AKON NY 25 ALATSINAINY 10 DESAMBRA 2018

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 28. 08. 2024
  • AKON NY 25 ALATSINAINY 10 DESAMBRA 2018

Komentáře • 104

  • @bernardgrillet9749
    @bernardgrillet9749 Před 5 lety +2

    HALLELLOUIA SATRIA DADA TSY ZATRA MANAO TENY RATSY FA FANAHY MASINA NO HANOLO HEVITRA AN'I DADA MIHOATRA NY HATRAMIN'IZAY AMIN'NY ALAHADY ho avy amen

  • @soasorea8037
    @soasorea8037 Před 5 lety +11

    Mivavaka mafy aho fa tsimaits lany anao dada ❤️❤️❤️👏🏼👏🏼🙏🙏🙏🙏

  • @universalsoldier8019
    @universalsoldier8019 Před 5 lety +1

    Alefaso amzay ny fety fa lany dada ❤

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 Před 5 lety +4

    dossier efa ampelatanany, taratasy daholo efa amin'ny anarany

  • @jaotahiana2426
    @jaotahiana2426 Před 5 lety +2

    Mahereza Dada manohana anao hatrany izahay!!! Antsirabe 80% Dada! Dada!!!

  • @molkejabaly1394
    @molkejabaly1394 Před 5 lety +1

    Dada niveau classe de 10e mahamenatra tsy afaka miresaka vocabulaire dadevo aaaaaaaaaaa

  • @odettelisinirina2458
    @odettelisinirina2458 Před 5 lety +7

    Mampme be le rajoelina 😂😂😂irny ve no ho filoham-pirenena?aleo tsy misy!..mbola hafa i DADA tsotra feno fahendrena!ok!ela marina no niandrasana ty fifidianana ty aleo ho avy!25 hatramin'ny farany!

  • @jaotahiana2426
    @jaotahiana2426 Před 5 lety +2

    Dada ihany Dada hatrany! no ilainay tsy mila olon-kafa ankoatran'i Dada izahay!!!!

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 Před 5 lety +6

    ravalomanana tsy vahiny fa tompon-tanana

  • @angelinefaratina5932
    @angelinefaratina5932 Před 5 lety +13

    Lany Dada........minoa fotsiny iany.

    • @louisarazafy9143
      @louisarazafy9143 Před 5 lety +3

      Dada iany netsik tsar programme no matotra tsis rendrarendra fa tena izy

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 Před 5 lety +1

      ZAKO TENA MINO O 👍👍👍

    • @alertogasy8526
      @alertogasy8526 Před 5 lety

      Tena tsy ampy lay finoanareo an . Tena tsy lany dada marina , tena mila mivavaka mafy nareo an .

  • @narindraramiaramanana4334

    Rajoelina ary moa efa manaiky fa i dada no filoha sa tsy izay no dikan'lé oe Président Ravalomanana!? mlay e!

  • @annechrisbaganian3317
    @annechrisbaganian3317 Před 5 lety +1

    Dada ihany 25❤❤❤❤

  • @FlownieHilwa
    @FlownieHilwa Před 5 lety +1

    Mivavak Hony dada Nay Zahey Tompo O mba Amernazy Amisezy

  • @rodgeurt.a3630
    @rodgeurt.a3630 Před 5 lety +6

    Miarahaba anareo,
    Tsy mifidy azy roalahy aho ! na izany aza anefa manana fandinihina kely. Ny iray mipalitao ambony seza, ny iray lobaka mijoro. Ny "communication non verbale" dia misy onjany lehibe @ mpijery ireny karazana fihetsika izay. Ny iray manetsiketsika seza sy tongotra, ny iray mijoro manatrika ny fangalana sary. Mahaliana. Misy tantara hoe "be palitao mitady seza" sy hoe "Ray amandReny mijoro" anaty "inconscient collectif" eto madagasikara ka anao ahoana ny vokatr'izany re eh? Mirary ny mamy ho an'ny rehetra mamaky ity soratra ity. Mahereza

    • @andrianarisonnjato1667
      @andrianarisonnjato1667 Před 5 lety

      Roger Njelitsiory nefa hisy impact ho an’ny taranaka foana izay lany eo. Tsy aleo izay mba tsara tsara @izy roalahy no fidiana. Ataovy foana ny adidy e.

  • @yveettebetalata3787
    @yveettebetalata3787 Před 5 lety +3

    25 hatrany

  • @luceraza9868
    @luceraza9868 Před 5 lety +7

    Ravalomanana tompo-tagnaneeee

  • @maitremakarof9961
    @maitremakarof9961 Před 5 lety

    Mba jereo kely aga ny dictionnaire zany manifesto zany to tsy hita eo

  • @miary2475
    @miary2475 Před 5 lety +4

    Dada hatr@ farany 👌👍🏻👍🏻❤️

  • @andryatiavinabryan9624
    @andryatiavinabryan9624 Před 5 lety +2

    AFA ihany Zay dada zany marin e alefa dada 25 👍 vitanao io @19 décembre 2018

  • @paulrakotozanany5448
    @paulrakotozanany5448 Před 5 lety +3

    Ny zavatra mba irinay koa dia mba tsara ra hiisy "conférence de press internationales" ataon'izy roa aloan'ny 2ème tour .ho hita eo izay mamely "internationalement."

  • @FANGATO974
    @FANGATO974 Před 5 lety +5

    k25 hatrany

  • @jaotahiana2426
    @jaotahiana2426 Před 5 lety +2

    Lany Dada ah!!!!!!!

  • @yayachristine1988
    @yayachristine1988 Před 5 lety +2

    Tsy namaly izy fa efa fantany fa tsy ho lany izy .dia nahodiny ny resaka ny olona efa miandrandra filoha vao2 kou ny azy 2013 efa lan'ny kisoa zany .izy sy robinson no tokony hifanasa vangy ny @ zany

  • @angelinahharmony4469
    @angelinahharmony4469 Před 5 lety

    Dada iany n'y anay😘😘😘😘

  • @irinahanta7309
    @irinahanta7309 Před 5 lety

    Tongava daholo mifidy an'i Dada , kandida N°25 @ 19 Décembre, taomy, reseho lahatra zay mbola misalasala . Alefa, alefa , alefa..

  • @pierrerandriamahazozara9270

    Mapme hotran le candidat koa le mpanolotra.ts ho avotra e.mampamangy any e.

  • @lalyaime6598
    @lalyaime6598 Před 5 lety +4

    25 dada

  • @andryfreddy6445
    @andryfreddy6445 Před 5 lety

    Ok 13 a! Tsy mahaz resak le rang ah iray
    Te'na nanala akanjo mhts miaktra ny hafanany

  • @tsimilatamby4
    @tsimilatamby4 Před 5 lety +3

    Alefa dada

  • @princemamy4783
    @princemamy4783 Před 5 lety +1

    dada ihany e

  • @JeveliveJoel
    @JeveliveJoel Před 5 lety +1

    Zahai Mila dada yany

  • @larissaramaromanana7443

    izaho zanak'i Dada fa mba sosokevitra. Hitako hoe ny arguments ampiasaina aza raisina hoe tia anao daholo ireo resahanao ireo. Fa reseo lahatra izy hoe fa maninona no enao no tokony hitondra. Ireo tsy resy lahatra no resena lahatra fa tsy ireo efa sur

  • @rafaralahypatrice8514
    @rafaralahypatrice8514 Před 5 lety +3

    Reto hoa tsy afaka am Andry zany

  • @tiakoianaoianao9974
    @tiakoianaoianao9974 Před 5 lety

    13 ihany no izy eee

  • @pierreetiennepaulette3608

    Îem tsy nasiny resaka satria lainga fotsiny

    • @irinahanta7309
      @irinahanta7309 Před 5 lety +1

      Dia gaga ianao, lay MANIFESTO ndray no nodradradradraina, tsy sahy nanisy resaka lay train électrique sy building mihintsy tgv. Na izy aza tsy takatry ny sainy akory ngamba lay IEM. Tsy misy apoaka mihintsy fa dia faly handrava efa fotsiny. 25 Ihany e, 25 hatr@ farany.

  • @andomanantenasoa3049
    @andomanantenasoa3049 Před 5 lety +8

    DADA fona fona ehhhh Lany DADA annnnnnnnnnnnnnnnnnnnnnn

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 Před 5 lety

      LUCIANO E FALY AHO MAHITANAO ATO 😃😃😃😃😃😃IZAHO SY BINE VOA EO NO NIFAMPIRESAĶA 😄😄😄😄😄😄DADA IANY HATRAMINY FARANY LANY DADA À MIFANOHANA HATRAMINY NY FARANY E

  • @tahinachaira9857
    @tahinachaira9857 Před 5 lety +7

    ok 25

  • @JeveliveJoel
    @JeveliveJoel Před 5 lety

    Dada koa TSI lany Madagascar TSisy andrà mampajary Madagascar

  • @christianmalagasy6005
    @christianmalagasy6005 Před 2 lety

    Itony karazana jazabela menabe mitondra mariky ny demony itony no mahatonga ny fahatezeratan'Andriamanitra.

  • @cynthopeux1072
    @cynthopeux1072 Před 5 lety

    ✌✌✌✌13

  • @martinirakotondrazafy5114

    Ok dada

  • @modesterobert7646
    @modesterobert7646 Před 5 lety +2

    zan dada zan ts lany eo tson zany eh

  • @mangidy8058
    @mangidy8058 Před 5 lety +4

    ANDAO ISIKA VAHOAKA MALAGASY HANDEHA HIFIDY DAHOLO SAO DIA HANENENANA, KA HIVERINA INDRAY NY FIJALIANA IZAY NIANJADY TAMIN'TSIKA NADRITRAN'NY TAONA MARO IZAY NITONDRAN'I ATOA ANDRY RAJOELINA SY ATOA RAJAONARIMAMPIANINA. ANDAO HIFIDY AN'I ATOA MARC RAVALOMANANA LAHARANA 25, NY FOMBA HANADRESENA DIA MANDEHA MANENTANA NY OLONA REHETRA MBA HIFIDY, ANDRESEN-TSIKA MAZAVA TSARA, TSY AHAFAHAN'NY SASANY MITENY HOE : NISY ALA-BATO INDRAY. BETSAKA TAMINTSIKA TSY NIFIDY TAMIN'NY FIFIDIANANA FIODINANA VOALOHANY KOA RAHA TIANAREO ANDRESY NY VAHOAKA MALAGASY MIARAKA AMIN'NY GASY MARO ATY "FRANCE" IZAY MANOHANA SY VONONA HANAMPY NY VAHOAKA MALAGASY AMIN'NY FANAMPIANA MARO ISANKARAZANY TOY NY ORDINATEURS, FITAOVAM-PIANARANA SY FITAOVANA HOAN'NY "COMMUNES", ISIKA MIARAKA AMIN'NY MARC RAVALOMANANA DIA HIADY AMIN'NY DORO ALA SY TANETY SATRIA TAPITRA TSY MISY NY BIBY IZAY MAHATONGA NY VAHINY ERAN'IZAO TONTOLO IZAO MITSIDIKA NY NOSY MALALANTSIKA "FIDIO MARC RAVALOMANANA LAHARANA 25 MBA IALANA AMIN'ITY FIAINANA MANGIDY ITY"

    • @niniratsimba7704
      @niniratsimba7704 Před 5 lety +1

      MAN GIDY À MARINA LOATRA NY TENINAO SY NY FANAZAVANAO KOA PRÉSIDENT RAVALOMANANA IANY NY AN TSIKA E

  • @dauphinlazarandrianasolo8847

    36 candidat tsy naharesy n13 koa 2 ve sisa hanatena aharesy n13? nofy izany

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 Před 5 lety +3

      Ho hita eo e .ny eny ambanintanana izay hirahirain'i rajoelina aza vonona hanany an'i Dada

    • @lalaosv3109
      @lalaosv3109 Před 5 lety +2

      @ dauphin laza randrianasolo, ka ny n13 anie dia nividy ny safidim-bahoaka ary nandany vola be tsy hita pesipesenina, nefa dia mbola 39% no azony. Tsy nahavoa ilay tetika 1er tour dia vita.

    • @dauphinlazarandrianasolo8847
      @dauphinlazarandrianasolo8847 Před 5 lety +1

      @@lalaosv3109 izay ilay asesika lava ao antsainareo ao, ny mahagaga fotsny dia tsy mba afaka mijery @ réalité sy misaina @ réalité ve ny zanak'i dada fa otran'ny robo ka commande tokana dia miara miainga

    • @lalaosv3109
      @lalaosv3109 Před 5 lety +2

      @ dauphin laza randrianasolo, nareo no tena robot ka teneniny hoe hanao building dia mihoraka, hatao ohatran'i Miami i Toamsina dia mihoraka, sns...izahay dia ny réalité no itokisanay, toy ny manamboatra ny lalana, sns...

  • @randrianatrehanarado960
    @randrianatrehanarado960 Před 5 lety +1

    I dada oa tena tsy mahaaraka an 'le technologia mintsy fa na mandefa e mail ary tsy hainy akory ka hampandroso an' i Madagasikara ary ve ho vitany! raha tsy hoe averina any am 2002 ndray ny horloge.

    • @lalaosv3109
      @lalaosv3109 Před 5 lety +2

      Ary ianao ve mieritrereta fa hipetraka ao @ilay building ?

    • @dieudonne9909
      @dieudonne9909 Před 5 lety +2

      tsy omena tsiny ianao fa kely sain a loatra😃 nenay aleonay Dada❤ tena mitsinjo ny fiainanay Vahoaka. fa tsy mitovy aminto 13 .be zesta sady tsy mahalala fomba maika raha eo fitondrana de lohanao no hitsahiny 🙄 miala miala miala 13 pouahhhhhhhhh

  • @herimbololonarahajarisona5050

    Tokony mandefa hira @ zay an!!

  • @oulienandrianina8985
    @oulienandrianina8985 Před 5 lety +12

    AZO ANTOKA NY FANDRESENA DADA FA BE NY TONGASAINA FA NY VINA DIA AZO TANTERAHANA HO AN' NY TOMBOTSOA HIOMBONANA HAMPANDROSOANA NY FIRENENA

    • @gasymotivation1044
      @gasymotivation1044 Před 5 lety +2

      Sûre ki a

    • @dauphinlazarandrianasolo8847
      @dauphinlazarandrianasolo8847 Před 5 lety +1

      vina ve hitavandraka volan'ny mpampitrosa vola sy fanafoanana trosa e, hijanona ho mahantra fona zany i madagascar dia miandry famindram-po famafana trosa, efa tsy izy intsony dadanareo fa mahaiza mionona e

    • @oulienandrianina8985
      @oulienandrianina8985 Před 5 lety +2

      @@dauphinlazarandrianasolo8847 kay ve fa nga tsy fantatrao fa raha vita ny tetika dia foavafa ny trosa

    • @yayachristine1988
      @yayachristine1988 Před 5 lety +2

      @@dauphinlazarandrianasolo8847 i rajoely no efa lany daty nanimba firenena

  • @dinafranciaramanantsoa8615

    hahahaha, tena mampiomehy ahy ity mpanolotra ity! tokony anaty fandaharana mampiomehy fa tsy ato ka!

  • @malalalydiaramanamisata706

    Andriamanitra efa mahalala izay Mendrika hitondra an'Madagasikara izay tonga eo d hisaorako an'Tompo f misy antony avokoa ny zvt rht

  • @niniratsimba7704
    @niniratsimba7704 Před 5 lety +7

    LANY DADA O 25 HATRAMINY FARANY

    • @hajathierry6133
      @hajathierry6133 Před 5 lety

      Tsypoinse tsonyio mazavab nylalanyzandrykely

    • @oulienandrianina8985
      @oulienandrianina8985 Před 5 lety +1

      Za ihany koa matoky 100%

    • @RVOVOH
      @RVOVOH Před 5 lety +2

      @@hajathierry6133 le 13 aza tamin'ny débat natao tsy nahita lalana mody koa lazaina zokibe sns fa anga ty mitondra firenena andrakandrana koa Miami building trano mora mbola

    • @solohantaclaudine1623
      @solohantaclaudine1623 Před 5 lety +2

      Misaotra ny fahetrenao dada fa apetranao ny mahaolo banonaanao tsiny mahay laigatsaralahatra no mahay miteny fa ida imagina vol amena ary midika fahedrena art fahamatorana izany

  • @aliakamis9291
    @aliakamis9291 Před 5 lety +1

    Agnareo pomba any mpandaiga io de tsy ho lany éo !!hafa ihany ny num 13 tanora toa anay sady Manana vina tsara . Sady nareo koa anie ianareo ry25 koa mbampanongapanjakana koa. Zay tsy miala 13ok13ok13ok

  • @haryrandriambola839
    @haryrandriambola839 Před 5 lety

    ataovy izay haresena lahatra ny vahoaka fa tandremo ny mameno paosy ianareo sy ireo mpanaraka anareo ny firenena sy ny vahoaka madinika no tsinjovy fa mahantra ny firenena dia ny TOMPO MAHERY NO HANAMPY ANAREO MISAOTRA

  • @lollylolly4
    @lollylolly4 Před 5 lety

    o ry zanak ravalo isany o
    zavatr fatatr nge no anovana critique f ts otran nenareo na n fanalavana le oe IEM ar ts ainy sasany akory nef d faly ery manaratsy sy manatsatso
    izahay zao na manohana 13 ar d mijery fampihelezakevitra 25 ian satria mila manao fampitahana f ts manohana fahatany na mankahala fahatany
    n tiko ambara dia matoa Rajoelina nanana ilay manifesto d nanao n fampitahana izy f ts oe zavatr ts fatatr no critikena

  • @ylangmessenguiral1406
    @ylangmessenguiral1406 Před 5 lety +1

    Mandainga ilay Ra8 tsy mila monopole leo zay ysy debat i.iny fa fanalana vangy

    • @lalaosv3109
      @lalaosv3109 Před 5 lety

      Ary toa tsy nahasa niteny ilay building sy Miami gasy ny n13 ? Nareo mpanohana azy izany no hipetraka @ireo building be ireo ?

    • @dieudonne9909
      @dieudonne9909 Před 5 lety +2

      tsy azoko mihintsy le monopole. hita mihintsy fa .be fialonana le 13. avelao hiverina ny magro fa mitondra soa betsaka ho any tanora sy ny hafa koa na ny ambanivohitra na ny andrenivohitra .vive Dada❤ betsaka ny tsara vitanao. ny mpanenjika ao aoriana fona. 25 ho tahiny Tompo Dada mba hangana ndray hamerina ny fiainany Vahoaka Malagasy .fidintsika Dada👏❤

  • @gghgxgjg3672
    @gghgxgjg3672 Před 5 lety

    ZAHAY TSY TONGA ANY @ NUM 25 FA NUM 13 DE OK ✌️✌✌✌✌✌👏👏👏👏👏👏❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️❤️

  • @dauphinlazarandrianasolo8847

    hahahaha tafatsanga mihintsy fa tsy oe nitsangana ka, tsy nahazaka akanjo ara bakiteny

  • @ylangmessenguiral1406
    @ylangmessenguiral1406 Před 5 lety

    N

  • @ylangmessenguiral1406
    @ylangmessenguiral1406 Před 5 lety +1

    Mandainga ity Ra8 te hody tokoni y tsy nampiodina

    • @lalaosv3109
      @lalaosv3109 Před 5 lety

      MANIFESTO no napoitrany n13 fa tsy sahy namoaka ny IEM fa menatra ny lainga be sy ny nofinofy ao anatiny

  • @ericlinberiziky210
    @ericlinberiziky210 Před 5 lety +1

    izahay tsy mila i dada nao io. nifosa secret natao ny dada nao io. tsy ho adino nay ny zavatra nataony io dada nao io t@ nay vahoaka

    • @andrianarisonnjato1667
      @andrianarisonnjato1667 Před 5 lety

      Ericlin Beriziky eny tsy hohadino ny soa rehetra tsapantsika nentiny ary hoaveriny... lany dadaaaaa!

  • @julioranaivoson4795
    @julioranaivoson4795 Před 5 lety +1

    Tsy zakany R8 ranga le debat a, ankina tsy mafiteny izy de nesoriny ny akanjony mafana lotr e,, tratra ny lainga sy ny fanenjikenjehana, efa nanompisampy R8 fa Andry mbola tsy nanompy sampy atrizay niainany,, afabaraka mits antananarivo aza tsy vitany, tsy mahavoavaly fanontaniana, tsy mendrika ny itondra firenena, aiza ko itrosa fona no ao andoany, resy e!!! 13 ok ok

    • @johanach76
      @johanach76 Před 5 lety +3

      julio ranaivoson, " C'est plutôt le contraire ! Dada toujours calme et donne des vrais arguments pour démontrer ses stratégies ! Hita hoe tena matotra mihintsy !!!"

    • @damienharijaona749
      @damienharijaona749 Před 5 lety +1

      rajoelina mora miakatra be, sady tsy mahalala fomba manapaka tenin'olona, raha manana ny marina izy tokony ho calme fotsiny, fa ilay fihetsiny aloha dia tena manambara fa olona ty matotra sady mandainga

  • @tojoandrianasolo2433
    @tojoandrianasolo2433 Před 5 lety +1

    Enao no dondrona fa ao anatiny valompanontaniana tsara izy.olona mpandainga le ravalomongana.tsy tahotra tsy enatra akory eo imasombahoaka de milaza fa nanampy t@ fanamboarana hôtel de ville

    • @johanach76
      @johanach76 Před 5 lety +4

      Tojo Andrianasolo, Mba jereo aloha ny MBS TV fa manome ny taratasy mazava tsara ( na ny dossier officiel ) manaporofo izay nolazainy ; vao mampiseho "comms" feno fankahalana toy izao !!!

  • @sehenohenintsoa1655
    @sehenohenintsoa1655 Před 5 lety

    tsis ilavako ale manifesto nadia iray dada nareo vadiny mama nareo weeeeeeeneeee b kkkkk

    • @dieudonne9909
      @dieudonne9909 Před 5 lety

      Seheno Henintsoa . kah tsy maninona na tsy ilainao aza fa mety aminay vahoaka Malagasy. andraso tramway sy ny building 13😃 andraso eo ozizy zay paoly e😃kkkkkkkkkk

    • @dieudonne9909
      @dieudonne9909 Před 5 lety

      Seheno Henintsoa. nenay Dada no efa hitanay fa nahavita zavatra betsaka nitondra soa❤

    • @annechrisbaganian3317
      @annechrisbaganian3317 Před 5 lety

      Tsy izy no vadiny mamanay fa zahay nianatra ny fahalalam pomba manaja olo be tsy kara ataonao io

  • @julioranaivoson4795
    @julioranaivoson4795 Před 5 lety

    Manifesto 2 page ve hihihi

    • @danieraharifidy2934
      @danieraharifidy2934 Před 5 lety +3

      Nefa tsy nandresy 1er tour Andry dia veloma !!!!

    • @jaonaranaivosoa4904
      @jaonaranaivosoa4904 Před 5 lety +4

      Ka aiza ny IEM ??? hihihihi Tranon-dainga ka tsy sahy navoaka !

    • @louisarazafy9143
      @louisarazafy9143 Před 5 lety +3

      Mbola zazavao ze mifidy any N13 e varotanolona revy tsiazo tanterahina de Lina marina .