Afa-baraka!: Tantara RNM

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 20. 08. 2024
  • Tantara Malagasy
    Indray mihaino
    ⛔️TSY AZO AMIDY

Komentáře • 10

  • @mariellaferinande4485
    @mariellaferinande4485 Před 21 dnem

    Misaotra betsaka nizara 😍

  • @VioletteRAFARASOA-ht9xj
    @VioletteRAFARASOA-ht9xj Před měsícem

    Tena tsara B, fa kos tokony tsis idiran ny vinanto ny Lova .Misaotra nizara 🙏🙏🙏

  • @lilcassmith3138
    @lilcassmith3138 Před 10 dny

    Tena sendra vinanto tia tegna s'y mahay vava e tsy nandinika ny vinanto

  • @ramanandraisoahantarakotom6388

    Mankasitraka nizara 🙏🏼🙏🏼🙏🏼

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala Před 2 měsíci

    Mankasitraka tompoko♥️🎧🇲🇬

  • @yantia2520
    @yantia2520 Před měsícem

    Misaotra nizara tompoko

  • @roz1046
    @roz1046 Před rokem +2

    Fa tokony idirani vady mo zany ra resaka lova avy am lahy na vavy ka! Otrany tena tsy mety ra amko ra idirany hafa akotrany zanaka le lova! Mankasitraka nizara ô!

    • @Alesja_magdich
      @Alesja_magdich Před rokem

      Amiko manokana , tsy misy idirany vady na zafikely ny Lova avy am Ray amandreny ny antony dia mampihavana ny mpiray tampo kokoa
      Ny adidy miafina ndray aza matetika no tena mampisarabazana
      Sarotra fa ekena izay miseho

  • @harimalalasoderdahl7253

    Tena tsy tokony hidiran’ny mpihavy mihitsy ny lovan’ny mpiraitampo. 🤔

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 Před rokem

    Tsy misy ambara fa tantara miverina foana