SARERAKA - Meditation 2011

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 29. 08. 2024
  • Méditation vaovao

Komentáře • 40

  • @ajaro32
    @ajaro32 Před 12 lety +1

    Koa efa nomenareo ny vazaha ny tany Ra-Sa ho@ 50 taona ho avy. Vita ny tetezamita ve vao manangana kabary indray ianao. 3 taona niesona sy nikefona dia izao vao miseho maka-pôzy olomarina! Mahay ianareo!

  • @richardmounavaraly2457

    MORA NY MIKOZY PAPA!
    TEO IANAO DIA INONA NO MBA NATAONAO? TSISY! TSISY TSISY.
    FANANGONAMBOLA NO NATAONAO.

  • @haingorakotonirina5637
    @haingorakotonirina5637 Před 11 lety +1

    Tsy efa hanisy sira ndray zao elah ry zoky be rasa ah satria miha foana ny sosy am afera maizina

  • @nirinayvonrandriamiarisoa1141

    Ankasitrahana n hira feno fahamarinana miteny mivantana, ,

  • @Fiaravany
    @Fiaravany Před 11 lety +1

    zany fona ve ry sareraka a!isaky ny miova ny filoha de ovaina fona le meditation de reva votsetsina vola ndray de mangina avy eo

  • @nhirinaherisetrarandrembas3548

    Nofoahan lery h@ voniny angamba izy zany!!

  • @mariefrancis3823
    @mariefrancis3823 Před 12 lety +1

    zao nefa lery ao anatin'ny tetezamita, tokony mba hanao meditation lery koa lery fa lasa fitaovanan'ny mpilalao politika lery.

  • @Jorassik
    @Jorassik Před 12 lety

    noheveriko fa hira le izy,kay kabary pôlitika!!

  • @mredada
    @mredada Před 12 lety

    Io Dadanareo ihany no nahavita nivarotra ny tanin'ny Malagasy ,mampalahelo ny tsy manambola sy ny ambanimbany fiainana fa voadaka @ tani'ndry zareo,mbola misy ambasadaoro tsy nahazo tany ao ka mbola hamarotana efa vita planina ny tokony ho vidiny.Firy ny gasy maty nanomboka t@ 2001 mbola tsy ampy angamba!Tokony mba handinika aminizay sika.Ataovy vato maty na vato fotsy satria zay lanimbahoaka tsy mitondra fa izay......ihany no mitondra.

  • @yvesmanjakatsara4661
    @yvesmanjakatsara4661 Před 9 lety +3

    Marina zany Sareraka!!! Rah tsy ny toen-tsaina manaiky ho zanaina mints no miova d mbola dezaka be ty ee!

  • @razafybeloha
    @razafybeloha Před 12 lety

    koa raha tsy lasa adala izy koa hiaro an'i Dadavalo,tssss,henoy ny hira fa aza variana manenjika ho aho!

  • @Didiergildas
    @Didiergildas Před 12 lety

    Lasa fisainana lavitra aho mihaino an'I Sareraka.Dia manontany tena hoe:Noavaozina ny tonon-kira hifanentana amin'ny zava-misy ankehitriny. Midika va izany fa mbola mitohy ny tolona?
    Alaho ahery é! Ary aiza I Manandafy ankehityriny?

  • @brigittemamyh4302
    @brigittemamyh4302 Před 6 lety

    Mankasitrak ô.. ambarao de Lazao Sareraka

  • @tsiriniainarazafindrakoay3890

    Ambarao anay Sareraka! Ambarao é!

  • @jentilisa
    @jentilisa Před 12 lety

    Izay hoa tsy nahita azy nanao ilay mandohalika hatreny amin'ny Fasan'ny Karana ka hatreny Analakely Tamin'ilay vavabe nataony e! tadidinareo ve? Izay no mahatonga ilay fankahalana ao aminy satria tena afa-baraka lery tamin'iny.

  • @mahita58
    @mahita58 Před 12 lety

    Bjr jiaby, merci Sareraka ,aussi a leocorthex de partager.

  • @oliviaodette5469
    @oliviaodette5469 Před 6 lety +2

    Asio copikole sareraka @ zay mafimafy ny piaro tanindrazana
    (MISAOTRA Sareraka aaaa👏👏📼)

  • @herijaandrerarindrianariso9870

    Reraka marina

  • @tsimish
    @tsimish Před 12 lety

    mapimé beeeeeeeeeeeeeeeeee

  • @SkyrusBalck
    @SkyrusBalck Před 12 lety

    mangina daol ry indigène ah!

  • @HERLAV66
    @HERLAV66 Před 12 lety

    bonne lesy sareraka a!!!! inona ny vaovao ao @ tetezamita ao ? lazao izay tena marina fa ela sareraka izao no isan'ny mpitondra ao , dia mba homeo MÖLY mora sy VEHIVAVY mora ao ny tary fa aza revanareo rery ao @ FAT ao fa aza vokisana chiffon jaune sy taolak-ena ho nonona ny vahoaka Malagasy , mba hampitao any @ Rajoely Mougabe Kasa any ny hafatra e!!!!

  • @issatahirah7304
    @issatahirah7304 Před 10 lety

    mahafinaritra le vazo miteny ka !!!

  • @todisoaandre9624
    @todisoaandre9624 Před 4 lety

    mb ataovy meditationko ny @nareo sy le Lundi
    Noird

  • @fabricejudicael6640
    @fabricejudicael6640 Před 10 lety

    Merci...

  • @distelfredin5696
    @distelfredin5696 Před 12 lety

    misaotra betsaka razoky amin'ny filosofia anananao

  • @herinainaandry709
    @herinainaandry709 Před 11 lety +1

    Fa angah elah raha mitabataba toy izany ry Sareraka dia ho adinoin'ny gasy ny tataka be nataon'elah nandritra ny tetezamihitatra? Ho avy ny méditation hitantara an'elah

  • @soloforambelo1078
    @soloforambelo1078 Před 11 lety

    Zavatra maimbp no itangpronan'ny lalitra e

  • @domisanji
    @domisanji Před 11 lety

    Repotry ny asa parlemantera Sareraka, ka tsy manana fotoana hanaovana méditation tsony :D

  • @razafybeloha
    @razafybeloha Před 13 lety

    tena tsara fa misaotra betsaka

  • @elyasleoncine8346
    @elyasleoncine8346 Před 6 lety

    tiako ai hira zeny ai

  • @geraldineroucou8595
    @geraldineroucou8595 Před 4 lety

    ♥️♥️♥️

  • @ainar.2867
    @ainar.2867 Před 10 lety

    tsara @lahy fa tsy @ gasy madinika 1/100 ve leitsy no mba benefice azon'lisany @ sinoa de hoe milay nefa t@ ra8 raha tsy 30/100 tsy mivoaka ny contrat dia iza no nandra sy vendrana ilay mpivarodronono sa lay mpikosoka kapila

  • @guillaumecedrickrosette1923

    marina zany ééé!!!!! :) :D

  • @liloopuce1
    @liloopuce1 Před 12 lety

    Tsy azoko mihitsy ilay mahatonga ny sasany manankinà an'io hira io. Voalohany, hira io, milaza ny zava-misy izay miseho eto Madagasikara ... Ka ho an'ireo tsy faly, mety mahatsapa fa voatendry @ ny zava- marina angamba ny tenany ka hany fa tsy mahatanty ny FAHAMARINANA. Tohizo fa tsara ... Les chiens aboient et la caravane passe °_*

  • @iandryrakotonjanahary9408

    Misaotra!!!

  • @clarastone6666
    @clarastone6666 Před 7 lety

    (liberté d'expression) il a droit de dire ce qu'il veut. fa maninona no misy manopa pfffff 🙄🙄 io mintsy le toetsaina lomorina