Samoela - Manantena

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 11. 09. 2024
  • Music video by Samoela performing Manantena. Samoela
    vevo.ly/IKC0Mi

Komentáře • 8

  • @gasytana1
    @gasytana1 Před rokem +2

    Mihaiky anao za Samoela aa ... vitsy dia vitsy ny mpanankanto oe mahavita mitaozana laza mandritra ny taona maro ... misongadina ny manan-talenta ... Misaotra nampirevy hatramin'izay sy hatramin'izao ... MANKASITRAKA

  • @renemartin6002
    @renemartin6002 Před rokem +1

    Tena mafinaritra ny tonokira nao misaotra be Samoela bravo🎉

  • @hortenciaandriatsizaraina5875

    raha toa ka ho tonga ihany anao malala , tsy aleo ve mba sao de zao 🥰

  • @randrianirinamaminiaina6580

    Mafy ranga aaaaaa
    Tsy miova le revy samoela eee🎉🎉🎉🎉

  • @NjaraRahalinitsoa
    @NjaraRahalinitsoa Před měsícem +1

    milay zan hira zany le

  • @mamyadr1057
    @mamyadr1057 Před 11 měsíci

    tiko ilay inspiraka misaotra tompoko
    🥰

  • @MikeIndiaService
    @MikeIndiaService Před 3 měsíci

    Tsy dia sahy mijery sy mihaino ity hira ity fa mampatahotra