ANKARIHARY 20 AVRIL ANNICK RATSIRAKA

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 29. 08. 2024

Komentáře • 3

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 Před 4 měsíci

    Président vazaha

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Před 4 měsíci

    Mahagaga eto madagascar tompoko die efa deeeeernier moment lava vao maletraka antontn taratasy eto à madagascar..tena mahagaga dia lahagaga. Efa tena daty farany azo aletrahana lava dossier vao mifabesy tonga zay olona hilatsaka ho fidina..au lieu de mba karakaraina manomboka am daty anombohan ny fametrahana dossiers mba ahalalana hie zao taratasy tsy ampy mandra pahatongan ny daty farany??? Aleo efa daty farany aletrahana tartasy vao litraoyra toy omby hiditra am nala ireo mpilatsaka ho fidina. Na député io ..na maire.sns sns..eeeefa dernier moment lava vao iny tonga manatitractaratasy..dextsy mis intsony fotoana halenoan taratasy zay tsy ampy..de eo am zay vao mitabataba hoe manilika eee..tsy manaja lalaana eeee..nefa firenan olona no hitako aminareo mpilatsaka ho fidina sasany. Tsy taitaitra mandritra fotoana lava be tokony androtsaha taratasy ...dia mankadala olona aty aoriana.