ANDRIAMAHAFALY Mandimbisoa
ANDRIAMAHAFALY Mandimbisoa
  • 5
  • 1 363 594
Veloma ry Tanàna (New Clip) - ALBUM MUSIC
GROUPE D'ANIMATION :
Auteur Compositeur : RAZAFINDRAKOTO Barimanana
Contact : 032 02 632 63 /
034 13 334 77 /
033 25 466 61
e-mail : album_music0000@yahoo.fr
( Tononkira Veloma ry tanàna - Album Music )
Hisaraka eto isika izao,
Hisaraka indray.
Mirava ny lalao,
Handeha izahay.
Hokoboniko ao,
Iilay afo mahamay.
Hanomboka ny ady,
Amin’ny alahelo.
Toa tsapako sahady,
Injao mamelovelo.
Hamoha ny voady
Sy ny tsy ambaratelo.
Fiv: x2
Veloma ry tanana,
Veloma ry ianao.
Tsarovako mazana,
Ilay salovanao.
Haoriko ny lamba,
Hilaozako ianao.
Ilay foko efa jamba,
Nampahiratinao.
Tsy ho haiko angamba,
Ny hanadino anao.
Midoboka mangina,
Ny ao anatiko ao.
Zakaiko ampitsikiana,
Ny fandaozana anao.
Zakaiko ampitsikiana,
ny alahelo anao.
Fiv
zhlédnutí: 1 342 395

Video

Ezaho ny fiantsonao (New Clip) - 45ème FJKM
zhlédnutí 19KPřed 11 lety
HIRA FANEVA FAHA - 45 TAONAN'NY FJKM EZAHO NY FIANTSO NAO 1- Ry fiangonana o mihainoa Fa ny Tompo no miteny Manendry izay mandre anio izao Hanafaka ny fireneny 2- Ry fiangonana o mijoroa Mba ho tena fahazavana Dia mazotoa maneho voka-tsoa Ho velona ho an'ny hafa 3- Ry fiangonana o mandrosoa Miadia ny ady tsara Izy hitari-data eo aloha Hiaro anao hatrany am-para Isan'andininy: EZAHO NY FIANTSO N...
Ampy Mizara - GTM (New Clip)
zhlédnutí 404Před 11 lety
Génération - Tia Manandratra , Antananarivo
Inty aho - ANITRA SAROBIDY (New Clip)
zhlédnutí 1,1KPřed 11 lety
e-mail : anitra.sarobidy@gmail.com
Mino Anao aho - ANITRA SAROBIDY (New Clip)
zhlédnutí 1,3KPřed 12 lety
e-mail : anitra.sarobidy@gmail.com