harimalala jessica
harimalala jessica
  • 1
  • 44 151
"Antso ho anao" - HIM
"Antso ho anao" - HIM
zhlédnutí: 44 155

Video

Komentáře

  • @oelintsoaandriatsitohaina4231

    Tsara loatra

  • @yazratsimba-ofisialy5166

    tena tiako be ilay hira

  • @kalootsara262
    @kalootsara262 Před 5 lety

    Misaotra ny Tompo ny amin'ny talenta, sy ny kasika entin'izao hira izao amin'ny mpihaino sy ny mpijery. Tsara ilay hira, ny rindra rehetra. Vao mainka tsara raha robe fotsy be daholo no nanaovan'ireo andriambavilanitra, mba tsy hifaritra ny vatana... Misaotra e !

  • @tsilavinakalebaaina7951

    Amen miandry ana JESOSY

  • @kalootsara262
    @kalootsara262 Před 6 lety

    Tsara, samia tahian'Andriamanitra hitombo talenta. Aza miova ianareo mpikambana ka sanatria hanampy isa ireo tanora nanoka-tena ho an'izao tontolo @ hira. Tohizo ny asa fa efa akaiky i Jesosy. Amen

  • @stephanieranoarison9710

    Tsara be lay hira!!!!mila groupe evangelique betsaka toy izao Madagascar hampandroso reo tanora maro voatariky ny zava misy!!Amen! Soyez Benit

  • @njarasoaandrianjafy9609

    misaotra anareo nitondra ny antson'ny Tompo amin'izany hira kanto mahafinaritra izany. Tena tsara ry zareo an, mamporisika anareo hatrany. Toraka voninkazo manokana ho an'ilay zanaky Tati HANITRA. Misaotra e!

  • @ainarabarivelo8835
    @ainarabarivelo8835 Před 6 lety

    tikou <3