Havako ô, aoka hitondra fitahiana eo @ fiainanao ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo (Matio 26.17-30)

Sdílet
Vložit
  • čas přidán 12. 09. 2024
  • Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara
    NY FITAHIAN’I JEHOVAH NO MAMPANAKARENA
    1. Ny fitahian'i Jehovah no mampanankarena, ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany.
    2. Ho tonga malahelo ny miraviravy tanana amin'ny asany; fa mampanan-karena ny tanan'ny mazoto.
    3. Dia ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa izay tahinao, Jehovah ô, dia voatahy mandrakizay.
    4. Dia aoka ho sitrakao ny hitahy ny taranaky ny mpanomponao haharitra mandrakizay eo anatrehanao; fa Ianao, Jehovah Tompo ô, efa niteny izany; eny, aoka ny fitahianao no hitahianao ny taranaky ny mpanomponao mandrakizay
    5. Fa izay manome voninahitra Ahy no homeko voninahitra, ary izay manamavo Ahy no ho afa-baraka.
    6. Amin'izay akaiky Ahy no hisehoako ho masina, ary eo anatrehan'ny olona rehetra no hampisehoako ny voninahitro
    7. Aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman'alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin'izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina.Tsy efa nandidy anao va Aho? Koa mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao i Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra alehanao.
    8. Raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr'i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin'ny firenena rehetra amin'ny tany ianao
    9. Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho
    10. Ary i Jehovah nomba an'i Josefa, dia lehilahy nambinina izy; ary nitoetra tao an-tranon'ilay Egyptiana tompony izy. Ary hitan'ny tompony fa nomban'i Jehovah izy, ka izay rehetra nataony dia nambinin'i Jehovah avokoa teo aminy.
    Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly :
    (1) Ohabolana 10 : 22
    (2) Ohabolana 10 : 4
    (3) I Tantara 17 : 27
    (4) II Samoel 27 : 29
    (5) I Samoela 2 : 30
    (6) Levitikosy 10 : 3
    (7) Josoa 1 : 8 - 9
    (8) Deotoronomia 28 : 1
    (9) Salamo 23 : 1
    (10) Genesisy 39 : 2 - 3
    ****************************
    MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES :
    1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR: / mesversetsbibliquespre...
    2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr
    3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr
    4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR : / tsaranytompoisanandrodr
    5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR / hoavyikristyvononavehi...
    CONTACT :
    1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39
    2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com
    3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andria...
    4. TWITTER : / docrivolala
    5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina
    6. FACEBOOK : / docteurrivolala
    7. ASSOCIATION CALDEN : caldenmadagasca...
    JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20)
    QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

Komentáře • 1

  • @andreahjhennie2080
    @andreahjhennie2080 Před 19 dny

    Misaotra Anao Jesoa Malala nohon'ny nahafoizanao ny ainao nanadiovana ny helokay , Ianao no Tompoko & Mpamonjy ahy amen 🙏