Feonydemokrasia
Feonydemokrasia
  • 91
  • 26 781
FATSAKAN'ANDRIANA SABOTSY NAMEHANA
𝐅𝐀𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀𝐍'𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐍𝐀 | 𝐍𝐈𝐃𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐈𝐅𝐎𝐓𝐎𝐍𝐘 𝐍𝐈𝐉𝐄𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐙𝐎𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐕𝐀𝐎𝐙𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐓𝐎𝐌𝐏𝐎𝐍'𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐈𝐊𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐄𝐓𝐎 𝐀𝐍𝐈𝐕𝐎𝐍'𝐍𝐘 𝐊𝐀𝐎𝐌𝐈𝐍𝐈𝐍𝐀
---
Fatsakana, fantatra amin'ny anarana hoe "Fatsakan'Andriana" izay efa nolovaina tamin'ireo Razam-be teo aloha maromaro no nasiam-panavaozana sy nohajariana ato anivon'ny Commune Sabotsy Namehana, ary anisan'ny nisitraka izany ny Fokontany Botoana, Beravina, Ambohidrano. .....
Manoloana io fanavaozana sy fanajariana io indrindra dia nidina ifotony nijery ny fizotry ny asa ny Solon-tenan'ny Kaominina Sabotsy Namehana, tamin'ny alalan'Andriamatoa 𝗛𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗚𝗮𝗯𝗶𝗻 𝗥𝗔𝗞𝗢𝗧𝗢𝗔𝗥𝗜𝗦𝗢𝗔, niaraka tamin'ny Teknisianina nanatanteraka ny asa ary nitafa nivantana tamin'ny Mponina,
Nambarany fa tena fotodrafit'asa lovain-jafy no hapetraka ka tokony ho vita tomika tsy misy indro kely no haroso hoan'ny vahoaka, satria 𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐇𝐎𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐎𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐈𝐙𝐀𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐍𝐎 𝐈𝐙𝐀𝐍𝐘.
Nilaza ireo Teknisianina miandraikitra ity asa Masina ity, fa hanao izay faraheriny sy fahara fahaizany hanomezana fahafaham-po ny Mponina.
Fisaorana feno fankasitrahana no nasetrin'ireo Mponina sendra naka rano tamin'io fotoana fidinana ifotony io, noho izao fanomezana izao, ary irariana mba hihitatra amin'ny fampandrosoana hafa hoy ny hetahetan'izy ireo.
zhlédnutí: 13

Video

DISTRIKA AMBATOFINANDRAHANA TSY MAINTSY HO JERENA NY OLAN’NY LALANA HOY NY SOLOMBAVAMBAHOAKA
zhlédnutí 18Před 14 hodinami
Tsy fotoana amin’ny fifanomezan-tsiny intsony zao hoy andriamatoa Richard solombavambahoakan’ny Madagasikara izay voafidy tao amin’ny distrikan’ny Ambatofinandrahana ka asa no atao ho fampandrosoana ny distrika izay navoafidy azy mba hanatratrarana ny tanon’ny filoham-pirenena hoe Madagasikara tsy maintsy mandroso izay tsy maintsy miainga eny ifotony amin’ny fandraisan’andraikitra ataon’ny tomp...
Ady amin'ny tsy fandriam-pahalemana : Mampita hafatra ny Commissaire Rafaliarivo Jules
zhlédnutí 22Před 14 dny
Ady @ tsy fandriam-pahalemana : Mampita hafatra amin-tsika ny Commissaire Rafaliarivo Jules , Kaomandin'ny FIP Toamasina. Henoy tsara fa ao misy laharan'ny mpitandro ny filaminana azo antsoina maika.
𝐌𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐒𝐎 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐑𝐍3𝐀 𝐍𝐘 𝐆𝐎𝐕𝐄𝐑𝐍𝐎𝐑𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎
zhlédnutí 19Před 14 dny
𝐌𝐀𝐍𝐀𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐒𝐎 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐁𝐎𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐋𝐀𝐋𝐀𝐍𝐀 𝐑𝐍3𝐀 𝐌𝐀𝐌𝐏𝐈𝐓𝐎𝐇𝐘 𝐀𝐍'𝐈 𝐕𝐎𝐇𝐈𝐓𝐑𝐀𝐈𝐕𝐎 𝐒𝐘 𝐀𝐍𝐃𝐈𝐋𝐀𝐌𝐄𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐆𝐎𝐕𝐄𝐑𝐍𝐎𝐑𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎 Tonga nijery ifotony sy nanara-maso ny asa fanamboaran-dalana izay mampitohy an'i Vohitraivo sy Andilamena izay mirefy 45km ny Governora ny Faritra Alaotra-Mangoro Dr Guy RAMAROSANDRATANA ny 10 Aogositra 2024 lasa teo. Niaraka taminy tamin'izany ireo teknisianina avy a...
Navory ireo Ben'ny Tanana miisa 29 ato amin'ny Distrika Taolagnaro
zhlédnutí 8Před 14 dny
Namory ireo Ben'ny Tanana miisa 29 ato anatin'ny Distrikan' ny Tolagnaro ny tomponandraikitra Voalohany eto Fort-Dauphin dia ny Préfecture sy ny ao Faritra Anôsy Ramatoa Gouvernorat,ary tsy diso anjara taminin'izany koa ny solombavambahoaka izay voafidy teto Tolagnaro ; Andriamatoa Chabani NOURDINE. Lohahevitra sy fifampizarana maro no nifampiresahana sy nodinihana tamin'izany, arahintsika ny f...
FESTIVAL DE L'ECOLOGIE 2024
zhlédnutí 72Před 21 dnem
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐌𝐀𝐑𝐈𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 « 𝐅𝐄𝐒𝐓𝐈𝐕𝐀𝐋 𝐃𝐄 𝐋’𝐄𝐂𝐎𝐋𝐎𝐆𝐈𝐄 𝟐𝟎𝟐𝟒 » 📌 Notanterahina taty amin’ny Faritra Boeny, teto amin’nyRenivohitry ny Faritra teto Majanga ny faha 03 ka hatramin’ny faha 05 volana Aogositra taona 2024 lasa teo ny « Festival de l’Ecologie 2024 ». Hetsika iray nokarakarain’ny Fikambanam-behivavy FARM ( Femmes en Action Rural de Madagascar), niarahan’izy ireo tamin’nyfIKAMBANAN4NY Tanora RJDD. 📌 ...
FITOHIZAN'NY FIFANOMEZAN-TANANA NY DISTRIKAN'I TSIROANOMANDIDY- MIANDRIVAZO-MANDOTO
zhlédnutí 26Před 21 dnem
Tontosa ny 31 jolay 2024 tao amin'ny fokotany Tsaramiakatra sy fokotany Anjomaramartine samy kaominina ambanivohitra Anjomaramartine distrikan'i Mandoto,ny fivoriambe fanohizana ny ezaka fametrahana fandriampahalemana teo anivon'ny distrika telo Miandrivazo-Tsiroanomandidy- Mandoto.Izany dia niarahana tamin'ny Solombavam-bahoakan'i Madagasikara voafidy tao Mandoto,ny lehiben'ny distrikan'i Mand...
HOTEL VATSY AO TOLIARA MANAZAVA I SEFO ZIGY
zhlédnutí 23Před měsícem
Ny GARGOTE VATSY eto Toliaray , izay toeram-pisakafoanana tegna mahaliana ny olona maro ny tsiron'ny sakafo izay hitantsika eto Andolombazaha, Toliara, manazava ny tomponandraikitra voalohany CHEF ZIGY.
An Bv7HlXUCs5zE2TRBigIylG61UVJm3GgrcNwxWKgyIQYB2LfY2mXry9CZ8o7CbTu sztSGutLXYLrRqCBihM8
zhlédnutí 1Před měsícem
An Bv7HlXUCs5zE2TRBigIylG61UVJm3GgrcNwxWKgyIQYB2LfY2mXry9CZ8o7CbTu sztSGutLXYLrRqCBihM8
𝐅𝐀𝐍𝐀𝐍𝐃𝐑𝐀𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀 𝐎𝐋𝐎𝐍𝐀 : 𝐇𝐄𝐓𝐒𝐈𝐊𝐀 𝐊𝐎𝐏𝐈𝐀 𝐅𝐀𝐎𝐁𝐄 𝐇𝐎 𝐀𝐍'𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐀𝐍𝐊𝐈𝐙𝐘 𝐓𝐄𝐍𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 𝐀𝐊𝐀𝐍𝐘 𝐀𝐊𝐀𝐌𝐀𝐒𝐎𝐀
zhlédnutí 14Před měsícem
📌 Notanterahin'ny Ministeran'ny Fitsarana, ny alarobia 24 jolay 2024, izay notarihan'ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana, RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana, ny fizarana ny kopia faobe ho an'ireo ankizy teny amin'ny Akany Akamasoa. 🎯 Izao hetsika izao dia tohin'ny fitsarana mitety vohitra teto amin'ny "Akany Akamasoa", ny 04 jona 2024 lasa teo, indrindra ihany koa h...
RARIVOJAONA Emile Talen’ny Kabinetran’ny Ministeran’ny Fitsarana
zhlédnutí 8Před měsícem
L’INVITE DU JOUR MIVANTANA 22 Jolay 2024 :👉RARIVOJAONA Emile - Talen’ny Kabinetran’ny Ministeran’ny Fitsarana/ Diamondra ANDRIANAIVO
FANADINANA FANADINAM_PANJAKANA BACC 2024
zhlédnutí 38Před měsícem
👉Mpiadina 1566 no hiatrika ny fanadim_panjakana BACC izay hanomboka ny 22 aogositra 2024 ho an'ny distrikan'ny Morondava Hentitra ny Tomponandraikim_panjakana ho an'ireo fandaminana sy ny fanatanterahana ny fanadihadiana ary efa vonona tanteraka ny rehetra ary ny olan'ny vacation dia efa misy ny lamina ataon'ny tompon'andraikitra amin'izany Foibem-panadinana 3 no hanatanterahana ny fanadinana h...
NANATANTERAKA VARAVARANA MISOKATRA TATO AMIN'NY MENABE NY TRIBUNAL ADMINISTRATIF TOLIARA
zhlédnutí 14Před měsícem
FITSARANA MANAKAIKY VAHOAKA NANATANTERAKA VARAVARANA MISOKATRA TATO AMIN'NY MENABE NY TRIBUNAL ADMINISTRATIF TOLIARA Nanatanteraka varavarana misokatra fampafantarana ny fitsarana miady amin'ny fanjakana tato Menabe ny avy eo amin’ny fitsarana ady amin'ny fanjakana ho an'ny faritanin'i Toliara ka distrika 3 no nanatanterahana izany dia Morondava sy Mahabo ary Manja izany moa dia fanatanterahana...
MANAO FITOKONANA NY MPIANATRA
zhlédnutí 11Před měsícem
Mitokona sy maneho ny alahelony ireo Mpianatra ao amin'ny Cité Manaram-penitra fa mjaly rano sy Jiro. Nobahanan'izy ireo ny lalana mihazo an'Ankatso II, ary nandoro kodiaran-droa izy ireo nentiny nanehoana izany tsy fahafalian'izy ireo izany. Niantsoantso, jiro!! rano !! izy ireo nandritra ity fitokonana ity, ary nilaza ny filoha Mpitarika azy ireo fa tsy hitsahatra izao fitokonana izao raha ts...
Mampiakam-peo i Madame Carrozza Heliarisoa fa mbola voatazona i Rasambozafy Cyril.
zhlédnutí 73Před měsícem
Mampiakam-peo ao amin’ny Gazety an’habaka AKO INFOS tantanany i Madame Carrozza Heliarisoa Antso mahakasika indrindra ny tsy fahamarinan’ny vaovao aely fa efa nohafahana sy navotsotra Andriamatoa Rasambozafy Cyril. Nambarany fa mbola voatana ao amin’ny Fonjaben’ny Manajary ity Filohan’ny Fikambanana BAAM ity, miaraka amin’i namana iray antsopina hoe Jamais Mort. Raha tsiahivina, dia nosamborin’...
𝐍𝐘 12 𝐊𝐀 𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 18 𝐉𝐎𝐋𝐀𝐘 2024 𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐈𝐑𝐄 𝐑𝐄𝐆𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐄 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎
zhlédnutí 23Před měsícem
𝐍𝐘 12 𝐊𝐀 𝐇𝐀𝐓𝐑𝐀𝐌𝐈𝐍'𝐍𝐘 18 𝐉𝐎𝐋𝐀𝐘 2024 𝐍𝐘 𝐅𝐎𝐈𝐑𝐄 𝐑𝐄𝐆𝐈𝐎𝐍𝐀𝐋𝐄 𝐀𝐋𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐆𝐎𝐑𝐎
Hoy i Kapiteny Faneva : Misaotra anareo Bekopaka hitambatra aminay ô,
zhlédnutí 78Před měsícem
Hoy i Kapiteny Faneva : Misaotra anareo Bekopaka hitambatra aminay ô,
Fandaminana ny fifamoivoizana Morondava
zhlédnutí 34Před měsícem
Fandaminana ny fifamoivoizana Morondava
Fankalazana 26 Jona teto amin'ny Kaominina Sabotsy Namehana
zhlédnutí 21Před 2 měsíci
Fankalazana 26 Jona teto amin'ny Kaominina Sabotsy Namehana
RATSANA FANANTENANA FJKM ITAOSY | NANATANTERAKA FANENTANANA
zhlédnutí 62Před 2 měsíci
RATSANA FANANTENANA FJKM ITAOSY | NANATANTERAKA FANENTANANA
TETIK’ASA HIAKA | NISY FIFOFANANA NOMENA AN’IREO VEHIVAVY TANTSAHA
zhlédnutí 37Před 2 měsíci
TETIK’ASA HIAKA | NISY FIFOFANANA NOMENA AN’IREO VEHIVAVY TANTSAHA
FKT Tsiadana, Fahasalamana manatona vahoaka
zhlédnutí 16Před 2 měsíci
FKT Tsiadana, Fahasalamana manatona vahoaka
Toamasina, Fanorenana tsy ara dalana
zhlédnutí 34Před 2 měsíci
Toamasina, Fanorenana tsy ara dalana
Mitokona ny mpivavaka ao amin'ny Fiangonana FJKM Tanambao Antsiranana
zhlédnutí 156Před 3 měsíci
Mitokona ny mpivavaka ao amin'ny Fiangonana FJKM Tanambao Antsiranana
Distrika Morondava vonona ho solombavambahoka ny kandida laharana faha roa
zhlédnutí 51Před 3 měsíci
Distrika Morondava vonona ho solombavambahoka ny kandida laharana faha roa
NY ANAY ROSSY N3
zhlédnutí 2,1KPřed 3 měsíci
NY ANAY ROSSY N3
GASCAR N 3
zhlédnutí 1,5KPřed 3 měsíci
GASCAR N 3
FANAMBARANA NATAON'NY VEHIVAVY TIAKO I MADAGASIKARA
zhlédnutí 284Před 4 měsíci
FANAMBARANA NATAON'NY VEHIVAVY TIAKO I MADAGASIKARA
Firaisankina Distrika Antananarivo Avaradrano
zhlédnutí 74Před 4 měsíci
Firaisankina Distrika Antananarivo Avaradrano
FANGERENA ANKALAMANJANA
zhlédnutí 2,5KPřed 4 měsíci
FANGERENA ANKALAMANJANA

Komentáře

  • @jeanjohnary2863
    @jeanjohnary2863 Před 16 dny

    Hitako hoe manana maha izy azy io pasitera io, tsy tokony esorina izany,

  • @RanaivoThierry
    @RanaivoThierry Před 20 dny

    Inona no demokrasia amin'izao e?

  • @LalieNamby
    @LalieNamby Před 20 dny

    Dia ahoana hoy Andriamanitra amin'izao?

  • @LalieNamby
    @LalieNamby Před 20 dny

    ilain'ny tantsaha mihintsy ny hetsika tahaka izao, mba hitondra hery vao ho azy ireo, misaotra Farm

  • @LalieNamby
    @LalieNamby Před 20 dny

    averiko, demokrasia fa tsy baranahiny ...

  • @DaniellaRABE
    @DaniellaRABE Před 20 dny

    Iza tokoa moa ilay Mpanjakan'ny Vakinankaratra e?

  • @MinoRABEMANJAKA
    @MinoRABEMANJAKA Před 21 dnem

    Bravo

  • @dinaravoniarilala6473
    @dinaravoniarilala6473 Před 21 dnem

    Bravo Farm, mirary soa be dia be

  • @MAMITIANANjakaRabe
    @MAMITIANANjakaRabe Před 21 dnem

    Nampalahelo ihany koa voahiliky i Ranaman ity

  • @MAMITIANANjakaRabe
    @MAMITIANANjakaRabe Před 21 dnem

    loza fa nivadika ny rsara,, dia voapala i Jerry fa i Avotra indray no nitondra ny amboara

  • @IsraelleIrina
    @IsraelleIrina Před 22 dny

    Bravo!!

  • @bobamarolahy
    @bobamarolahy Před měsícem

    a toliary amignay aty ity r'ikahy

  • @bobamarolahy
    @bobamarolahy Před měsícem

    Dia hampanjakao avao ity demokrasia fa aza atao resaka fotsiny

  • @MamyRakotoRABEFARITRA
    @MamyRakotoRABEFARITRA Před měsícem

    mba valio ny fitarainany

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel Před měsícem

    Mba henoy ihany izy ireo e!

  • @user-to5nt7cw8y
    @user-to5nt7cw8y Před měsícem

    Zao no tokony ho izy miray @ vahoaka fa tsy sanatria fahavalony vahoaka

  • @farmmadagascar
    @farmmadagascar Před měsícem

    tena tsara satria miatraika mivantana amin'ny tantsaha

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel Před měsícem

    Kilalaky ny Menabe izao

  • @nyh.gabriel
    @nyh.gabriel Před měsícem

    tokony tohizana fa toa vonjy tavan'andro tamin'iny andro iny ihany

  • @RakotoDede
    @RakotoDede Před 2 měsíci

    Merci cln

  • @dinaravoniarilala6473
    @dinaravoniarilala6473 Před 2 měsíci

    Bravo Femmes en Action Rurale de Madagascar

  • @philibertsolondrainy3192
    @philibertsolondrainy3192 Před 3 měsíci

    Na Président aza zakan i Rossy hoah

  • @philibertsolondrainy3192
    @philibertsolondrainy3192 Před 3 měsíci

    Zany ka Bandy e! Rossy hoch tsy laitra e!

  • @jeannante6764
    @jeannante6764 Před 3 měsíci

    Nanao ahoana tokoany tohin ilay raharaha Ratsimandrava

  • @user-ph3gg8ku3g
    @user-ph3gg8ku3g Před 4 měsíci

    Tohizo ny tsara vitanao mon Colonel ary mirary soa hatrany mba ho fitaratrin'ny ZANDARIMARIA

  • @cynthopeux1072
    @cynthopeux1072 Před 4 měsíci

    Merci colonel ⚖️🫡🇲🇬

  • @cynthopeux1072
    @cynthopeux1072 Před 4 měsíci

    Courage mon colonel 🫡

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw Před 4 měsíci

    Refa misy kabine tsy manao akalamanjana zahay

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 Před 4 měsíci

    Mety tsara n'y film vao2 an!

  • @zafinjanadambo
    @zafinjanadambo Před 4 měsíci

    Hainareo tsara.miteny misy fitsipika mifehy azy...manaja demokrasia...efa tsy am fitondrana i ravalo ka...avia hiaraka aminay hoy ny faneva nateo tim...12% mbahoaka ihany no miaraka am n olona tsy lany tam.ara dalana..tsy lany i ravalo tam 2002 face n i ratsiraka..tsy lany i ravalo tam.niakarany tam.2e mandat noho ny famonoana jiro !!!tao am aizina no namadihana ny valim pifidianana. Izay malagasy niaina tam aizina tsy fahaizan dravalo nitantana...jadona navaivay no nafafiny mba hamaizana ireo adversaire politikany...am zao tompoko champion i rajoelina am fahaiza manorina foto drafitr asa am volam bahoaka...leader man...mazoto ny mpamatsy vola manome ..tsy toy n'y an i sasany ni bloqué ny bank mondial !!!de hilaza ve amzao hoe avia hiaraka aminay??? Hivari n ankady miaraka am n olona nandatsa draa tam ty firenena izay miandry fitsaran à driamanitra???? Any an daninitra sady voageja ny passeport ary tsy mis olona hanao lolikoly hoe miverena aty an tany fa hiaro anao aho n'a dia midina eto an tany tsy mis passeport ialah!!!! Hoavy izao ny fifidianana atsy hoatsy..colectif de candidats n dtavalo contre colectif de minisitra ndranjoalina..zay hitam bahoaka fa nahavita nanorina tam district mis azy ihany tsy maintsy ho maro lany maro an isa eo..tsy miveri. Dalana am firongon ny jadona mpiboboka volam bahoaka am fitiavan tena....ho kirana ny mpamatsy vola ahita fananganan dtajoelina erin aratra azo avy éolienne mbola tsy nis teto madagascar..zaaany ka jeunne mahay manorina am vola indramina ananganana zavatra hoam bahoaka fa tsy hanorenana magro sy air force one go tombo tsoin olon tokana zay tsy lanim bahoaka akory...

  • @ralaiaabraham3446
    @ralaiaabraham3446 Před 4 měsíci

    mankasitraka fa tokony tongasaina sy handray andraikitra koa ny olobe manampahefana rehetra satria mbola maro ny faritra miandry ny asa mampivoatra entinao . mirary soa .

  • @riantsoalalaina243
    @riantsoalalaina243 Před 4 měsíci

    Mafinanarotra n'y asanao mMon colonel , mahatsiaro milamina tanteraka n'y vahoaka n'y Menabe rehefa nisy ianao

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Před 4 měsíci

    Andriamanitra miaro anao

  • @AminaMamine-vo3wg
    @AminaMamine-vo3wg Před 4 měsíci

    Tsara fatidra zalahy colonel zany bonne embience jiaby grand plaisir

  • @user-eb1vj6gw7w
    @user-eb1vj6gw7w Před 4 měsíci

    Toa colonel ,Faneva izao ,no mendrika ,future , président a Madagascar.Mahay ,miaraka @ vahoaka ,miheno s'y mampianatra n'y tsara atao s'y n'y tsy mety.Andriamanitra s'y n'y Razana homba anao mandrakariva.

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 Před 4 měsíci

    Merci KOLONELY 🙏🙏🙏🙏🙏

  • @lucierazanany1192
    @lucierazanany1192 Před 4 měsíci

    Soa fianatra n'y ezaka ataonao Kolonely FANEVA mankasitraka Ary miirary soa ho anao hahavita bé ho an'i MALAGASY . Misaotra

  • @jackomoch
    @jackomoch Před 4 měsíci

    Izao mihintsy no ataony kolonely Ratsimandrava Eny ifotony ihany ! Bravo🎉🎉🎉🎉

  • @andrianasoloyolande4653
    @andrianasoloyolande4653 Před 4 měsíci

    Maromaro n'y tahaka anao kolonely.mankasitraka.

  • @reneedmondguimbretiere2024
    @reneedmondguimbretiere2024 Před 4 měsíci

    Merci mon colonel am fampianarana Merci koa am foarovana voaoka ,

  • @fleurettekobel2490
    @fleurettekobel2490 Před 4 měsíci

    Miarahaba anao Meur.Colonel Faneva ! Nihaino ny fanazavanao tsara tompoko , tsy misy ny maha- ratsy manao soa @ Tanindrazana , fa ny olana dia mipetra foana noho tsy fahamarinan'ny mpitondra maro Malagasy ! Maheno ny fiaraha- miasa @ androm- panjakana Filoha Andry Rajoelina izao tompoko , dia efa hita maso , hitam- poko, hitan'izao tontolo izao ! Mazava hoazy Meur.Colonel , raha misy ny fanejehan'olona anao tompoko ! Olona Psychologie mihaino ny fanambaranao eto tompoko , dia tsy mazava sy tsy madio tanteraka ny tetika ! Ary mbola misy lololom- po manenjika ny hafa ny fanambarana eto tompoko ! Raha mitaiza olona marina ianao Meur. Colonel dia diso sy miaraka @ laingalainga Politique ! Tena mampalahelo ny toe- tsaintsika Malagasy , indrindra fa ny mpitondra izay nanao ny tsy rariny rehetra ! Efa nidisoana ny fitaizana ny vahoaka Malagasy , hatao an'izao , hatao an'izao , koa efa tsy mety kosa eh ! Ity fitondrana ity Meur. Colonel dia hita maso , hitan'izao tontolo izao, hitam- poko, efa voasoritra fa tena feno( kolikoly, Mafia ). Mila miova ny olona izay nanao ny tsy mety rehetra, satria efa sarotra @ vahoaka ny hino anareo mpitondra tsy feno fahamarinana tanteraka io ! Koa mino fa ny marina tompoko , dia ny marina hatrany ! Ilay Zanahary sy ny Razan- tsika no hery lehibe hitsara antsika tsirairay avy , fa isika kosa dia manantanteraka ny safidy ! Masina ny Tanidrazsna !

  • @mampiandrajosselin1192
    @mampiandrajosselin1192 Před 4 měsíci

    czcams.com/video/gxwohipxfks/video.html

  • @mampiandrajosselin1192
    @mampiandrajosselin1192 Před 4 měsíci

    czcams.com/video/gxwohipxfks/video.html

  • @LovasoloAndrianjafison
    @LovasoloAndrianjafison Před 4 měsíci

    Tena mety, tena vetivety de mandroso ty Madagascar ty. Ra sahala@ Zao daholo n'y ataon'ny olompanjakana tsy ankanavaka, vetivety tsika de mety hilahatra@ tany mandroso, mankasitra mon colonel ! Mitomboa voninahitra e,

    • @RakotoDede
      @RakotoDede Před 2 měsíci

      Ny androso moa impossible zany manambaotra pot fangarena aza tsy vita tsika gasy

  • @user-cj7nk9mj6g
    @user-cj7nk9mj6g Před 4 měsíci

    Mankasitra be mon colonel, handroso ny firenentsika rah misy maika tahaka anao🎉💐

  • @radorakotobe5034
    @radorakotobe5034 Před 4 měsíci

    Mankasitraka bdb kolonely a. Tena tsara le fanantenana e

  • @mariatecher8089
    @mariatecher8089 Před 4 měsíci

    Micro mila hovana amizay tsy mikikika be fa tsara torohevitrany kolonely io .

  • @MalyounRakoto-pb3jr
    @MalyounRakoto-pb3jr Před 4 měsíci

    Tsara ny vitanao sy ny témoignage fa n'y indro kely ..milles merci ,mon Colonel...mais fallait pas faire l'éloge de Cédric .

  • @user-eb1vj6gw7w
    @user-eb1vj6gw7w Před 4 měsíci

    Tena mille ,merci .colonel ,maromaroa toa ,anao izao dia sambatra izahay vahoaka Malagasy,tena mahay mampitatra hafatra @ vahoaka.sambatra ity Tanindrazantsika,kay mba misy,zadary ,mifandray tsara a vahoaka..fa tsy toa sasany ,mamono @ Bobba climogene.

  • @user-eb1vj6gw7w
    @user-eb1vj6gw7w Před 4 měsíci

    Olona toy ,colonel Faneva ,izao no tena ilainay vahoaka ,miara miasa ,mifandray @ vahoaka ,manampy vahoaka @ zavatra tokony ,mety atao sy ny tsy mety.tena mahay miara miaina @ vahoaka .merci @ aminao .fa ny mpitandro filaminana sasany ,mamano vahoaka tsisy fanadihadiana rehefa mihetrika dia bobba madatra dranomaso 'no mahazo.