Jean-Luce RANDRIAMIHOATRA
Jean-Luce RANDRIAMIHOATRA
  • 99
  • 532 632
Sarak'ela
#Valentine
MALALAKO TSY FOIKO
Sarak'ela
Hirain'i Ossy sy Monique
zhlédnutí: 2 516

Video

Tafatafa adigasy : 27 janoary 2016
zhlédnutí 349Před 8 lety
TVM - RNM Tafatafa niarahana tamin'ny Filoha Rajao ... Somary tara ny nandefasana azy ity tato amin'ny CZcams ... fa tsara mba hatao tahiry ihany. Tsy fanadino ny teny navoaka sy ny tantara.
7 febroary 2009 : Fito taona
zhlédnutí 586Před 8 lety
FAHA-7 FEBROARY 2009 : FITO TAONA ... Tsy natao handrangitana sanatria. Fa sombin-tsary nofantenana tamin'ireo maro nalainay. Ny Marina tsy mba maty. Ny Marina toy ny afo, raha fonosina mandoro ... Ny Marina ankanifisana, raha tsy tsikeraina tsy hita. Teny zato, kabary arivo, tokana ihany ny Marina. Natao Sorona ireny Havantsika namoy Aina ireny.
6 novambra 2015 - Sahobin'i Manjakamiadana
zhlédnutí 874Před 8 lety
NY MAHA-MALAGASY ... ... ANATY RÀKO, RÀNAO, RÀNTSIKA ... ... HO LALIM-PÀKA AMIN'NY TARANAKA HANDIMBY ! Santionan'ny Hetsika natao teny amin'ny Zaridainan'Andohalo, omaly zoma, 6 novambra 2015, ho fahatsiarovana ny Tsingerintaona Faha-Roapolo nahamay ny Rovan'i Manjakamiadana (6 novambra 1995 - 2015).
6 novambra 2015 - Roapolo taona nahamay an'Anatirova
zhlédnutí 1,3KPřed 8 lety
LAPAN'I MANJAKAMIADANA Eny, hoy aho, ry Anatirova Ny Herinao anie tsy miova Ny Hasinao izay maminay Tsy mba kila, tsy mba may Ny Eja 6 novambra 1995 - 6 novambra 2015 Faha-roapolo taona nahamay an'Anatirova Lohatenin'ny feon-kira : Ombimanga voatora-defona Mpamorona : Maurice Halison
Les îles éparses, sanctuaires sous surveillance ... française
zhlédnutí 45KPřed 8 lety
Les Forces Armées de la Zone Sud de l'Océan Indien et la Gendarmerie de la Réunion assurent, depuis 1973, la souveraineté française et l'autorité sur les îles Éparses, confettis coralliens inhabités, ainsi que la surveillance des eaux territoriales et de la Zone Economique Exclusive (ZEE). Compilation des cinq parties diffusées sur CZcams ...
Francophonie 2016
zhlédnutí 563Před 8 lety
FORUM ÉCONOMIQUE DE LA FRANCOPHONIE 27 OCTOBRE 2015 (2) Ndao henoina ny resaka sy ny kabarin'ny Filoha Rajao nandritra ny lanonam-panokafana ny 2è Forum économique de la Francophonie ... ... toa io Francophonie (amin'ny volana novambra 2016 eto Antananarivo) io mantsy no tena vontoasany manomboka izao sy mandritra ny taona 2016 ho avy tsy ho ela. Sao tokoa "tsy hahazo vola fanampiana" hanomanan...
Francophonie 2016
zhlédnutí 565Před 8 lety
FORUM ÉCONOMIQUE DE LA FRANCOPHONIE 27 OCTOBRE 2015 (1) Ndao henoina sy haraha-maso ny hetsiky ny Fiadidiana ny Repoblika Malagasy ankehitriny, indrindra itony taratasy asaina vakian'ny mpanolotsaina manokan'ny Filoha Rajao (Hugues Ratsiferana) itony ho an'ny mpandraharaha (vahiny) ... ... toa io volana Francophonie 2016 (amin'ny volana novambra 2016) io mantsy no tena vontoasany manomboka izao...
Ry Tanindrazanay Malala ô
zhlédnutí 22KPřed 8 lety
Hymne national de Madagascar Hirampirenen'i Madagasikara Ry Tanindrazanay Malala ô Ry Tanindrazanay Malala ô Ry Madagasikara soa. Ny fitiavanay Anao tsy miala, Fa ho Anao, ho Anao doria tokoa. Tahionao ry Zanahary ‘Ty Nosin-dRazanay ity Hiadana sy ho finaritra He ! sambatra tokoa izahay. Ry Tanindrazanay Malala ô Irinay mba hanompoana Anao. Ny tena sy fo, fanahy anananay ‘Zay sarobidy sy mendri...
Ry Tanindrazanay Malala ô
zhlédnutí 9KPřed 8 lety
Hirampirenen'i Madagasikara Hymne national de Madagascar
Judh Gasy - Mivalo aminao aho
zhlédnutí 2,1KPřed 8 lety
Judh Gasy tao amin'ny Ampalis, 67 Ha, zoma, 16 oktobra 2015, nandritra ny varotra fampisehoana taozavatra malagasy.
Judh Gasy - Fitia manalasala
zhlédnutí 1,9KPřed 8 lety
Judh Gasy tao amin'ny Ampalis, 67 Ha, zoma, 16 oktobra 2015, nandritra ny varotra fampisehoana taozavatra malagasy.
Judh Gasy - Ny afindrafindrao tsy azo avela
zhlédnutí 1,8KPřed 8 lety
Judh Gasy tao amin'ny Ampalis, 67 Ha, zoma, 16 oktobra 2015, nandritra ny varotra fampisehoana taozavatra malagasy.
Confession de RATSIRAKA Didier - Partie 5 (FIN)
zhlédnutí 7KPřed 9 lety
PRÉSIDENT RATSIRAKA DIDIER IGNACE Transition démocratique et pauvreté à Madagascar Mbola ny "éléphants blancs" … Mikasika an'i Cécile Lavrard-Meyer, mpanoratra Fanonganana an'i Rajaonarimampianina Hery Autoroutes de la Concorde Pacte de responsabilité Relève de l'AREMA Les questions de France 24 Sur fond de STAR WARS (The Imperial March)
Confession de RATSIRAKA Didier - Partie 4
zhlédnutí 6KPřed 9 lety
PRÉSIDENT RATSIRAKA DIDIER IGNACE Transition démocratique et pauvreté à Madagascar Ny fanagasiana ny fampianarana … Ny fibodoan-tseza tafahoatra loatra … Ny "investissements à outrance" … Ny "éléphants blancs" … AIR MADAGASCAR, JIRAMA, … Sur fond de STAR WARS (The Imperial March)
Confession de RATSIRAKA Didier - Partie 3
zhlédnutí 7KPřed 9 lety
Confession de RATSIRAKA Didier - Partie 3
Confession de RATSIRAKA Didier - Partie 2
zhlédnutí 13KPřed 9 lety
Confession de RATSIRAKA Didier - Partie 2
Confession de RATSIRAKA Didier - Partie 1
zhlédnutí 15KPřed 9 lety
Confession de RATSIRAKA Didier - Partie 1
Fidio ny Lisitra TIM manerana ny Nosy
zhlédnutí 268Před 9 lety
Fidio ny Lisitra TIM manerana ny Nosy
Ben'ny Tanàna 2015 - Fidio ny Lisitra TIM manerana ny Nosy
zhlédnutí 221Před 9 lety
Ben'ny Tanàna 2015 - Fidio ny Lisitra TIM manerana ny Nosy
Safidiko, safidinao, safidintsika - N° 6 Neny Lalao RAVALOMANANA
zhlédnutí 215Před 9 lety
Safidiko, safidinao, safidintsika - N° 6 Neny Lalao RAVALOMANANA
AOK'iZAY RY ANDRY RAJOELINA SY LALATIANA
zhlédnutí 14KPřed 9 lety
AOK'iZAY RY ANDRY RAJOELINA SY LALATIANA
FIDIO N° 6 - Neny Lalao RAVALOMANANA à Andohatapenaka
zhlédnutí 1,4KPřed 9 lety
FIDIO N° 6 - Neny Lalao RAVALOMANANA à Andohatapenaka
Antananarivo - Aza miala amin'i Neny Lalao Ravalomanana (n° 6)
zhlédnutí 8KPřed 9 lety
Antananarivo - Aza miala amin'i Neny Lalao Ravalomanana (n° 6)
AVOTY I GASIKARA - SAUVEZ MADAGASCAR
zhlédnutí 1,8KPřed 9 lety
AVOTY I GASIKARA - SAUVEZ MADAGASCAR
JUDH GASY, manandratra ny bà gasy
zhlédnutí 1,4KPřed 9 lety
JUDH GASY, manandratra ny bà gasy
Antohomadinika, Ambany tanàna … Miantso vonjy …
zhlédnutí 525Před 9 lety
Antohomadinika, Ambany tanàna … Miantso vonjy …
Andro iraisampirenena ho an'ny Tenin-dReny (21 febroary 2015)
zhlédnutí 184Před 9 lety
Andro iraisampirenena ho an'ny Tenin-dReny (21 febroary 2015)
Andro iraisampirenena ho an'ny Tenin-dReny (21 febroary 2015)
zhlédnutí 165Před 9 lety
Andro iraisampirenena ho an'ny Tenin-dReny (21 febroary 2015)
MALAGASY TSY MILA "BLA BLA"
zhlédnutí 257Před 10 lety
MALAGASY TSY MILA "BLA BLA"

Komentáře

  • @jerrylantonarivo6701

    misaotra e

  • @LanjaSylvain
    @LanjaSylvain Před 7 dny

    👍

  • @maminirinanasinto6018
    @maminirinanasinto6018 Před 2 měsíci

    En cette journée de fête nationale, je prie pour toi mon cher pays, qu’un jour nous trouverons une lueur de développement ❤️🇲🇬🇲🇬

  • @user-vs6bq6cn3r
    @user-vs6bq6cn3r Před 2 měsíci

    Malgachisation détruire bcp d ??? !?! ?!?

  • @user-mv8lb3ns1m
    @user-mv8lb3ns1m Před 2 měsíci

    Ce n'est pas une cause sans espoir c'était une noble cause

  • @melybridge-ps1vg
    @melybridge-ps1vg Před 3 měsíci

    Ny razambe tsika nijaly niady mafy hoatsika ,nefa olo tokany tia tena mamotiky ny firenetsika ,na dia zany ny taniko tsy atakaloko any hafa ,na dia mahatra haza ❤🇲🇬

  • @elyrakoto3695
    @elyrakoto3695 Před 3 měsíci

    Zao ianao koa ao tsy mety miala koa, mamy ny toerana ehhhhh

  • @andriamanolotahinyandre4052

    C'est une génocide que la France a commise.

  • @andriamanolotahinyandre4052

    Le pouvoir colonial a créé le padesm pour diviser les malagasy.

  • @andriamanolotahinyandre4052

    Qui est ce chien qui donne des fausses explications de l'histoire ??

  • @ChristianRakotomaro-jb1gw
    @ChristianRakotomaro-jb1gw Před 4 měsíci

    Aona kay manao téléchargement hira ato?

  • @josianeharrivel3845
    @josianeharrivel3845 Před 5 měsíci

    Ka voan’ny lavage de cerveau ny taranaka e!Ny ankizy aty aoriana tsy mahalala ny tantaran’ny Madagasikara no sady inculte!😮😮😮😢😢😢😢

  • @harsoa2326
    @harsoa2326 Před 5 měsíci

    Fatin'aliaka loatra ity jiolahimbavy ity. Mila mametraka CV any @ appolo e

  • @dorotheerichard7632
    @dorotheerichard7632 Před 6 měsíci

    Handraso n'y 5 taona fa aoka 'izay Amin 'y ahoana e?

  • @user-gv6vf6kz2k
    @user-gv6vf6kz2k Před 6 měsíci

    Maloto ity fanaovana politika eto Madagasikara ity

  • @revinhatol
    @revinhatol Před 8 měsíci

    *一番* 愛おしき我らが祖国 (itooshiki warera ga sokoku) おお マダガスカルよ (oo madagasukaru yo) 我らの恵みはうせぬ (warera no megumi wa usenu) 永遠に汝のため (eien ni nanji no tame) *コーラス* 神の祝福あれ (kami no shukufuku are) この父祖の島に (kono fuso no shima ni) 平和と喜びあらん (heiwa to yorokobi aran) 嗚呼 なんたる幸せ (aa nantaru shiawase) *二番* 愛おしき我らが祖国 (itooshiki warera ga sokoku) 我らは仕えよう (warera ga tsukaeyou) 身を 心を 精神を (mi wo kokoro wo seishin wo) 奉仕すべき故里に (houshi subeki furusato ni) *三番* 愛おしき我らが祖国 (itooshiki warera ga sokoku) 幸せあらんことを (shiawase aran koto wo) 主が作れたこの世が (nushi ga tsukureta kono yo ga) 法の基礎となるために (hou no kiso to naru tame ni)

  • @JeannetteRalison
    @JeannetteRalison Před 9 měsíci

    14/12/23 🙏💟🎄🇲🇬🙏

  • @azizaneuf2402
    @azizaneuf2402 Před 10 měsíci

    ❤❤❤

  • @mcuno9405
    @mcuno9405 Před 10 měsíci

    Mes 2 Nations 🇲🇫🤝🇲🇬

  • @raymonderakotomalala3380
    @raymonderakotomalala3380 Před 11 měsíci

    MBA. Tonga saina ry Cedric s'y n'y tariny fa hoavy n'y fitsarany mbahaoka s'y n'y ntaolo

  • @pierremarmillod4830
    @pierremarmillod4830 Před 11 měsíci

    Les îles éparses sont une partie du territoire national français !

  • @ctmdrivetest789
    @ctmdrivetest789 Před 11 měsíci

    mbola ho avy amla ny tsy mety ry mpamono olonA frantsay

  • @tahirybenohery5293
    @tahirybenohery5293 Před rokem

    Mampalahelo fa mbola maro isika no tsy mahazo sy tsy mahatsapa ny fijalian'ireo nitolona

  • @borssalino6
    @borssalino6 Před rokem

    Bande de rats

  • @koop-xcie7715
    @koop-xcie7715 Před rokem

    Notre peuple fort et fier, perseverant dans les instants durs, poussé par la bonté de notre seigneur dieu. Madagascar est plus qu'un pays ayant donné un nom à un film. C'est un peuple ne cherchant qu'une chose, le bohneur en tout temp. Je ne blame pas mes parents de vouloir pour moi et mes soeurs un futur plus décent dans un pays plus aisé, mais je regrette d'avoir vécu aussi confortablement sous des doctrines européennes bafouant les ancêtres lorseque là-bas, la tradition est sauve et transmise. Que Dieu te présèrve, Oh belle Madagascar. Et que les heures difficiles laissent place à un futur radieux et abondant.

  • @Aielos
    @Aielos Před rokem

    Je suis Réunionnais, alors mon sang vous appartient aussi. Gloire à Madagascar ! La Grande Île, si belle, et si rebelle. ❤️❤️❤️

  • @elydadadomaury1406
    @elydadadomaury1406 Před rokem

    C' est Ma Terre fière d' être Malagasy ❤❤👏👏🙏🙏👌👈🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬❤❤❤

  • @alexfabiusranasy2283

    zah Gasy 🇲🇬🇲🇬❤❤ ! Rehareha ho malagasy🇲🇬❤

  • @kezia6255
    @kezia6255 Před rokem

    Grâce à cette chanson, je suis fier de moi, je suis fier de mon pays

  • @samyandrianimanana
    @samyandrianimanana Před rokem

    efa tsy tratra e

  • @Vince_ExE
    @Vince_ExE Před rokem

    Dans mon lycée j'ai un ami malgache c'est à ce jour mon meilleur ami et il est trop Chad Vive le peuple Malgache 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @carmelonavarro7097
    @carmelonavarro7097 Před rokem

    Je préfère la donner au Mozambique plutôt cas la france

  • @firassboubakry1526
    @firassboubakry1526 Před rokem

    Allez ramasser du coton !!! VIVE LA FRANCE

    • @Vince_ExE
      @Vince_ExE Před rokem

      Madagascar était indépendant même avant les arrivées des français sur l'île

    • @pevone2325
      @pevone2325 Před rokem

      Wsh doucement 😅

  • @faridbenkri8278
    @faridbenkri8278 Před rokem

    Faux elle ne sont pas placer sous l'autorité française la France s'adjuge ce droit l'onu en 1979 a dit à la France de rendre c îles a Maurice et Madagascar mais elle refuse le vole c ds l'ADN de la France dirigeantes

  • @laudebernardin8578
    @laudebernardin8578 Před rokem

    Je suis fiere de mon pays Madagascar !

  • @adjimysoudais3948
    @adjimysoudais3948 Před rokem

    île de parce c'est apartien dé Madagascar vous lé français tous jours comme ça vous né haunte pas maim 🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @jeannetteralison545

    😭😭

  • @fatyfkamara6409
    @fatyfkamara6409 Před 2 lety

    Les îles éparses sont malgaches ils retourneront au malgaches un jour tous c est gendarme retourneront chez eux en France

  • @radonirinamikigaston6727

    Tena mampalahelo io tantara io, maro ny Malagasy namoy ny ainy! Ny tena nahaontsa ny fo nefa dia ny fisian'ireo Malagasy mpamadika tanindrazana, nila ranondranony t@ vazaha,tsy mba nieritreritra akory ny ho avin'ny taranany.

  • @tahinyandriamanolo3647

    C'est un génocide que les français ont commis. Ne vous justifiez .

    • @surprise_
      @surprise_ Před 4 měsíci

      1) Ce n'est pas un génocide, c'est une contre-insurrection. 2) Les indépendantistes ont commencé en attaquant, c'est de la légitime défense.

  • @ymoi3873
    @ymoi3873 Před 2 lety

    Allez, une guerre France contre Madagascar et on va voir qui va gagner .... lol Après tout, Madagascar ne condamne pas l'usage de la force des russes contre l'Ukraine, donc ils sont d'accord pour ce principe du plus fort qui gagne

    • @jeanrasilipo6791
      @jeanrasilipo6791 Před rokem

      En dehors de l’Afrique l’armée française ne sont que des comédiens, ils ne sont même pas foutu d’affronter des mercenaires en RCA ils ont fuit en deux deux, donc bombe le torse face à un pays comme Madagascar ça reflète le niveau😂 Madagascar n’as pas condamné la Russie car traditionnellement les malgaches sont non alignés en quoi cela vous empêche de dormir? Est ce que vous même vous avez condamner le Rwanda par exemple? Non, donc arrêtez d’imposer vos points de vue à la con

  • @aishacaren2216
    @aishacaren2216 Před 2 lety

    madagascar je t'aime et aussi je suis fiere d'avoir la nationalité malagasy

  • @aishacaren2216
    @aishacaren2216 Před 2 lety

    cette l'hymne est fait par la plus belle melodie de mada

  • @mariettemelagne4235
    @mariettemelagne4235 Před 2 lety

    Même je suis loin de Madagasikara mon pays , je l'aime toujours et ne n'oublierai jamais ❤🙏❤

  • @oliviarakotondratsimba1159

    Ukjuu

  • @andonirinalapierre783

    🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬💓💓💓💓💓💓🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @arinjarabodo9717
    @arinjarabodo9717 Před 2 lety

    Indrisy mantsy ! Torotoro ny fo mijery ilay hakanton'ilay Rova fahiny. Misaotra ano Jean-Luce RANDRI AMIHOATRA

  • @ronaldwiliamson1535
    @ronaldwiliamson1535 Před 2 lety

    Love Mada

  • @voahangyrakotobe6375
    @voahangyrakotobe6375 Před 2 lety

    Tiako ny tanindrazako