Alina - Taniko Lyrics
Vložit
- čas přidán 19. 04. 2016
- Taniko : 2ème single du premier album du groupe Alina
Taniko reflète la misère que subit Madagascar qui, pourtant reste un des plus beaux pays du monde. C'est également une sorte de prière (à la façon du groupe), adressé au tout puissant "Zanahary".
Aza mijanona intsony fa tsara.Asandràto.
ity no reveko indrindra an ! siora siora an !
tena tsara rangà... mi rennaître ny metal eto Madagascar marina
Amin'ny farany mitovy amin'ny musique n'i Nightwish😃👍❤
Tsara loatra rangah a. Zany ka hira. La perfection amin'ny vazo metal gasy henoko hatreto. Mankalaza e!
Sambany hira gasy tena nahafa-po tsy mety nankaleo efa hatram'ny nivoahany hatrizao. tena tiako io hiranareo io.
Afaka miara-miasa ve rehefa misy Live na sahala amin'izany?
Membre SkinKcor
Tsara be lesy Teksa le vazo a, tena mandona na ny feon-kira na ny paroles aaa!!!Tena Musique engagée mihitsy!!!!!Damôpra
LAMASY -ALINA - ALKINIA. mlay lisany !
METALY GASY. Fanajana bé ho anareo zay manandratra avo an'ity mozika ity.
Taniko sady mamiko !!! norm lesy rateX ah!!! tohizo fa tsara
Niaiky a zay le 🙌 mitapy be leroa
Really love your music, more songs like this please
tsara be o, tohizo foana e! miandry ny tohiny izahay, milay Safidy a!
+onja ratsiatosika et dire que niafina andry mafy zay naka sary teo amle tafo, zao le izy itandry amle sary iany krkrkrkrkr!! Merci e
efa ela za no nitady fa zay vao nahita sipa
vocal n°1 teto Mada!
Mankahery anareo fa izany no tena nendrasana!
Ito vazo ito indray tena tiako loatra tsotr'izao! \m/ Mankasitraka ny tarika alina
Tena manana originalité bé mihintsy!! mlay lé izy mifangaro trad gasy. Pao tsatroka éé!!!
tongava amin ny avo indrindra e ! tsara dia tsara
Sur mints euh!le sympho iny eo ian fa le mfangaro traditonnelle in ntena ntiavako loatra anareo! ho ela velona ny mozika mavesatra malagasy e!\m/
tena milay kosa aloha e!.tohizo fa tsara e:!
(y) Good le bon izy mlay soa tsara e !!! :D
Go to Spotify !
TSARA,BE😃👍❤
Tena tsara ! TENA TSARA
Ra mozika otran zan no amidy eny am tsena iraisampirenena lasa ny mozika gasy. Mis originalité tsar
mlay rangah tena folk metal malagasy no isokajiako anty vazo ty ra za manokana an! sady mfangaro symphonic ian
Normaly mlay b na le feombasy tokana! Metaly mandrakizay
Milay! Tohizo foana @zay an ;) (y)
Vao androany aho no mahita an'ity hira ity. Iza lay groupe?
Ao tsara e, \m/
True Original Singing (y)
pro be, mankasitraka e
MANKASITRAKA
Saya ada kaset band ini...
Tanahairku
03:06
Tsara be
mlay e!
Tsara fa saingy mangalatahaka loatra an'i Nightwish
Milay! Tohizo foana @zay an ;) (y)