Tsara tokoa lay fitiavan'Andriamanitra napetrany ho tanterahantsika de lay '' fitiavana '' na Azy na ny namana ko de ndao iezaka hamita zay hafatra zay...
makasitraka anle hira,f tena mahafinaritra n fiventsoanareo ankon' lanitra fort d'auphin azy.makasitraka ian ko n mapiseho n fanamiana @ maha malagasy antsika.tena ita misongadina amzao f A/tra no toriana f ts fisehosehoana @ hatsarana sn lamaody...tena afapo aho!👍👍makasitrak indrindr zareo a!
Amena.... 🙏🙏Misaotsy bevata. Tafita ty Hafatsy. Voninahitsy ho an'i Jesosy Tompontsika.
Je suis un lutherien en coloration catholique, je suis passionee de cette chant evangelique
Tsara bé eeee!!!!🙏❤️👏
merci akon'ny lanitra fd fa tafita n hafatra mapihetsi-po le tonony.
Tsara tokoa lay fitiavan'Andriamanitra napetrany ho tanterahantsika de lay '' fitiavana '' na Azy na ny namana ko de ndao iezaka hamita zay hafatra zay...
makasitraka anle hira,f tena mahafinaritra n fiventsoanareo ankon' lanitra fort d'auphin azy.makasitraka ian ko n mapiseho n fanamiana @ maha malagasy antsika.tena ita misongadina amzao f A/tra no toriana f ts fisehosehoana @ hatsarana sn lamaody...tena afapo aho!👍👍makasitrak indrindr zareo a!
❤
Merci AKL
🇲🇬🙏🙂😍💕
Tsy de mpieno fir aniz tony fa ti kos tiko 😁 tsara be ✌
Bravo Akl!! Tena soa
MITADY ANILAY TEMPOLIN ANDRIAMANITRA AHO FA TSY MAHITA.... MANKASITRAKA FA TSARA BE LE HIRA
Tsara. Tsara feo daholo nareo.💝
Bonsoir mba mangataka solfa anie raha misy
Misaotra mialoha
mankasitraka e!
Misaots anareo Ankon'ny Lanitra ,,fa Jesosy ts manavake .
Ça va
TSARA AKL e !!! Fa mila iainana lay tonon-kira
Misaotse 👍👍👌👌
Hafa koa ny feonareo avy Taolagnaro ao e!
Kaaaay !!! 👍👍👍💖💖💖💖
Mankasitraka Akon'ny Lanitra F/D, fa tena mahafinaritra le hira indrindra fa ny midera an'Andriamanitra!
tsara le tononkira...mankasitrak eee
🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏🙏
🙏🙏🙏🙏🇨🇵🇲🇬
Tena tsara be ny tononkira. Misaotra ry antoko ny Lanitra
Misaotra an'i Tompo eeeeee
Misaotra a
Mankasitr e tsar be
tsara le izee AKL F/D
tsara
soa li e... afaka mahazo ny tonony ve!?
Hira tsara, misaotra
Kanto loatra an
TSY misy numero azahoana anareo ve azfd
tena tsara ilay hira