tsisy masolo an feon dakoto na de aty alavtra aza de otran any vohitsivalana e mampatsiaro ny akaigny antanana mitsy zala e matsiaro an beky zafitratra le hira e de mirary soa oan tsarahoenana vohitsoa vohitsvalna ambaniala i lanto beby lune iany ty e
mahagaga ahy fa raha vao maheno ity mpihira ity aho dia ontsa ny foko?malahelo any Mada aho!!! hélas lavitra loatra é!veloma ao é!manina be aho!!!!tsy afa manaotra!!!
Maha manina rehefa injay hilatsak hariva2 iny ny orana any fianarantsoa,tena te hangorona entana zao de zao de mody,saingy hatao aiza ra fitadiavana?ny mitomany kely no sisa azo atao de mba tony kely koa,coucou ho antsika aty ampitan dranomasina,aza adino lay niaviana e Tsy maintsy hiverin rehef vita ny asa,Arabie Saudi ihany e
Mbola ho avy leretsy a afa hiany ny atagnana zan. Matsiaro amin ny hira nefa ny fitadiavana mazaka maniraka fa tsy maintsy mbola iaona fon e n tany niavina tsy maintsy iverenana
mba ataov j'aime kosa manko hiran tsianaka ty fa nareo de mijery fôna de zay. antsika ze te hody antsianaka sady efa ninana laoka an alôtra daôly angatahina am zany. Merci leretsy ah!
mampitomany ahy ilay feo, ny tononkira koa. Misaotra Tompoko nampafantatra ahy a ity Mpihira ity. Merci encore!!! J'écoute à chaque fois que j'ouvre mon P.C.
Raikitra ho tantara
Tsara loatra😍😍😍😍
Ahatsiarovako an'i Dadabe rehefa mankany Ambatosoratra taloha manao vacance !
Misaotra fa hafa ihany hira taloha sad original 👍👍
tsara ny hira miaraka @ clip an! misaotra ô!
👍
Tsy mety leo a, hafa mitsy ny kanto taloa
I
Merci letsy Dakoto, hira nampirevy ny fahatanoranay zany vazo zany,
Tsara laotra,tena tiko be
TS maty laza.any zay antsihanaka zay leretsy a
Mampanembona e
hafa ihany ny artista taloha eeee
Tsara loatra e !!!malagasy iray isika e 😘👍👊
tsara rangaha ilay inspiration a! izany ka tena mpanakanto , merci mihitsy Novah Dakoto
Tsara be ny hira, te hivergna any antsihanaka aho cousin mahita anao mihira io.
sendra nanao tourné tany Ambatondrazaka dia ny K7 nisy ity hira ity no mba voandalana t@ izany lany tsianjery hatr@ tonony
tena mahatsiarotsiaro miits e!
j'aime trop Ra-maître a, afa iany ny tena vazo am tanana "fière d'être SIHANAKA"
Misaotra Dakoto, mampatsiahy ny spectacle nataonao, 30 taona lasa izay tany antsianaka (ambato, amparafa , Tanambe.....) Mampangy any @ besisika any
tsy hita tsony a !!!???
mlay ranga ah!!! mila concert a!!
Misaotra
tsisy masolo an feon dakoto na de aty alavtra aza de otran any vohitsivalana e mampatsiaro ny akaigny antanana mitsy zala e matsiaro an beky zafitratra le hira e de mirary soa oan tsarahoenana vohitsoa vohitsvalna ambaniala i lanto beby lune iany ty e
eny leretsy e....te hody antanana e
Msôtra e!
mahagaga ahy fa raha vao maheno ity mpihira ity aho dia ontsa ny foko?malahelo any Mada aho!!! hélas lavitra loatra é!veloma ao é!manina be aho!!!!tsy afa manaotra!!!
Mapte ody zalah hira zan e!
manjary be le hira zama a..mbola oavy any raoay a
misaotra eh
b
ouaou! c'est ouf la nostalgie!! j'adore, merci Grand Novah Dakoto
J adore
mampalahelo be ;
zah latsa-dranomaso rhf mihaino io hira io ndrindra rhf an-tany lavitra
mbol.ho avy eee ;; any antsianaka any zay e manina azy aho tse a
tena tsara fa misaotra ny mpihira voatanisa daholo ny tsy anadinoina any dago malala merci
mbola hiverina fa aza malaelo ny tany niaviana tsy adino
fa ilay trondro kosa alha be taolana e!,saingy mmmmmh,matsiro!!
tsara ity original ity,tiako kokoa par rapp an'ilay interprétation @ zao.Bebenay koa avy any Antsihanaka,izaho t@ mbola zaza efa nandeha lamasinina nankany,faly ery t@ izany nividianan'i dadabe sy bebe mofo ravina sy ilay sakafo @ mpivarotra mandeha2 mitondra sahafa isaky ny mandalo gara!! ndryyyyyy,lavitra e!
Hafa ihany le original fa eto mba mahita an'i Dakoto de mahafinaritra koa e;faly mba mahita ny avy any tanàna e.
Maha manina rehefa injay hilatsak hariva2 iny ny orana any fianarantsoa,tena te hangorona entana zao de zao de mody,saingy hatao aiza ra fitadiavana?ny mitomany kely no sisa azo atao de mba tony kely koa,coucou ho antsika aty ampitan dranomasina,aza adino lay niaviana e Tsy maintsy hiverin rehef vita ny asa,Arabie Saudi ihany e
hay ianao lasa lavitra koa!tsy adino ny tany niaviana e;e fa am-polo taonany maro no atý ampita fa mahatsiaro foana lay gasikara.
+Thierry RAZA Ye..aty alavitra be aty e...soa iany nisy ny hira mba mampatsiaro foana ny tany niaviana..
Marina izany.
Bonjour je suis
za edy defa nody mintsy aloha eee
Mbola ho avy leretsy a afa hiany ny atagnana zan. Matsiaro amin ny hira nefa ny fitadiavana mazaka maniraka fa tsy maintsy mbola iaona fon e n tany niavina tsy maintsy iverenana
Hira tena tsara dia tsara mihintsy mampamanimanina ny tany niavana éééé
tsara kosa e! mampitehody zao de zao na de andeha dia tongotra aza :)
oka ma tsee
😁😁😁😁😁kkkkk. ' zao dia zao ? Hihi
sabôtazy nataonao, haminganana diaanay, ity tsy mimpody afara fa anao fô reraka ... (y)
tsara Dakoto a! mampamangy ao Anororo ao e! ry mama Lôra mianakavy ao! mahatsiarotsiaro mihitsy mahita anty clip ty!
sotrééé (Novah dakoto)
mankasitraka feno na dia tsy avy any antsihanaka aza aho mampatsiahy ny toerana niaviana sy ny fahazazana
mba ataov j'aime kosa manko hiran tsianaka ty fa nareo de mijery fôna de zay. antsika ze te hody antsianaka sady efa ninana laoka an alôtra daôly angatahina am zany. Merci leretsy ah!
latsak ny ranomasoko aty sud de la france aty mihaino an io hira io hafa iany ny tany nahalatsahan vavony (andilanatoby ambaiboho ambodirano )
tena te hody mitsy za zao, afa fôna ny any Antsianaka lero a, Andreba, Ambatosoratra sns.....
mampitomany ahy ilay feo, ny tononkira koa. Misaotra Tompoko nampafantatra ahy a ity Mpihira ity. Merci encore!!! J'écoute à chaque fois que j'ouvre mon P.C.