LIVE | FAMINDRA PAHEFANA 18 JANVIER 2019

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 13. 09. 2024
  • Televiziona Malagasy
    Facebook: Televiziona malagasy ofisialy
    Twitter @TVMalagasy

Komentáře • 78

  • @raissacastel8188
    @raissacastel8188 Před 5 lety +6

    Vive le nouveau président de la République malagasy et vive les peuples malagasy

  • @vivianerazafimahaleo2516
    @vivianerazafimahaleo2516 Před 5 lety +9

    Mitondra am- bavaka ho an-tsika vahoaka Malagasy sy ho an'i Madagascar mandrakariva

  • @ainasoarado6093
    @ainasoarado6093 Před 5 lety +9

    Miarahaba anao Andriamatoa Filoha Andry NIRINA RAJOELINA
    Tongasoa ianao ilay hany vonona , vanona : hanavotra an'ity tanindrazantsika ity . Mitondra am-bavaka anao sy hoan'ny firenetsika .

  • @sharafhamidi9543
    @sharafhamidi9543 Před 5 lety +2

    Qui est la dame en noir qui accompagne chaque arrivant?

  • @pierreetiennepaulette3608

    Iny la clé iny fona pasipasina lava eo nefa Ny fiovana tsy misy vao maika mijaly ny vahoaka ny zay mitondra samy mameno ny paosiny de lasa ko avy eo

  • @louvarakotobe2941
    @louvarakotobe2941 Před 5 lety +10

    Mitrotro ambavaka hoan'ny firenentsika hatrany e

  • @nalyrakotoarivony3649
    @nalyrakotoarivony3649 Před 5 lety +5

    Mahafinaritra. Sosokevitra hoa an'i TVM. Rehefa misy lanonana otran'izao dia maka manapahaizana manokana mahafantatra ny arifenitra arahina sy ny tantatara, manampy anareo manao ny "commentaire". Somary miverimberina be loatra ny "commentaire" nareo 3 mianadahy. Dia misaotra anareo ihany koa alo e. Mahafinaritra.

  • @rasoanirina1267
    @rasoanirina1267 Před 5 lety +4

    RENIAKOHO NOTSIPAZANA REOKA IHANY EEE! HARAPAO NA RATSY AZA ! NA AZO T@ ALAHELOM- BAHOAKA AZA! MAZOTOA HOMANA!!! BERKKKKK

  • @pierreetiennepaulette3608

    Lasa otriny kilalao le politique malagasy mivadibadika eo fona, nefa ny vahoaka mijaly mahantra

  • @rasoanirina1267
    @rasoanirina1267 Před 5 lety +2

    Ohatry ny toutou kely Rivo Rakotovao. Tsy efa mba nahazo2 kely koa izay ??? Voky izy dia natory ooo!

  • @patrickralisonrakotoarinia2345

    Fa maninona no teny frantsay ??????

  • @rasoanirina1267
    @rasoanirina1267 Před 5 lety +5

    Hita daholo ny mpisolelaka ny frantsay ka tsy maintsy miteny ny fiteniny sao bedy.

  • @rasoarimalalanoeline3454
    @rasoarimalalanoeline3454 Před 5 lety +4

    Tena tanteraka lay hoe avereno ny lacle

  • @anjaramaminayfritaudesimeo4532

    Mbola zaza président Andry kkk

  • @patrickralisonrakotoarinia2345

    Satria natao nandresy nareo dia nilamina tokoa ny Malagasy fa raha io no zavatra hafa teo dia angamba dia loza no niseho teo ho hita eo ary.

  • @rondrorandriamanantena171

    Félicitations Mr le président de mahavita soa ee
    Andriamanitra homba anao

  • @sharafhamidi9543
    @sharafhamidi9543 Před 5 lety +1

    Salama daholo! Tsy mazava tsara sary. Ny mpanao gazety mitantara mba manao izay azony atao, azo lazaina fa manana compétence fa ny sary dia ratsy. Tsy ampy ny teknika sa? Mba efa 2019 izao tokony efa mba ho maîtrisé ny retransmission en direct. Sa noho ilya izy miampita eto amin'ny CZcams no mampanjavona ny sary?

  • @ravaloheryannitah1311
    @ravaloheryannitah1311 Před 5 lety +1

    gas mapalaelo b le malagas!otran n oe ts manana n maha iz azy f mbol mila n teniny hafa (frantsay)ihany.fanga oa tsika nbol voazanaka e?

  • @wiclifsharon2256
    @wiclifsharon2256 Před 5 lety +3

    tsy hambara telo nefa hotrin olona telo no miresaka ao aminzao, tsy hambara efatra ngamba no mety

  • @sylvoalias
    @sylvoalias Před 5 lety +1

    " Tahionao ry Zanahary , ity nosindrazanay ity,Hiadana sy ho finaritra , eeh sambatra tokoa izahay!!! ".....ho ela velona anie ny fandriam-pahalemana sy ny demokrasia ary ny filoha vaovao...Ho ela velona anie Madagasikara.

  • @radamaranjatsimatimanota9427

    Azony iany ny lakle marina, manomboka anjoany de eo ampela tanan'i Rajoelina ny oavin'ny firenena ary inouna avy atrany fa tsy misy andrasoandraso ny fanatanterahana ny tetikasa satria, miandry ze nigadonany ftsny isika, mirary soa oan'ny filoha vaovao ary mankahery azy!

  • @thoniealbet8238
    @thoniealbet8238 Před 5 lety

    Ts ar nis kar ty sambany amin tantara aih zan filaha nifamindra fahefana zan . Afa ihany tanora managna vina . Voasoratr ho tantara io ah agnaty maso tsara ah . Na zan nzan donak ely an rajao

  • @desirezafilahy4168
    @desirezafilahy4168 Před 5 lety +6

    Ravalo no izy eeee

    • @donaldms53
      @donaldms53 Před 5 lety +1

      inona no fantatr'i Ra8, ny commune urbaine kely Tanà aza tsy vitany!!!! maimbo fako maloto!! mahamenatr'olona!!!!!!!

    • @hajahelisoa735
      @hajahelisoa735 Před 5 lety +1

      Desire Zafilahy 2023 Me Hanitra angamba raha te-ahazo olona fa tsy olona efa retraite izany

    • @reyph742
      @reyph742 Před 5 lety

      @@donaldms53 : FA TSY FANTRATRAO VE FA TSY NOMEN NY FANJAKANA VOLA ANIE NY COMMUNE ANTANANARIVO FA MATAHOTRA AN I DADA RY ZAREO SAO MAHAVITA ZAVATRA MARO EO DE NO SAKANANA ! !!TSY HITANAO NGAH NY NATAONY TALOHA ! ? MBA MISAINA !

  • @hassanlastucieux2785
    @hassanlastucieux2785 Před 5 lety +1

    mbola manao faute de français be ndy aannnnn :)

  • @valandriatsitohaona4753
    @valandriatsitohaona4753 Před 5 lety +9

    zaho zany dia tena tsy mankasitraka any le izy atao am teny frantsay ty ee, sa ve de mbola ho boloky bazaha iany le vofidy e?? atovy teny gasy ranoray fa tsy ny vaza ne no nifidy an andry va n vahoka malagasy sy ny razana ee

    • @charlottefanaloha2718
      @charlottefanaloha2718 Před 5 lety +1

      Tsialeo ve n'y français toy izay n'y chinois s'y n'y karana.enga âne MBA ijanona n'y kolikoly.

    • @vivianerazafimahaleo2516
      @vivianerazafimahaleo2516 Před 5 lety

      Tsy tia vazaha ianao ,nefa mipetraka amin'ny taniny,mahagaga!

    • @valandriatsitohaona4753
      @valandriatsitohaona4753 Před 5 lety +1

      @@vivianerazafimahaleo2516 ono oaa, ra amindra fahefana v n filoha ny American d adika am teny gasy v?? ary vakio tsara n zavatra nosorato r cacaliki ee, niteny le ts ty vaza v no ntenenko? manova solomaso sa andefasako

    • @vivianerazafimahaleo2516
      @vivianerazafimahaleo2516 Před 5 lety

      @@valandriatsitohaona4753 iha ro handefasako laha tsy mana vasa,la mivolambola fahatany

    • @valandriatsitohaona4753
      @valandriatsitohaona4753 Před 5 lety

      @@vivianerazafimahaleo2516 ee tomorako kay ro mivola raha tsy "i" homby makouko kay, ifirako

  • @rafifalianathierryelyse
    @rafifalianathierryelyse Před 5 lety +3

    Tsara fa mbola inona no asitrika ny vahoaka Malagasy na atao secret, teo le izy niangavy ny vahoaka hoe apio aho hanampiako anao, niangavy nangataka ny fahefana, zao rehefa azo ny fahefana misy tsy azo aseho ny vahoaka mila izy telo no mikaton-trano ao tsy azo atrehhin' ny mpanao gazety, ahoana ihany izy ity ry vahoaka Malagasy?

    • @nicolassanluis3867
      @nicolassanluis3867 Před 5 lety

      Fanao @ Firenena rehetra izany fa aza be tsikera fotsiny, ny fomba fisainana miaro ny soa iomboanana ihany no ilain'ny Firenana, indrindra @ fahatarana lavitra izao.

    • @donaldms53
      @donaldms53 Před 5 lety

      anontanio ny mpikarakara e!!!

    • @andriamanantenasoatsilavin3397
      @andriamanantenasoatsilavin3397 Před 5 lety

      tokony atao secret ihany ko anie zany propagande eeee

  • @razanatsimbahajaainapatric2826

    Ary fa manin no ts asina feo le I mapiesona tangoronany panao gazety eny akaiky ny vam hande hiala io ndriiiiii foza b @zay zany no ameno tanana manomboka eto bye rajao eee

  • @hermilienjoelsonrakotoarin1838

    Vive la France. Very ny firenena. Hanjaka ny mafia sy ny gaboraraka, ny mahantra dia Mia mahantra fa ny tsy maty manota sy ny be sandry no Hanjaka eto

  • @rasoarimalalanoeline3454
    @rasoarimalalanoeline3454 Před 5 lety +3

    Misaotra an'i President taloha sy nisolo toerana namita ny adidy masina teo Amin ny firenena,ary mirariso an'i president vaovao dia i Andry Rajoelina,hahavitasoa ny vina hampandrosoana ny firenena,

  • @davidsonpatou6891
    @davidsonpatou6891 Před 5 lety +2

    Mahatsiaro ny tantara isika satria dia teto amin'ity toerana ity no nanolorana ny laclé ho an'i Atoa Hery Rajaonarimampianina ny laclé tamin'izany fotoana izany! tanteraka soa aman-tsara androany ny famindram-pahefana eo amin'izy roa lahy, ka miandry ny foton-dehibe rahampitso hanolorana Laclé!

  • @marierosevondach1120
    @marierosevondach1120 Před 5 lety +3

    Mankasitraka fa maharaka na de lavitra

  • @nicolassanluis3867
    @nicolassanluis3867 Před 5 lety

    Ny biby tsy manan-doha tsy mandeha: ny mpitarika ihany no tompon'andraikitra farany @ fampandrosona na fandetehana ny Firenena, resaka daholo ny manodidina. Mila sarotiny ny olona, tsy hoe hanakina be fahatany, fa @ fiarovana ny tombon-tsoa iombonana.

  • @tsantasarindrasenchen5090

    Certains points à améliorer pour le speech des journalistes

  • @werawera1577
    @werawera1577 Před 5 lety +1

    Ngeza loatra le lakile de tsy tafiditra amin'ny lavak'ilay varavarana fandrosoana. Tokony soloina lakile kely.

  • @patrickralisonrakotoarinia2345

    Zany an, mifanaretsaka !!!! Zay no atao hoe demokrasia ???? Sans blague !!!

  • @cletoneparitazy8093
    @cletoneparitazy8093 Před 5 lety +6

    On verra la suite hih

  • @zanazafyfreolle4627
    @zanazafyfreolle4627 Před 5 lety +1

    Mankasitrak e,

  • @genevieveissabhay4440
    @genevieveissabhay4440 Před 5 lety +1

    Mahafinaritra mijery any zareo mitsikitsiky

  • @patrickralisonrakotoarinia2345

    Je vous corrige, c'était pas du tout la majorité de malgache excuse moi !!!!!!!!

    • @favydozy3268
      @favydozy3268 Před 5 lety

      Patrick Ralison ,tout a fait d'accord avec vous !!

  • @rajaonana2095
    @rajaonana2095 Před 5 lety +6

    ef te aita bulding zay ar eee,,,

  • @larissaravelosoa4159
    @larissaravelosoa4159 Před 5 lety +5

    Mampalahelo indray ity rajao : otrany olona tsy nanana vady ?
    Hoela fanapahana ianao Prézida a , ho 10 , ho 20 , ho 30 taona hoeo foana

    • @sylvoalias
      @sylvoalias Před 5 lety

      aiza kosa no de hoe mampalahelo

  • @iledauphine
    @iledauphine Před 5 lety +2

    Ho Tahiny Andriamanitra inao Andriamatoa Filoha Andry Rajoelina
    Ho tahiny Tany masiny Madagaskar
    Ho Tanteraky daholo ny Projet ataonao hoany Firenentsika sy hoany Vahoaka Malagasy
    Ho tahindragnahary lahy President Andry Rajoelina
    Nareo morovaly
    Que Dieu Te Benis Amen

  • @sharafhamidi9543
    @sharafhamidi9543 Před 5 lety +1

    Miarahaba an'i Andriamatoa Andry Rajoelina fa indrindra miarahaba ny vahoaka malagasy izay mitombo fahendrena satria tsy nanaiky ho voahondikondina hanao rotaka handrava sy ny sisa. Enga anie ka hitohy ny toa izao.

  • @rakotonirinarolland4532
    @rakotonirinarolland4532 Před 5 lety +10

    Be fihetsiketsehana nefa ny vahoka maty ny fahantrana

    • @marieclairechantal6150
      @marieclairechantal6150 Před 5 lety +4

      L'histoire se répète encore et encore avec la corruption

    • @nicolassanluis3867
      @nicolassanluis3867 Před 5 lety +1

      Mba teneno aza ny tokony natao e ? Sao dia ilay fankahalana izay nandetika fona ny Firenena indray ?

    • @rafiloabiote5745
      @rafiloabiote5745 Před 5 lety +2

      Hohitantsika eo n'y manarapenitra ry Rakotonirina Roland, Madagascar hotrany MIAMI hoy Andry Filoha , tao ka ho tanteraka ihany, sambatra isika Malagasy. Amène

    • @janogemayel64
      @janogemayel64 Před 5 lety +2

      @@nicolassanluis3867 izany mihitsy!!!tsy misy akotrizay!!!!!napibaby fahatrana tateraka ny malagasy mitovy aminy!!!!tsitiko maizina! misy farany nefa ny zavatra rehetra raha mbola misy ny farany!!!

  • @andriamanantenasoatsilavin3397

    Miarahaba anao Andriamatoa :Andry nirina Rajoelina ho filoha ny Malagasy,
    mahefa be aminy ASA masina efa mametrahan'ny Vahoaka anao
    Andriamanitra anie hanome Saina ho anao afahanao mitantanana ny fiainany Malagasy
    ""SALAMO 32:8" ""

  • @benamadyrotet8030
    @benamadyrotet8030 Před 5 lety

    Ka ny tena mampalahelo ny fividianana diplomme sy seza atrin iela ka lasa tsy tena zanakan ny tompitany tompindrazana tanimpanjakana malagasy no mitondra zavadrehetra fa lasa taranaka ny zanabahiny nouveau malgache d origine tsy hainiaviany no mitondra madagascar ary ireo no miseho tena gasy anilany taranaka nijaly miliee d annee am fitazomana nosy io

  • @miaras7485
    @miaras7485 Před 5 lety +3

    Dia manatena anao izany zahay andriamatoa filoha.

  • @sharyestflavie5986
    @sharyestflavie5986 Před 5 lety +1

    Eto moa dia mbola misy manankiana hany ko ..tsy mba faly fa nahazo Filoha ..mivavaka hoan ' ny Filoha vaovao ee .

  • @andryraharison2359
    @andryraharison2359 Před 5 lety +3

    Mampientsim-po; tena sambany nisy tahaka izao...

  • @patrickralisonrakotoarinia2345

    Quel commentaire !!!!! Vraiment nuls

  • @jimrajao
    @jimrajao Před 5 lety

    Merci DONC à l’équipe technique DONC d'avoir DONC transmis DONC cette passation DONC de pouvoir DONC

  • @patrickralisonrakotoarinia2345

    Mandehana miverina mianatra ianao ry madama fa tsy tena hainao ny tantara kanefa mba hoe journaliste,!!!!!!!!!!!!