Ny fahatahorana an'Andriamanitra no voaloham-pahendrena

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 10. 09. 2024

Komentáře • 11

  • @lalainamiora7748
    @lalainamiora7748 Před 8 lety

    Misaotra Jesosy a tena ampianarinao izahay zanakao mba ho tena tafaray tanteraka aminao indrindra ataotra anao .misaotra Ray tsara sady mamy teninao manitsy kitoton rehetra .Amen.
    Makasitra topoko.

  • @lalatahinarabenitany3864
    @lalatahinarabenitany3864 Před 6 lety +1

    Misaotra lehibe an'Andriamanitra amin'ny teniny.
    Ilay teny velona mandrakizay e
    Indrindra lay Kristy velona
    Hanjaka ao am-po mino rehetra Jesosy Kristy

  • @soloannecheena3777
    @soloannecheena3777 Před 7 lety

    Amen misaotrany tompo fa maharegny toriteny marina zahay aty lavitry @ tany tsy manaiky jesosy ho Andriamanitra aty kuwait

  • @rakotoarimananahubert8194

    isaorana ny Tompo sy ny mpanompony.Tena tombontsoa ho ahy sy fahasoavana ho ahy ny nandrenesako ny amin ny fahatahorana an Andriamanitra.Izy de tsy azo vazivazina,ary Afo mandevona.Tsy azo atao tokoa ny milalao ny famindrampony.Hamaly fitia anao mpanompony ny Tompo noho izany fanehoana ny fahamarin ny tenin Andriamanitra izany.mandrakariva mantsy dia tsy dia maheno tahaka izao eny anivon ny fiangonana na fikambanana fa voizina hatrany ny hoe Andriamanitra be fitiavana,mamindra fo,manasitrana hany ka somary betsaka isika milalao ny famindrapon Andriamanitra.Oli.Haiti.

  • @mireillepatricia6161
    @mireillepatricia6161 Před 7 lety +1

    Isaorana @ taona rehetra mandrakizay anie ny anarao ry Tompo de misaotra anareo mpitory teny fa tena maa feno fahasambarana toko fa lba mangataka tompoko aiza kay no misy ny fikambanana e fa ba mangetaheta ny hamonjy izao aho

  • @minahkelly
    @minahkelly Před 10 lety

    Misaotra indrindra topoko ary misaotra an'Andriamanitra lehibe noho ny fahasoavany izay manome harena tsy takatry ny saina. Mba mangataka contact azafady indrindra.

    • @MitomboKJ
      @MitomboKJ  Před 10 lety

      Miarahaba anao amin'ny anaran'i Jesosy izahay,
      Ny voninahitra dia ho an'i Jesosy tokoa.
      Araka ny fangatahanao dia indro omenay anao ny mailaka ahazoanao anay: "contact@mitempo-iray.org".
      Manasa anao ihany koa izahay ny hanaraka sy hifampizara amin'ireo manodidina anao ny fampianarana ao amin'ny site "www.mitempo-iray.org". Izay ahitanao ireo fampianarana maro na an-tsoratra, na vidéo na audio.
      Ireo fampianarana ireo dia azonao adika "télécharger"
      Ny fiadanan'ny Tompo ho anao sy ny ankohonanao.
      Ny Ekipan'ny site "www.mitempo-iray.org" Mitombo ao amin'i Kristy Jesosy"
      Jakoba 1:22 "Fa aoka ho mpankatò ny teny hianareo, fa aza mpihaino fotsiny ihany ka mamitaka ny tenanareo."

    • @minahkelly
      @minahkelly Před 10 lety

      Misaotra tompoko.
      Efa manao izany rehetra izany topoko fa misaotra. Fa adiresy mazava mba hanatrehana ilay fiofanana mivantana sy mitoy ary numero no mba angatahana azafady indrindra .
      Ho voninahitra ny Tompo

  • @ramanatsoajeanfredy7142

    Jesus is alive !

  • @luseluse7013
    @luseluse7013 Před 8 lety

    Mankasitraka Tompoko