fakitera LEVELO (lyrics)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 23. 09. 2017
  • TONONKIRA
    Tsy hitako nandalo intsony izy e!
    Bozaka maina an-davenona ô
    Aloka matahotr’andro sisa e
    Fa maty any ho any a lay fakiteranay e!
    Dia foana sy nangina tsisy tabataba tetsy am-bavahady e!
    Mpitsena lasa nody a!
    Mpizara taratasy ambony sikileta fakitera maty a!
    Ireo voromanga nanatona ny ala
    F’izy kosa lasa any ankoatra paradisa e!
    Ambany dongotany varavaram-bato asiana voninkazo a!
    Fakitera nandimby fakitera
    Nizara taratasy ihany
    Fa saingy ferapara!
    Lasa tsy hanao ombay làlana izy e!
    Dify tsy hamangy tanàna ô
    Doroky ny ankason-tany izy e
    Tandindona sisa raha toa ka mandalo a!
    Fa folaka an-dantony efatra ambi-telo fakiteranay
    Nangina nangina
    Nangina tsy niteny fa ambiroa no maty feon’avelo tsisy a!
    Fa tanam-bokovoko vazy tanimanga marika najoro
    Fa nisy fakitera teto
    Sakaizan’ireo tary sy mpifankatia nisara-toerana ela
    Nofo moa k’hisy fiafarany e
    Hody vovoka ho tany
    Raha tonga ny fotoana
  • Hudba

Komentáře • 30