Velikost videa: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Zobrazit ovladače přehrávání
Automatické přehrávání
Přehrát
Mahafinaritra be.Deraina ny Tompo.Any ianao ry fiangonako malala FLM 67ha Toby fanantenana 238 .Dia tena malahelo ilay maraim-baovao.Hafa ihany ny mandeha toby. 🇩🇪 🇲🇬
Misaotra e ! 👍👍👍👍👍
Malagasy mivoatra. Misaotra betsaka dia mitomboa fahaizna.
Mbola miantso antsika hiverina Andriamanitra mba tsy hisy ho very an-dalana
Misaotra e ! Kanto loatra !
Misotra, mankasitra e🙏🙏🙏 Ahatsiarovana any agny atanindrazana!
Miverina n'y Zaza miodina❤️🙏🙏
Misaotra eeeee,tsara be
❤
Voninahitra ho an'Andriamanitra 🙏🙏🙏🙏
Voninahitra ho an'Andriamanitra!!
Hira tena tsara: tsara ny feony, tsara ny hafatra entiny.Misaotra tompoko.Ho an"Andriamanitra irery anie ny voninahitra
Mankasitraka indrindra e 🙏🙏❤️
Misaotra leka SOLOFO a!
Misaotra ragna fa Dia tafita n'y hafatra mankasitraka
Isaorana n'y TOMPO
Mamindra fo @ nay tompo..!
ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra
Betsaka masiaka
Kanto loatra
Mahafinaritra be.Deraina ny Tompo.Any ianao ry fiangonako malala FLM 67ha Toby fanantenana 238 .Dia tena malahelo ilay maraim-baovao.Hafa ihany ny mandeha toby. 🇩🇪 🇲🇬
Misaotra e ! 👍👍👍👍👍
Malagasy mivoatra. Misaotra betsaka dia mitomboa fahaizna.
Mbola miantso antsika hiverina Andriamanitra mba tsy hisy ho very an-dalana
Misaotra e ! Kanto loatra !
Misotra, mankasitra e🙏🙏🙏 Ahatsiarovana any agny atanindrazana!
Miverina n'y Zaza miodina❤️🙏🙏
Misaotra eeeee,tsara be
❤
Voninahitra ho an'Andriamanitra 🙏🙏🙏🙏
Voninahitra ho an'Andriamanitra!!
Hira tena tsara: tsara ny feony, tsara ny hafatra entiny.
Misaotra tompoko.
Ho an"Andriamanitra irery anie ny voninahitra