Velikost videa: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Zobrazit ovladače přehrávání
Automatické přehrávání
Přehrát
Mila Anao ny fiainako Tompo ô! Tsy mahefa na inona na inona Raha tsy eo Ianao.
Tompo tena milanao ny fiainako.Fa tena Mpandresy aho miaraka AMINAO
Mila anao ny fienako Tompo 🙏🏼🙏🏼
Izaoho koa tena mila anao TOMPO RAKOFY NY HERINAO AHO TOMPO AMEN💔🙏
Marina loatra mila anao mantolo ny fiainako amen
Tena milanao ny tontolom-piainako FANAHY MASINA Ô,RAHA MANDRESY AHO DIA AVY AMINAO
Tena marin mitsy izany!!!ny herinao irery ihany Jesosy o,no mampatanjaka ahy
Aza adino ilay amin'ny 01 nov 2018 GROUPE BA EN LIVE ao Dom RTA tnga daholo fa misy ny fanatrehan'Andriamanitra io
🙏🙏🙏🙏
❤❤
marina lotra ty hira ry zareo a! jeso rery ihany lalana!
❤❤❤❤❤❤❤❤❤
👍👍👍👍
Tsara tokoa ny miaraka amin'ny FANAHY MASINA tena ilaina ny manana AZYMPANDRESY HATRANY
Raha ny fianana nandalovako Tompo, dia raha tsy teo IANAO dia tsy toa izao intsony aho.Misaotra Ray ô
Mafinaritra be
tsara be
feno ny fanahy masina tokoa mahay zavatra i jesosy ,misaotra betsaka ny groupe BA tena mahavelona ny fanahy ny hiranareo
Mila Anao ny fiainako Tompo ô! Tsy mahefa na inona na inona Raha tsy eo Ianao.
Tompo tena milanao ny fiainako.
Fa tena Mpandresy aho miaraka AMINAO
Mila anao ny fienako Tompo 🙏🏼🙏🏼
Izaoho koa tena mila anao TOMPO RAKOFY NY HERINAO AHO TOMPO AMEN💔🙏
Marina loatra mila anao mantolo ny fiainako amen
Tena milanao ny tontolom-piainako FANAHY MASINA Ô,RAHA MANDRESY AHO DIA AVY AMINAO
Tena marin mitsy izany!!!ny herinao irery ihany Jesosy o,no mampatanjaka ahy
Aza adino ilay amin'ny 01 nov 2018 GROUPE BA EN LIVE ao Dom RTA tnga daholo fa misy ny fanatrehan'Andriamanitra io
🙏🙏🙏🙏
❤❤
marina lotra ty hira ry zareo a! jeso rery ihany lalana!
❤❤❤❤❤❤❤❤❤
👍👍👍👍
Tsara tokoa ny miaraka amin'ny FANAHY MASINA tena ilaina ny manana AZY
MPANDRESY HATRANY
Raha ny fianana nandalovako Tompo, dia raha tsy teo IANAO dia tsy toa izao intsony aho.
Misaotra Ray ô