Tsara ny Tompo, tsara be ny ataonareo, Mankasitraka Jao amn fahafoizana rht. Indro kely sendra itako teo fotsn oe tsy ampy kel ny cohésion an ny ankizy, tsy miara miainga ny feo de tsy miara tapitra. Kely fotsn an fa en gros tena tsara. Tht nareo de tongava amn lavitra indrindra miaraka amn Tompo
hono oa azafady, ny gospel otr tony ve ts tokony ho filamantra satry mitory ny ten' Andriamanitra am alalany hira, nefa le volo ny le lelahy to ts mendrika am le fiderana atao ny zareo, sa ve oe za no mitsara fahatany, sarotra ho an le ts mino an' A/tra ny hino ny fitorina atao ra ianareo mpitarika no ts mendrika
@@hubertralalaharison2491 fa in le tinao iavina e? sa nanidrona anao le teny? Mba vakio tsara vo miakatra afo ee, ngo tapaka lala-dra eo ka hanairana fianakavina, fiainana zao efa sarotra.
Super !!!!
Tsara ny Tompo, tsara be ny ataonareo, Mankasitraka Jao amn fahafoizana rht.
Indro kely sendra itako teo fotsn oe tsy ampy kel ny cohésion an ny ankizy, tsy miara miainga ny feo de tsy miara tapitra. Kely fotsn an fa en gros tena tsara. Tht nareo de tongava amn lavitra indrindra miaraka amn Tompo
Les ASAFA de notre époque😍👏👌👍
Mahafinaritra ee... Ny Tompo hapitombo ny talenta @nareo tsirairay avy
Mahafinaritra ianareo! Tsara ny midera ny Tompo amin'ny fo, ny tena sy fanahy manontolo!
Mahay mandiha b Nancia, mirary soa hoan ny jaw s Band
💐💐💐👏
Tsar jesosy
💘❤💘❤💘❤💘❤💘❤
Mlay be
Za lo mankafy tanteraka eh tsara loatra. Fa fanontaniana kely hoe samy hafa ve ny tgc sy jaw s band?tohizo hatrany eh,
ato ny valiny 09:45
Mankasitraka e!
D fiderana daboraraka zany g lanitra indra ko zay mety @ pijery no Torina
Aza miezaka mitady fitia @ olona f @,izay derainareo ihny
Mirary soa hoanareo.
tiko ilay famoronana gospel!! remarque kely hoe misy kambana le membre 2 vavy e?
Mankasitraka eh
reveko ty bandy ty. Tena mahay mozika
Tena manana fanomezana avy àny ambony tokoa
Landy Tgc koa nga ao
Mahafatifaty an
Mahafinaritra
Tena tsara oh misaotra anareo
hono oa azafady, ny gospel otr tony ve ts tokony ho filamantra satry mitory ny ten' Andriamanitra am alalany hira, nefa le volo ny le lelahy to ts mendrika am le fiderana atao ny zareo, sa ve oe za no mitsara fahatany, sarotra ho an le ts mino an' A/tra ny hino ny fitorina atao ra ianareo mpitarika no ts mendrika
Eo amin'ny 39:10 ny valiny
L'habit fait le moine ?
Fa iza kay enao io no ilaza an'olona iray hoe tsy mendrika iza ?! Ianao io nga tsara no izy sa mendrika no izy ?!
@@hubertralalaharison2491 fa in le tinao iavina e? sa nanidrona anao le teny? Mba vakio tsara vo miakatra afo ee, ngo tapaka lala-dra eo ka hanairana fianakavina, fiainana zao efa sarotra.
Tsy ampoizinao ilay hahavonjy anao ; na am fiteniny na am fitafiny na am famindrany (Lao Tseu).