Tantara gasy --- Tantara RDB🥺🥺👉🏻👉🏻VELO 1/4
Vložit
- čas přidán 18. 12. 2020
- Tantara gasy: Tamberina tantara RDB afaka manaraka ny pejy Facebook ihany koa:
"Gasy Rakoto groupe"
/ 190706185907660
email: gassrakoto@gmail.com #GasyRakoto #tantara #tantara gasy #tantara gasy vaovao #RDB #Vaovao #Tantara gasy - Zábava
mankasitraka 🇲🇬 🎧 🇰🇼
Efa avy nandeha fa ts mankaleo ❤💋
Tena ef ts voaisako intsony oe impiry zay no nihainoako ti tantara ti. Tena tsara loatra n aingampanahin'ny mpanoratra sy ny filalaon'ireo mpilalalao tantara. Averiko henoina indray fa ts mety leo mits aho. N raharaha mandeha ian moa n saina ku miala voly e. Tena mankasitraka indrindra o❤
Mankasitraka Tompoko
Makasitraka o!!
Otrany ito le navadika film Diary e?😊😊
Misaotra betsaka
Merci ê🎉🎉🎉❤😝😁🥰🥰🥰😍
Misaotra betsaka tompoko
Efa 1taona sy tapany zay efa henoko fa mbola tiko henoina fona
Le feo nkira ko mampatahotra be tena marina zah rery ato antrano 😂😂😂😂😂
Makasitraka tompoko fa mahafinaritra ny tantara❤😶❤