PARE hi-SeraPro hiaraka aminay ?

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 13. 09. 2024
  • 🏃Tsy misy mpandraharaha tsy sahirana izany eh ?
    "Commande" tonga ao amin'ny Facebook, "livreur" amperin'asa, "tournage" anefa tsy maintsy mitohy.
    Soy ihany fa misy anefa ny tolotra SeraPro, ahafahana mifandray, natokana ho an'ireo orinasa vao misandratra ary mifanentana amin'ny drafitry ny orinasany sy ny mpanjifany.
    • Tolotra Flotte tsy misy fifamatorana 😉
    • Misy antso, SMS ary internet 📲
    • Miatomboka amin’ny 3.000Ar TTC
    #Paré ve ho Pro miaraka aminay ?
    Manantona aingana ary toeram-pivarotana Orange ahazoana fanazavana fanampiny ⏰
    #Orange #EoAnilanao

Komentáře •