Video není dostupné.
Omlouváme se.

ZAHATANY 02 SEPTEMBRE 2017 |TOURISME ET SAKAFO MALAGASY|

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 1. 09. 2017
  • Ny sakafo Malagasy dia isany azo isarihana mpizahatany ho tonga sy ho tamana eto Madagasikara. Manana karazan-tsakafo aman'arivony isika ary saika manana fomba fandrahoana izany isam-paritra fa mbola betsaka ny tsy sahy mandroso izany ho sakafo fiaroso ny vahiny tonga eto amintsika.
    Mariette ANDRIANJAKA, cordon bleu, izay filoham-boninahitrin'ny hetsika HAIFY MAMPIHAVANA dia milaza fa azo ireharehana maneran-tany ny tsiro tian'ny lela sy sakafo tsakoin'ny nify atelin'ny tenda avy eto amintsika, ny firaisana hanandratra izany no mbola tsy ampy, ka antony hanaovana ny hetsika HAIFY MAMPIHAVANA hifampizarana izany amin'olon-tsotra, mpandraharaha ary ny mpizahatany.

Komentáře • 4