DATY NIFANOMEZANA(Tantara Rdb)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 11. 09. 2024
  • Tantara hasy vaovao
    #gasyrakoto
    ⛔️TSY AZO AMIDY⛔️

Komentáře • 30

  • @user-nx4pq3ts9x
    @user-nx4pq3ts9x Před 5 měsíci +1

    Tsara❤❤
    Tsara eeeee
    Misaotra eeee tsara foana ny tantara nareo

  • @user-uv8gt4eh4b
    @user-uv8gt4eh4b Před 6 měsíci +3

    Ratsy ny tantara, be lotra le " tena"
    Rahavavindreny izany toy ny reny fa tsy otrany ity tantara ity.
    Ratsy

    • @lnkurt1376
      @lnkurt1376 Před 6 měsíci

      Tena mankarary sofina be 🙉

    • @Smymahl
      @Smymahl Před 5 měsíci

      Indrisy! Saingy zavamisy eny @ FM mihintsy zao

    • @Smymahl
      @Smymahl Před 5 měsíci

      Misy ol zany d tena mora teraka kely otran Zao mints anefa ny tena efa saika afaka aina VO nahazo Zaza 😢😢

  • @MbolatianaPaulette
    @MbolatianaPaulette Před 4 měsíci +1

    ❤❤❤❤❤❤❤misaotra tompô😘😘😘😘😘😘

  • @user-nx4to4il5j
    @user-nx4to4il5j Před 5 měsíci

    Misaotra tompo kô tena tsara beka merci ❤❤❤

  • @germaineattieh7721
    @germaineattieh7721 Před 6 měsíci +1

    Mankasitraka eee ❤❤❤❤

  • @sidonierazanandrasana808
    @sidonierazanandrasana808 Před 6 měsíci

    Tsara sady mampalahelo ,misaotra betsaka nizara ❤❤❤

  • @rovasoa
    @rovasoa Před 6 měsíci +1

    Misaotra nizara oo😍🙋‍♀️🇲🇬

  • @AndritianaHerilala
    @AndritianaHerilala Před 4 měsíci

    Mankasitraka tompokl ♥️🎧🇲🇬

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 Před 6 měsíci +2

    Tsy ela @ famoahana sy fanaovana enregistrement tantara mihitsy ry gasy rakoto 😂😂 mahafinaritra eh .
    Mazotoa izay vao hihaino. . Vao nandeha t@ RDB teo io .

  • @marielesage1254
    @marielesage1254 Před 6 měsíci

    Tsara be lay tantara 😍 🥰 ❤sady mampalahelo be koa 😂😂na dia zany aza tsy mitsahatra ny mankasitraka sy mankatelina anaro fa mahafinaritra be lay tantara 😍 🥰 😍 🥰 ❤❤❤❤❤ka Misaotra e❤❤❤❤❤❤😘😘😘😗❣❣❣❣🙏🏻🙏🏻🙏🏻😘😘😘😘😘💋💋💋💋😘😘😘❤❤❤❤miandry ny tantara vaovao indray 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤ 🥰 ❤

  • @RobertaHortencia
    @RobertaHortencia Před 6 měsíci +1

    Tena tsr be le tantara ❤❤ sady mampitimany .f❤ volamena 😢😢🎉

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 Před 6 měsíci

    Tsara ny tantara f henjana ny olombelona raha hivadika 😂❤ , mama Zay tena loza .

  • @lnkurt1376
    @lnkurt1376 Před 6 měsíci

    Raha mba azo atao re, aleo mba tsy manao tantara tsony ilay Mamazay. 🙏

  • @user-yv6zj1cb1b
    @user-yv6zj1cb1b Před 6 měsíci

    Mankasitraka hatrany nizara eee ❤❤❤❤

  • @ramamonjisoa8255
    @ramamonjisoa8255 Před 3 měsíci

    Tiko b lay feony lay bandy

  • @kotyjenny
    @kotyjenny Před 6 měsíci

    Misaotra nizara e❤

  • @user-be9oc2tn2o
    @user-be9oc2tn2o Před 6 měsíci

    Misaotra nizara.

  • @hanitrinialarakotoson9852
    @hanitrinialarakotoson9852 Před 6 měsíci

    Merci mb rapide an😂❤

  • @lilydaubec6298
    @lilydaubec6298 Před 6 měsíci

    Mankasitraka ny mpizara .

  • @marrymarry8826
    @marrymarry8826 Před 6 měsíci

    Makasitraka hatrany tompoko

  • @user-kl3rz6lg4w
    @user-kl3rz6lg4w Před 6 měsíci

    Mahafinaritra sady mampalahelo

  • @AMJRRachiaRachia
    @AMJRRachiaRachia Před 6 měsíci

    ❤❤❤❤❤❤🎉🎉🎉

  • @apop3771
    @apop3771 Před 6 měsíci

    Merci bcp

  • @haingotianaomega1746
    @haingotianaomega1746 Před 6 měsíci

    ❤❤❤🎉🎉

  • @hanitranil4489
    @hanitranil4489 Před 6 měsíci +1

    Messie roser nga!?

  • @clairemizahiliardine5354
    @clairemizahiliardine5354 Před 6 měsíci

    Mankasitraka eee ❤