Laurent Ramambason
Laurent Ramambason
  • 16
  • 104 373
Ny Jeneraly Désiré RAKOTOARIJAONA: fanantenana manoloana ny fahantrana sy ny tsy firaisankina.
Ny Jeneraly Désiré RAKOTOARIJAONA dia Praiministr'i Madagasikara nanomboka tamin'ny 1 Aogositra 1977 ka hatramin'ny 12 Febroary 1988..
Salama tsara izy ary olona velon'ny finoana an'i Jesoa Kristy.
zhlédnutí: 11 226

Video

General Désiré RAKOTOARIJAONA, Praiministra taloha; 'Mahereza ry Malagasy'
zhlédnutí 351Před 3 měsíci
RAHARAHAM-PIRENENA " ... Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va?" hoy ny Jeneraly RAKOTOARIJAONA DÉSIRÉ
Norbert Lala RATSIRAHONANA, Praiministra fahiny, Mpino an'i Kristy, Mpanaopolitika
zhlédnutí 6KPřed 3 měsíci
The values of one of the smartest statesmen in Madagascar are made plain in this interview, highlighting his controversial feats as a game changer in the political life of the country. .
Desmond Tutu to US Christians
zhlédnutí 155Před 2 lety
.....And I heard a voice from heaven saying, "Write this: Blessed are the dead who from now on die in the Lord." "Yes," says the Spirit, "they will rest from their labors, for their deeds follow them." (Revelation 14:13)
Ny VAOVAOMAHAFALY dia mahery lavitra noho ny VAHAOLANA
zhlédnutí 391Před 4 lety
Life is problem ridden. The most serious one, death, is unsolvable. So why bother? Goodnews affirming should take precedence over problem-solving mindset. The sun will die out in 5 billion years; but Jesus Christ is alive. Fellowship with him makes you new, fit for new heaven & new earth.
"AZA MIJANGAJANGA" - Fampianarana ho an'ny Ankizy sy ny Olon-dehibe
zhlédnutí 327Před 4 lety
Aleo misoroka toy izay mitsabo
Fiainana miivo @ i Jesoa velona fa tsy @ olana/vahaolana/fifanomezan-tsiny lava
zhlédnutí 433Před 4 lety
Encountering & having fellowship with the living Christ is much more meaningful than a life centered on problem-solving assorted with blame game. It overcomes death and provides us with true happiness & genuine love.
Conference des Eglises de Toute l'Afrique (1963-2013): un bilan vivifiant par Richard Andriamanjato
zhlédnutí 460Před 4 lety
All Africa Conference of Churches 50 years later: A meaningful assessment by the Reverend Doctor Richard Andriamanjato in 2013, the year he left us to be with the Lord.
Eglises africaines: "...dans du clair / obscur" oui, mais des temoins du Christ vivant liberateur
zhlédnutí 75Před 4 lety
La Conference des Eglises de Toute l'Afrique (CETA) depuis l'assemblee de Lome en 1987. The All Africa Conference of Churches, since the general assembly held in Lome in 1987: "live witnesses of the living & liberating Christ", reported the Rev'd Dr Richard Andriamanjato
Eglises et pays africains : claire/obscure apres le moratoire
zhlédnutí 108Před 4 lety
La Conference des Eglises de Toute l'Afrique (CETA) entre l'enclume de la foi et les marteaux des forces economiques et politiques. All Africa Conference of Churches: "Are we responding to the call of the living Christ & the needs of people in Africa? " reported the Rev'd Dr Richard Andriamanjato.
Eglises africaines: des independances politiques au moratoire des aides occidentales
zhlédnutí 270Před 4 lety
Histoire de la Conference des Eglises de Toute l'Afrique (CETA) par le Pasteur Dr. Richard Andriamanjato. History of the All Africa Conference of Churches: INTRIGUING!
Pasteur Andriamanjato: Ny hira FJKM sy ny namoronany ny Hira Fanampiny # 19
zhlédnutí 418Před 4 lety
Faith, hope & love in Malagasy & Universal Church songs
Pasteur Andriamanjato: mitendry hiram-piangonana sy mivavaka ho an'ny FJKM
zhlédnutí 3,4KPřed 4 lety
An inspiring statesman, musician & pastor
Pasteur Andriamanjato: "ry Malagasy ... aza very toky, tompoko"
zhlédnutí 3,4KPřed 4 lety
Deathproof political spirituality and wisdom
Pasteur Andriamanjato: Ny tantaran'ny FJKM
zhlédnutí 1,2KPřed 4 lety
The Church of Jesus Christ in Madagascar where faith breeds patriotism
President Didier Ratsiraka sy ny Fifaliana Tena Izy
zhlédnutí 76KPřed 4 lety
President Didier Ratsiraka sy ny Fifaliana Tena Izy

Komentáře

  • @gertrudebernadette5584

    Zao vao tena mandroso e ny teo aloha rehetra V... Hihihi

  • @user-bu1hd9dx1g
    @user-bu1hd9dx1g Před měsícem

    Mirary soa s'y fahasalamana ho anao tsy hadino Jeneraly ny hira nampianarinao rehetra

  • @Chango775
    @Chango775 Před měsícem

    Tadidinay tsar ny zavatra nataonao tam 1984. Tsy ho adinonay

  • @ElyseRAKOTOARIZAFY-iq7kn
    @ElyseRAKOTOARIZAFY-iq7kn Před měsícem

    Maneho ny fankasitrahana tanteraka mon Général @ny fanazavana izay netinao miampy ny famerenana obieny ny fankasitrahana an'Andriamanita

  • @yvesrakotoniaina4309
    @yvesrakotoniaina4309 Před měsícem

    Mirary soa lalandava Ray amandreny oh

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr Před měsícem

    Longue vie , tsika iaby Zanak'i Nenilava Volahavana

  • @ZakariaBrouhane
    @ZakariaBrouhane Před měsícem

    ❤❤❤❤

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr Před měsícem

    Oh. Il est encore vivant !

  • @alphonserakotomalala460
    @alphonserakotomalala460 Před měsícem

    Isan'ny praiminisitra mahay miteny izy io ary teologiana fjkm

  • @alphonserakotomalala460
    @alphonserakotomalala460 Před měsícem

    Zanak'i général vé Ilay nilatsaka ho député nirina rakotoarijaona?

  • @SoloRanary
    @SoloRanary Před měsícem

    Jeneraly Rakotoarijaona dia isan'ireo mpitarika ny hetsi-bahoaka nanongana an-dRatsiraka tamin'ny 1991 ary nitarika ny olona nankeny Iavoloha ny 10 aogositra 1991 niaraka tamin'i Andriamanjato Richard, Zafy Albert, Jeneraly Jean Rakotoharison.

  • @user-bd2qc8kp9o
    @user-bd2qc8kp9o Před měsícem

    Mahafinaritra ery, Sambatra be Général sy ny ankohonany.

  • @user-bd2qc8kp9o
    @user-bd2qc8kp9o Před měsícem

    Ho Salama lalandava,Ary ho vokisan'Andriamanitra faha ela velona anie ianao Mon Général.

  • @vivianerakoto8093
    @vivianerakoto8093 Před měsícem

    Tena nihaja be mihitsy izany atao hoe jeneraly izany t@ izany andro!💚

  • @vivianerakoto8093
    @vivianerakoto8093 Před měsícem

    Mankasitraka tompoko! Nahafinaritra ery t@ izany!💛

  • @ravelonarivomanitra6760
    @ravelonarivomanitra6760 Před měsícem

    Ny tena tsaroako dia i general rehefa mitory teny tao ampiangonanay! Tena mahavariana, mahafinaritra, tena mahay, eveillee fona mandritra ny toriteny. Ho ela velona tompoko, mirary fahasalamana mandrakariva

  • @alainnirina398
    @alainnirina398 Před měsícem

    Mirary soa Anao mon Général 🙏

  • @user-qt8xi4hr5k
    @user-qt8xi4hr5k Před měsícem

    Hay ve le dadilahy nanadio ny dodosin ' i Deba t@ Lela t@ 2 me republique ty efa rodana be ty Shannn..a...😂😂😂

  • @ranaivosonjeansen3354
    @ranaivosonjeansen3354 Před měsícem

    mirary soa sy fahasalamana ho anao .

  • @julesrasolondraibe7820
    @julesrasolondraibe7820 Před měsícem

    Miarahaba ary Mirary soa ho an i Général - mpitondra mila manana volonté ampandroso ny Firenena ( Vahoaka- tsy ankanavaka - équilibre de pouvoir )

  • @rolandapostinona6107
    @rolandapostinona6107 Před měsícem

    Votre objectif de l'époque où vous etiez premier ministre était louable et très réalisable. Mais il a laissé sur le carreau des gens comme nous ( jeune, famille modeste, tsy mahitahita à l'époque, ne comptant que sur ses études, bon élève.... bref sans avenir). J'ai quitté Mada au frais de sa famille faute de bourse extérieur réservée aux mahitahita et enfants des CSR ministres députés. J'ai préféré subir la discrimination en France que la pauvreté profonde à Mada, à la fin de mes études vers la fin des années 80. Je ne suis pas le seul. Je pense que la faute venait de la mentalité malgache, tribaliste raciste carrément jusqu'à maintenant. Quand Ratsiraka a dit "les malgaches n'étaient pas à la hauteur de mes espérances", il avait raison ! Surpris de vous voir parmi nous qui avons toujours mis nos éspoirs dans la Christ.

    • @Chango775
      @Chango775 Před měsícem

      On n'oublira jamais ce qu'il a fait en 1984

  • @rolandapostinona6107
    @rolandapostinona6107 Před měsícem

    Hay ve mbola velona tsara "la voix de son maître" ?

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je Před měsícem

    ❤❤

  • @user-ot6ew4xt4u
    @user-ot6ew4xt4u Před měsícem

    Ho salama lalandava mba ho lava andro anie ianao Mon Général. Ela no tsy nahitana anao ary tena faly nahita anao salama tsara. Mirary soa tompoko

  • @LovasoloAndrianjafison
    @LovasoloAndrianjafison Před měsícem

    Zany ka tena general, Ary zany no mahatonga azy ho ela velona satria tahin'Andriamanitra.

    • @Chango775
      @Chango775 Před měsícem

      Ie. Ripaka tsara ny kung fu ary ts ho adinonay

  • @jeanwilsonramarokoto7652
    @jeanwilsonramarokoto7652 Před měsícem

    .......

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 Před měsícem

    ❤ 👍🏼🫡

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Před měsícem

    Misaotra am dadabe nivavaka any firenena Malagasy

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Před měsícem

    Misaotra anao dadabe am hoe sosialy bahoaka tokony jerena akaiky am fitondrana

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 Před 3 měsíci

    Finaritra ! Mankasitraka indrindra Pastera Doyen Ramambason sy mon Général. Mahereza isika ; homba antsika, anie, ny Tompo.

  • @jeanrafaralahimanana

    Misaotra indrindra Tompoko

  • @rotaranavalonatinaramahefa3869

    Que Dieu agisse toujours en Afrique et surtout à Madagascar. Témoignons toujours de la force et de la grandeur de Dieu.

  • @pppppp2558
    @pppppp2558 Před 3 lety

    Mankasitraka, Doyen. Mijoroa hatrany ho Raiamandreny "objectif".

  • @nainaravonjiarison9751

    Pasteur Naina: FJKM Fanamiana Ambohijoky: Misaotra Doyen ny amin'ny Fahazavan-tsaina vaovao izay omenao hatrany dia ny amin'i Jesoa kristy. Zava-poana tokoa raha olana sy vahaolana fotsiny no iainana, raha tsy eo Jesoa! dia fo fiainana ho antsika tokoa anie Jesoa. SOLI DEO GLORIA

  • @johnrazafindrabe9868
    @johnrazafindrabe9868 Před 4 lety

    Misaotra M Le, Doyen

  • @aquilaebenedicti
    @aquilaebenedicti Před 4 lety

    Aoka fotsiny e!