MISS WORLD MADAGASCAR : TSY MAHARESY LAHATRA AHY ITY MISS-TSIKA TY KA ...

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 20. 02. 2024
  • OTRAN'NY SIPAN'NY ANDOHAN'NY MANDROSEZA SY ANTANAMAKOA IRENY 😂 ...
    Merci d'avoir regardé la vidéo 🙏
    Et n' hésitez pas de s'abonner ici 👉 bit.ly/3Qkw0gZ
    Facebook : profile.php?...

Komentáře • 38

  • @babarycharlie8495
    @babarycharlie8495 Před 4 měsíci +4

    Misy Antony matoa lany fa tsy vendrana daholo akory ny mpitsara

  • @user-jk2lf2bs8h
    @user-jk2lf2bs8h Před 3 měsíci +1

    😂 Hiii, Tena marina ny teninao Mr koto ah, miss monde zany Tena Mila sipa manja be, feno any madagasikara, zah ary gaga be hiiii, mapme be ny fiteninao koto hiiiiiii

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Před 4 měsíci +1

    Aminahy le sipa naturel tsarabe TSH Manao mkiage n'a beauté fa tsotra reny tsara

  • @user-pi4oh4tk5e
    @user-pi4oh4tk5e Před 4 měsíci +3

    Izy aloha tsy de manja e, tsy hitako ny mampiavaka na manintona aminy!

  • @FahasambaranaRal
    @FahasambaranaRal Před 4 měsíci +1

    Latsaka be a le oe Tony kosa efa tsy catégorie ny kkkkk😂😂😂😂😂

  • @noaxpixfull7880
    @noaxpixfull7880 Před 4 měsíci +1

    Risoriso atsany am miss mety famille an député Andry ratsivahiny njay Tony n'a nièce n'ai naivo raholdina

  • @voaryangolaina2919
    @voaryangolaina2919 Před 4 měsíci +1

    Tena zonao tokoa anie ny manana ny avis anao e.fa lehilahy lehibe hitovy @ dadabenay ianao dia tsy mba mahay fomba filaza zavatra?misy ny atao hoe paroles positives,raha tsy tianao izy tsy maninona izany fa ianao lasa mpitsara miss world no lasa mahavariana sady tonga d miteny hoe “ratsy” 🤣 ye ianao manja be ka 🤣😂😂

  • @SERVICEALTO-zr7zn
    @SERVICEALTO-zr7zn Před 4 měsíci +2

    Aza manao an'izany rangahy 😂😂😂 ah leiretsy e

  • @ANDRAINAAlvineChristinah-qz6od
    @ANDRAINAAlvineChristinah-qz6od Před 4 měsíci +2

    Marina izany koto a😂😂😂😂😂😂 kolikoly io Miss nzala io 😂😂😂

  • @eliramiliariniaina2207
    @eliramiliariniaina2207 Před 4 měsíci +4

    Tsy izany intsony koto ny ao Mcar à. Ny anarany Rajoelina no nahalany azy. Tsy mety aminao, fa mety @ mpitsara

  • @rosemanitra47
    @rosemanitra47 Před 4 měsíci +3

    Ripaka à am Mr koto ity sanabavy.

  • @lydiarabarijaona6122
    @lydiarabarijaona6122 Před 4 měsíci +1

    😂😂😂😂😂 za koa aloa de mahita fa tsy manja ioeeeeee

  • @FahasambaranaRal
    @FahasambaranaRal Před 4 měsíci +2

    Leizy tsy hambaniana bé izy ,elle est jolie ftsn ,tsy ratsy oui fa tsy tokn ho miss voilà ,tsy mendrika miss poziny tsy maha afa PO en tant que miss ,lany vé le vevav gasy lava volo be toy ndri tantely miss reny aiza ireny

  • @tovoandriambololona4795
    @tovoandriambololona4795 Před 4 měsíci +1

    Basin'ariary fito izany lohaten'n tantaranay handeha amin ny alahady Koto a hahahaha

  • @josianeharrivel3845
    @josianeharrivel3845 Před 4 měsíci +1

    😂😂😂😂😂😂😂😂😂,je suis d ’accord avec Koto ! A côté de miss Thailande elle fait figure d ’un crapaud (sans être méchante)!Je ne comprends pas😮😮😮

  • @delicieusescrepes339
    @delicieusescrepes339 Před 4 měsíci +1

    So so ihany ! Tena marina😁

  • @inayatsama6059
    @inayatsama6059 Před 4 měsíci +1

    Mlay fona ianao Mr koto a 😂😂😂

  • @menran1959
    @menran1959 Před 4 měsíci +1

    mahafinaritra mihitsy mijery video an Koto ity an ,tohizo fa tsara sady mahalatsaka . Somary asiana fihomehezana ny fiainana

  • @mendrikarazafi3063
    @mendrikarazafi3063 Před 4 měsíci +1

    😂😂😂😂 oka marina e,aza mahalatsaka re ry koto a, zao kosa ve no oe Miss 😂😂😂

  • @JOSOA06
    @JOSOA06 Před 4 měsíci +1

    ❤❤️❤️mlay elah ry koto

  • @krismasy8709
    @krismasy8709 Před 4 měsíci +1

    Je suis fière d'être Malgache😂😂😂😂

  • @rakotoa19oadrianni
    @rakotoa19oadrianni Před 4 měsíci +1

    😂hahaha oka rangaha mahita malatsaka foana nareo eh

  • @rakotorakotorahery
    @rakotorakotorahery Před 4 měsíci +1

    Zao kosa an : angaha moa ny miss dia hoe famanjàna fotsiny no critère e. Ilay amin'ny sary (na télé na vidéo na support papier) koa anie tsy tena ahitana ny tena hatsarana satria ohatra hoe tsy hita tsara ny hoditra. I Koto izao dia tsy fantatra hoe tena bôgôsy sa tsia. Izaho aloha tsy afaka hiteny a.

    • @josephinerasoarimalal2979
      @josephinerasoarimalal2979 Před 4 měsíci

      Koto io anieh raha hiteny olona dia Tena aoka fotsiny fa mba tokony hijery fitaratra ny tenany Kalo izy vao miteny olona

  • @ihzomisadirazafi1159
    @ihzomisadirazafi1159 Před 4 měsíci +1

    So dia zay kosa no nahalany azy e, hafa raha samy miss fa samy manana ny missiny manko

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 Před 4 měsíci +1

    Tsara kosa ilay izy ry Koto a!

  • @hanitrinialaramarimampiani2531
    @hanitrinialaramarimampiani2531 Před 4 měsíci +1

    😂😂😂😂😂😂marina ny anao Koto a

  • @louisatadidy3911
    @louisatadidy3911 Před 4 měsíci +1

    Jsuis d accord

  • @user-dq4ve4ho1p
    @user-dq4ve4ho1p Před 4 měsíci +1

    Tena ratsy kosa eh asa inona loatra no nahalany azy ho miss ity sa ve hoe ...., aiza reny sipa tsara tarehy any Dago ireny sady manampahaizana no dia ity sisa no safidy farany tao

  • @angelenjoro2793
    @angelenjoro2793 Před 4 měsíci +1

    izy aloha tsy manjary bediabe viavy manja mety tsy nandray anjara miss rah nandray anjara leh manja mety tsy lany io tena marigny resaka no koto azfd rah trop resako

  • @rosemanitra47
    @rosemanitra47 Před 4 měsíci +1

    Miss raha la terre 😂😂😂

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 Před 4 měsíci +1

    Tsy hainao hay ny dikan ny hoe Miss...
    Ny Miss anie ry Koto, tsy hoe ny tarehiny no jerena e!...fa ny mesure de taille mifanaraka am norme efa nifanarahan ny Foiben ny Miss.
    Reefa mifanaraka am mesure nifanarahana ny taille de hanche, ny taille de Poitrine, ny refy halavan ny tongotra, sns...Dia izay no atao hoe Miss...
    Fa ianao toa tsy nanontany ireo karazana taille hoe firy cm. Fa ny tarehy no jerenao...d midika izany fa mitsara subjectif ianao. Izany hoe tsisy verité absolue ny jerinao. Fa jery subjectif ny anao.
    Na vevavy mak, na vevavy paysane, na vevavy mpivarotra mofogasy...reefa ireo vevavy ireo no manana refin ny taille nifanarahan ny Foibe Miss, ...d azo lazaina fa hoe Miss ilay ve avy izany.

    • @user-dq4ve4ho1p
      @user-dq4ve4ho1p Před 4 měsíci +1

      Mila jerena daholo n'y rehetra anisany n'y tarehy

  • @bannerbruce5618
    @bannerbruce5618 Před 4 měsíci +1

    Avereno kely ilay fihomehezana hoe ry Koto...

  • @rosemanitra47
    @rosemanitra47 Před 4 měsíci +1

    😂😂😂i tantely efa taloha ela be ry no mba hitako oe tsara ra miss fa ito ndray mety raraka ra mihaona am sipa indienne sy ny asiatique sns.toa tsy maharesy lahatra ka

  • @user-ed9vt2wj1i
    @user-ed9vt2wj1i Před 4 měsíci +1

    Mizakazaka fahatany cochon