Toa tsy ho ela dia ho foana izao tontolo izao Soa ihany aho fa nihaona sy nahalala anao Fa teny amoron-kady ny antsana no tazana Nitodika aho nitady tsy sandry ihantsampazana Ny manodidina ahy toa maona sy pokaty Ny hatsaram-panahy nandositra sa maty? Na ny fitserana aza lasa nandao koa ny fo Tsisy teny ahalaza ny alaheloko Indrisy ny fitiavan-tena Ny loharanon’ny maloto Tsy mety ritra tsy hay fefena Ka lasa rano fisotro Tsy misy atahorana Hitsakitsahina daholo Nahilika nodorana Ny Fahendren’ny Ntaolo Fa tonga ianao nivatsy finoana sy fitiavana Handresy ireo ratsy hampiray, hampihavana Ka ny fitiavana no hasetriko ny sompatra Ny manodidina ahy ny fony iriko hisokatra Fa tsisy lalan-tsarotra Na fitsapana mety handavo Fa ao hitsinjo hanavotra ANDRIAMANITRA AVO tiko be..mer6 zoky be Dadah...grand legende...Mpihira Malagasy tiko indrindra....MAHALEO...respect ...
" Ts'izay manao Amiko hoe Tompoko Tompoko no hiditra ny fanjakan' lanitra f' izay manao n sitrapon' Raiko any an-danitra" . Jereo didy 10 Eks.20, and 8. Ts tonga handrava Aho hoy Jesosy fa hanatanteraka, zany hoe mitoetra tsy misy rava n didy sy n lalàna. Alalino n bbly
26/08/24❤
❤❤❤❤
Misaotra fa tena mampahery ny hira 🙏🙏🙏💖💖💖
Merci beaucoup 🙏💖

Misaotra ee ♥️♥️♥️♥️♥️♥️
❤❤❤❤❤❤❤
Maro Clowns ao Madagasikara ao 🤩🧓😍 Anio 29/06/2024
2024
Moi qui écoute encore en 2024 ❤️
🙏🏿❤️
❤
iza no mbola tsy ho resy lahatra fa Jesosy nompandresy s'y mpamindra fo
Any izay ilay olona izay eee!!! Voafafa ihany rehefa aty aoriana.😊
Misaotra e. Na lehibe aza ny ady hiantsehanao na toy ny ahoana ny olana misy aminao d tsarovy fa jesosy efa niady ny adinao,ianao kosa hangina😢😢
Ty version ity tena mahafinaritra
❤❤❤❤❤
Aleloiaaa tsara jesosy Amen Amen Amen 🙏 🙌 👏 ❤️ ♥️
Aleloiaaa tsara jesosy Amen Amen Amen 🙏 🙌 👏 ❤️ ♥️
Merci baeucoup
Merci baeucoup
Misaotra an Tompo Fa tena marina izany hira izany ,Tompo ooo apio aho hitandrina ny fitiavanao ahy
❤❤❤
czcams.com/video/EvSYfA44EBA/video.html
Mifona Tompo o, mamindra fo amiko ,tiako hitoeranao re n'y foko
😍😍😍😍🙏🙏🙏🙏😭
hira tiako ndrindra,💗💗💗
👋🧓🤩👋
" Ts'izay manao Amiko hoe Tompoko Tompoko no hiditra ny fanjakan' lanitra f' izay manao n sitrapon' Raiko any an-danitra" . Jereo didy 10 Eks.20, and 8. Ts tonga handrava Aho hoy Jesosy fa hanatanteraka, zany hoe mitoetra tsy misy rava n didy sy n lalàna. Alalino n bbly
Aminao jesoa tsy maika tsy tara Manana anao aho mikarakara misaotra jesoa o makasitraka fa tsaraa bé hira finderana🥰🥰🥰🥰♥️♥️
Misaotra Jesosy a
🥰🎶
❤️❤️♥️♥️♥️❤️
misaotra
Any ianao zay!!!!💕💕💕💕
Misoatra salut siméon samedi 19 mars réveil toi toi qui dors 21:22
😢😢😢😢😢😢
Mamy e, merci 🙏🏾
Tsy adino Dadah nitodika t@ n'y Andriamanitra Avo. :-)
Fandalovana ihany n'y azy
Andriamanitra tsy mamela irery
Mankasitraka ❤️
🙏🙏😢😢
Adim-panahy s'y alahelo
N'y lasa Tsy adino. Kanefa n'y ho avy ho banjinina ihany. Ho tojo hafaliana. :-)
Misaotra n'y Avo mampiray ny manokatra fo.:-)
Fitiavan'ny Tiana Tsy miofo. Tsiky rehefa eo anilany. Andry iankinana. Soa n'y Dia. Tsy adino anefa n'y lasa.
Atsiarovako an i Fafa (Fanja) 🤩😍😘 la plus belle voix de ses choristes. Misaotra Rossy 🙏
Za aminizao 2021 izao dia mbola mihaino ary tena mankafy anity hira ity. Misaotra nizara MsNalno. Misaotra Groupe Daniel.
Mipetraka tsara