira io!J’adore cette chonson! I adore this song!😍

  • @mariecorolinejaimebeaucoup9596

    merci beaucoup @ Jésus accepté comme je suis tatano atrany anee ny diako fa tena mafinaritra miheno hirampivavahana katolika

  • @marissadacia4660
    @marissadacia4660 Před 6 měsíci

    Ahatsiarovako ny dingana faha-3 nataoko tam fikambanana FET tafijka IK (irak’i Kristy) 2003. Efa 21 taona lasa zayyyy

  • @samaritain16
    @samaritain16 Před 8 lety +8

    Mba tsofy rano tsara re ity mpivahiny ity fa lavitra ny lalana ka mila ny tso-drano aho hanambina ny diako.

  • @ratsimbasonfifaliana6863

    Ndry..... mahatsiaro an'i totoa Sahondra zahay amzany hira zany, tiany io an! Isaorana Andriamanitra e

  • @tsararahamazava4312
    @tsararahamazava4312 Před 5 lety

    Tiako loatra ity hira ity . Tena mandona ny fo sy atim-panahiko tokoa. Milatsaka zany ny ranomasoko refa miheno azy ty aho ! 🙏🙏🙏

  • @vololoniainacandy1816
    @vololoniainacandy1816 Před 7 lety +9

    zay lay hira t@ mariazinay tena tiako io hira io,misaotra ny mpamorina

  • @humanyt6725
    @humanyt6725 Před 7 lety

    Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany amen

  • @irinnaandrianarijaona8013
    @irinnaandrianarijaona8013 Před 4 měsíci

    VICTOIRE RASOAMANARIVO

  • @mayagasy7711
    @mayagasy7711 Před 6 lety +2

    Hira faneva t@confirmation nay 2013 sad fitsofandrano ana alohany za hiala mada😢😢.latsadranomaso fona za isak maheno hira ty😭😭

  • @josephrafalimanana6766

    RAISIKO NY ANJARAKO DIA HIZORAKO NY LALAKO. MISAOTRA EE

  • @DerTodesKonigMrEpic
    @DerTodesKonigMrEpic Před 6 lety

    Mampitomany ary miditra ampo be raha vao mihaino any le Hira, ahatsiarovako ny LAMESA ny Mariage ny Zandriko Lahy farany, tam le 02.12.2017. A/ tra ny hitantana sy hitsinjo ary hanoro lalantsara sy ny ho avy am Tokantrano nareo . Hoy zokinao ts manadino .

  • @andriamiharisoan.voahirana5481

    T@ NY taona 1996 hira fanirahana t@ mariage nay : afaka herinandro nandeha nianatra Geneve

  • @InGodITrust79
    @InGodITrust79 Před 2 lety

    Mankasitraka indrindra fa dia tena tsara mandona fo mampatsiahy ny fahazazana

  • @vivianerasoanirina7214

    Latsaka fona ranomasoko isakany maheno hira ty ❤

  • @lantoarisonramiaramanana2882

    Mba tsofy rano re ity mpivahiny, tena hira fankaherezan indrindra fa ande any antany Lavitra ,

  • @paulinetsiky6238
    @paulinetsiky6238 Před 10 lety +3

    mampatsiaro ny fianarana natao tamin ny sekoly katolika tanjombato io no hira io tena hay de io ihany no averina mahafinaritra be

  • @marieandreamarineche3478

    Ho raisiko ny anjarako ,hizorako ny lalako.....

  • @josebernard2525
    @josebernard2525 Před 3 lety +1

    hira tiako io

  • @niryrakoto1
    @niryrakoto1 Před 9 lety +3

    Misaotra ny nizara!

  • @arianahmichou3439
    @arianahmichou3439 Před 8 lety +4

    misaotra jesoa noho ny fitiavanay anao

  • @koulyro4737
    @koulyro4737 Před 5 lety +1

    Tikou loatra

  • @andriamanantenaherman7499

    tsara mihintsy iti ira iti, mampatsiaro antsika amin'ity fiainana be rotoroto ity fa mpivahiny tokoa isika!. misaotra ô!

  • @lucky66ize
    @lucky66ize Před 3 lety +1

    raisiko ny anjarako

  • @sharyestanflavie72
    @sharyestanflavie72 Před 3 lety

    Tiako loatra ity hira ity 🙏❤️

  • @jayrahwendalanana95
    @jayrahwendalanana95 Před 7 lety +1

    Iraisiko ny anjarako
    izorako ny lalako ou

  • @randmaya7334
    @randmaya7334 Před 11 lety

    misaotra betsake !
    mercii!!!

  • @fenorabenorosoa9651
    @fenorabenorosoa9651 Před 9 lety +2

    manohin n fiainak marin iz zan aa !!

  • @lewisstrong2041
    @lewisstrong2041 Před 8 lety +3

    Mankasitraka e!

  • @sarobidymiaritra4286
    @sarobidymiaritra4286 Před 3 lety

    Tompo arovy izahay na dia mpanonta tsy mendrika anao aza

  • @blaisedimbindraibe1881

    Misaotra, tsodrano zavamahery, mbola lavitra ny lalako sy feno tsilo ka tsodrano no ilaiko

  • @miarimalalaharivonjytahiry2097

    Tena tsara loatra ity hira ity, izany mihitsy ny version originale hirain'ny tompon-kira, "fa ny lohateniny "injany" fa tsy "injao" na " injay"

  • @ninaraholiarisoa8962
    @ninaraholiarisoa8962 Před 6 měsíci

    ❤❤❤

  • @andrianjafyyvonne2322
    @andrianjafyyvonne2322 Před 3 lety

    mampahatsiaro ny fikambanana IRAKA collège fo mason i jesoa talatamaty fianarantsoa mahafinaritra bisous be daholo ho an i namana rehetra mahatadidy zany fotoana zany

  • @jocelynfeliciano639
    @jocelynfeliciano639 Před 9 lety +3

    Misaotra tena raisiko n'y anjarako hizorako ny lalako ary tsoforano tsra ty vahiny tompo o

  • @user-lf4ly6jp5o
    @user-lf4ly6jp5o Před 4 lety

    Tiako be hira ty,,,,misaotra ny nizara

  • @ravalisontahina7568
    @ravalisontahina7568 Před 9 lety +5

    Tsofirano izahay ry Tompo!

    • @fitiavanamaheryrakotondras9746
      @fitiavanamaheryrakotondras9746 Před 4 lety

      Zay hira masina zan tena nampitoman ahy toko aty tan lavitra an i madagasika tanindrazako sd mamiko misaotra le namorona tahin tompo ee

  • @sahararandrianarimahefa8685

    Ny feon'ny fitiavana ❤️❤️

  • @randrianatenainasidonie1773

    Mankasitraka Tompoko o tahin Tompo e!

  • @cleclebota6290
    @cleclebota6290 Před 3 lety +1

    Merci ooo

  • @eudoxiedoxie611
    @eudoxiedoxie611 Před 3 lety

    Toujours un bravo

  • @tombotsoanonoce7075
    @tombotsoanonoce7075 Před 4 lety

    EHHHH izany no hira natao aloahany namohahana anao avy taoatrano ry zoky ary alohan'ny ampidirana anao tao ampasana, tsy ho adino velively ny feon'izany hira izany mandra maty ,

  • @andriamiharisoan.voahirana5481

    Art mankasitraka fa tena mamyB io hira io

    • @loicfrancois7727
      @loicfrancois7727 Před 6 lety

      ANDRIAMIHARISOA N. Voahirana
      Tena mahatsiaro taminy faha zazako ilay hira ka misaotra am mandefa

  • @ndrianambininajohary
    @ndrianambininajohary Před 10 lety +2

    Hira fidirana t@ mariazinay io no safidiako manokana é! ankafiziko tsara satria tena nazahoako tso-drano feno t@ 'lay Nahary ahy rehetra§§§

  • @hatamalalaolivia7098
    @hatamalalaolivia7098 Před 3 lety

    Matsiharo tanora atohomadinika @ ti hira ty

  • @ketakarasoa9054
    @ketakarasoa9054 Před 4 lety

    Tiako loatra 😘

  • @fetymichel9171
    @fetymichel9171 Před 10 lety +1

    Salama tsara!
    Tsara kosa le hira a!
    Miala tsiny aho raha hilaza fa ity tsara lavitra noho ny an'i Eugène HERINIAINA.
    Misaotra e!
    Tohizo fa tsara
    Misaotra tompoko
    Michel - 033 19 517 07

  • @hotelhanitriarivo7466
    @hotelhanitriarivo7466 Před 7 lety

    TOMPO O tsy mitsahatra anay ianao koa ampio izahay mba ahay amaly ny antsom-pitiavanao

  • @adelinevoanginirina5344

    Amen

  • @mariecorolinejaimebeaucoup9596

    makahery beo mitsin'ny ilay hira merci

  • @zaradeniz9373
    @zaradeniz9373 Před rokem +1

    🤲🤲🙏🙏❤️❤️👈🏻🙏🙏

  • @bonjourjespere1627
    @bonjourjespere1627 Před 5 lety

    Raisiko ny anjarako izorako ny lalako

  • @johndede9310
    @johndede9310 Před 8 lety +3

    MARINA MITS ZAN E

  • @augustinejeanneabdoul1277

    Tiko be hira ty....... Mankasitrak

  • @maherizohermanrasamison2641

    raisiko n anjarako izorako n lalako

  • @verosoarazafinandrianina1041

    Tsofy rano tsara ré ty pivahiny ty Raisiko ny anjarako izorako ny lalako .misaotra betsaka .

  • @arianahmichou3439
    @arianahmichou3439 Před 8 lety +3

    fitiavanao anay zandrinao,

  • @rosinanantassiri2698
    @rosinanantassiri2698 Před 6 lety

    Mankasitra

  • @julietteranaivomanana9095

    Okay

  • @andriniainatahiryannaflore1569

    amin'ny fotoana toy izao no tena hiràna ity hira ity fa tsy mariazy

  • @rasoazanaberaiariniaina2591

    TSOFY RANO TSARA ANIE TY PIVAHINY ITSY EE MBOLA LAVITRA NY LALANA KA MILA NY TSODRANO......

  • @rijaniainarajaonarison7011

    tiako be eee

  • @nathymyah3615
    @nathymyah3615 Před 6 lety

    Cousine ko navoak nanambady nahenoak ity hira voalohany 15 ans zay

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 Před 6 lety

    mankasitraky e!

  • @lanjadecomartin5761
    @lanjadecomartin5761 Před 5 lety

    tiko b

  • @zavonarakotonindriana7992

    ny tompo anie homba antsika

  • @augustinejeanneabdoul1277

    😢💗💗💗💗💗

    • @applkappk7390
      @applkappk7390 Před 6 lety

      Tena atsarovako any atanana de refa mihaino ity hira ity zaho karaha tehondy eeeeee

  • @olivierdouda7475
    @olivierdouda7475 Před 6 lety

    izao no fotoana anatonana an'i Jesoa.Tiko lôtra e

  • @meeniefaah7945
    @meeniefaah7945 Před 2 lety +1

    Arao atsarovak raha maro ai

  • @claudetteclaudette8750
    @claudetteclaudette8750 Před 6 lety +2

    Ity no hira tena tiako @ hira eto @ zao tontolo izao

  • @elisaravololoniaina8834

    Grazie mille Elisa

  • @germainrakotoniaina5793

    misaotra anareo e

  • @aniza737
    @aniza737 Před 5 lety

    Amen