Kelii Andria
Kelii Andria
  • 23
  • 149 012
Niu Raza - So damn beautiful (holidays video)
#montagevideo #montage #madagasikara #madagascar #discovery #malagasy
zhlédnutí: 31

Video

Tovo J'hay - Isa Roa Telo
zhlédnutí 557Před 7 měsíci
Iza no sahy mba nilaza Fa izy irery ihany No tsara fo indrindra eto an-tany Ka lasa re laza Fa mpanome soa, tsara fanahy, tsara fo Ireo, 're 'zay nifafy namela takaitra Nefa hono izy tsy mba taitra Fa efa zatra nihafy Tsy mba mitaraina, tsy mba reraka ny saina Mba eto kely any aho raha toa ka sitrakao Fa tolorako fo feno fitia vaovao Refrain: Ataoko hoe 'ray 'ray 'ray sambatra izahay Lavitry ny...
GMMC - Matokia azy
zhlédnutí 2,1KPřed 7 měsíci
Izay rehetra ataonao Atolory Azy dieny izao Hovahany avokoa ny olanao Ireo adin-tsainao hisinda sady handao Matokia Azy ianao fa hainy atao Ny ditranao hatrizay Ialao fa ampy izay Hofafany avokoa raha mety ianao Sorisory hatrizay ho adino io fa aza manahy Matokia Azy ianao fa hainy atao Fa Izy irery ihany no mahay manampy anao Ny ditranao hatrizay Ialao fa ampy izay Hofafany avokoa raha mety ia...
Isa Roa Telo - Hiverina
zhlédnutí 734Před rokem
Tononkira Isa Roa Telo - Hiverina: Toa tsy hay ho tantaraina izany hafaliako mahita anareo Velon’aina tafahaona zay ela tsy nihaonana Betsaka tsy tanisaina ny zavatra niseho Nefa izany tsy nampitaraina ka ireo isika telo mbola eo Hiverina aho hitondra aim-baovao ho ahy sy ianao Ka alalao ny tokontany fa hiaraka isika androany Izaho sy sianao dia hiaraka, tsy hisaraka F’hifanaraka n’aiza n’aiza ...
Tovo J'Hay - Tsy mbola nisy
zhlédnutí 2,1KPřed rokem
Tovo J'hay - Tsy mbola nisy aloha Mifona aminao, Mivalo aminao, Manao azafady Efa mba ela ihany izay ‘Zaho tsy mety fay Nandika ‘lay voady ‘Reo laingalainga efa nisy ‘Reo ditra ‘zay tsy izy Nanjary adiady ‘Reo teniteny maloto Tsy nampazoto Nampihenjana tady Efa tsapako tokoa ireny Efa ela aho no efa te hiteny Fa tsy sahy nilaza Fa sao voavazavaza Nefa... Ref: Tsy mbola nisy tiako Tsy mbola nisy...
Anyah - Mikipy
zhlédnutí 1,2KPřed rokem
Mikipy ianao mijery ahy, Maka fy tokoa Henika fitiavana ny alin-tsika roa Mangovitra ianao, Sady miantsoantso hoe Avia, Chéri, Tongava aminíizay Ny vatanao mangovitra mitsena ahy Ny tenanao mandositra manenjika ahy Ny masonao mikipy sy mihiratra indray Ny masonao mikatona sy misokatra indray Dia hoy aho hoe Mikipy ianao mijery ahy, Maka fy tokoa Henika fitiavana ny alin-tsika roa Mangovitra ian...
TGC Tana Gospel Choir - Haleloia Hosana (audio officiel)
zhlédnutí 4,2KPřed 2 lety
Tana Gospel Choir TGC Gospel traditionnel Malagasy
Tana Gospel Choir TGC - Mahere (audio officiel)
zhlédnutí 7KPřed 2 lety
Tana Gospel Choir Madagascar - TGC Mahere, Mahere Mahere Jesosy Jesosy zao lehy roa le soa fagnahy! Tsy mba miavo fa teane gny olo iaby e! Na nahoda na mpamaraky e! Na rakemba na somondrara e! Tsy mifidy ny ho vonjea Hiaraka aminy an-danitra agny e! Nareo izay mbo velo le mandiniha e! Nalatsagny e, ty lione mba ho antika e! Fitiavagne bevata, hafaliagna tsy ombe tratra Oriho gny sori-dala, nape...
Marion ft Spear O'mic - I Can't stay without you
zhlédnutí 3,3KPřed 2 lety
Marion ft Spear O'mic - I Can't stay without you
Anyah - Anilanao (audio officiel)
zhlédnutí 826Před 2 lety
Anyah - Anilanao Tononkira: Tora-pasika mafana Mampifaly avanja mikorana Hazavana manjopiaka Hira sy mozika Dia ho fifaliana foana No entina mameno ity fotoana Ilay masoandro mibaliaka No namantsika Anilanao no tena mamy indrindra Anilanao ny tontoloko no arindra Anilanao mazava sy mafana Anilanao, hafa ihany ny any aminíny tan‡na Ireo longo any TulÈar Havana tsy foy any Fianar Ireo sakaizako a...
Shyn ft Anyah ft Tovo J'hay ft Tgc - mitsangana, mitrakà
zhlédnutí 20KPřed 2 lety
Hira evangelique malagasy. Somary ratiratsy ny feo sy ny sary fa efa talohaloha iany ilay hira.
The Singers of Jesus - Anao aho (audio officiel)
zhlédnutí 11KPřed 2 lety
The Singers of Jesus - Album "Malalany" The Singers of Jesus - Anao aho: Tonony: Eo an-tananao ry Ray ny fiainanay Eo an-tananao anio rahatrizay Tsy hiova, tsy hiala aminao mandrakizay Mba raisonao ho zanakao doria Ho anao Ray, ho fanananao Aza avelanao hangahiahy Ho anao Ray, ho fanananao Aza avelanao fa zanakao Na tsy mendrika aza ny ho tonga zanakao Ataoko ampy ahy ny ho mpanomponao Ka diovy...
Jyunii - Walla walla
zhlédnutí 2KPřed 2 lety
Jyunii - Walla walla
Malm ft Dyas - Tsy handrifatra
zhlédnutí 19KPřed 2 lety
Malm ft Dyas Hira malagasy 2019
The Singers of Jesus - Isaorako Anao
zhlédnutí 1,6KPřed 2 lety
The Singers of Jesus - Isaorako Anao
The Singers of Jesus - Hainy atao (audio officiel)
zhlédnutí 63KPřed 2 lety
The Singers of Jesus - Hainy atao (audio officiel)
INS ft FSC. Playa (holidays video)
zhlédnutí 3,7KPřed 2 lety
INS ft FSC. Playa (holidays video)
The Singers of Jesus - Sarobidy
zhlédnutí 1,8KPřed 2 lety
The Singers of Jesus - Sarobidy
The Singers Of Jesus - Tsy ahafoy ahy
zhlédnutí 3,4KPřed 2 lety
The Singers Of Jesus - Tsy ahafoy ahy
Niu Raza - Miovaova (Antsirabe video)
zhlédnutí 74Před 2 lety
Niu Raza - Miovaova (Antsirabe video)
ONE OK ROCK - HEARTACHE (cover)
zhlédnutí 65Před 7 lety
ONE OK ROCK - HEARTACHE (cover)
BIG BANG - IF YOU (KCover)
zhlédnutí 27Před 7 lety
BIG BANG - IF YOU (KCover)

Komentáře