Jésus,merci,merci d'être toujours là pour moi, je remets ma vie entière,toute ma vie entière en toi, ho tanteraka amin'izay sitraponao amin'ny fiainako Jesoa, je suis prête.Amen
Je m'en remets complètement à toi mon Seigneur. Pour tout ce que je n'arrive pas à faire, je m'humilie devant toi, agis en moi et purifie-moi, guide-moi vers l'accomplissement de ta volonté car que seule ta volonté soit accomplie. J'ai entièrement foi en toi
teo foana marina i kristy fa isika no niamboha azy kay fa izy niondrika nijery antsika foana fa isika no niodina ka nanaao izay tiantsika atao zany no mahantonga nantsika ho azompahoriana
Dera sy Laza ary Voninahitra ho anao irery hiany Jesosy Kristy Tompo ô ety an-tany ka hatrany an-Danitra ary mandrakizay. Misaotra Tompo ô amin'ny famindramponao sy ny fitiavanao tsy manampetra.🙏🏿❤
Jaovita à, azoko tsara ny fihetsem-ponao mahare ity hira ity. Izao no mba hevitro : rehefa mankany Madagasikara, dia MILA FIOMANANA TSARA. Satria na dia gasy aza isika mipetraka aty Adafy efa ela, dia misy zavatra betsaka miova, ary tsy ampoizina akory any Madagasikara : na toe-tsaina, na ny sandam-bola, na ny endriky ny fahantrana, na ny fahadiovan'ny tanàna, ny tsy fitovian'ny fomba fijery rehefa miady hevitra, ny fanantenan'ny olona zavatra avy aminao (vola, akanjo, appareils electronics, chocolats sy ny sisa)... Mora ho antsika ny milaza zavatra samihafa, na manatsikera, na manome lesona; sady koa isika tsy tamàna mihoatra ny herinandro vitsivitsy any, dia lasa "mody". KOA tsy hiteny aho ny amin'izay tokona hatao, satria samy manana ny contexte-ny (familial, sy social) avy ny tsirairay, ary mahalala izay tokony hatao. Veloma, avy aty Canada
❤❤❤❤❤
Mialy

Miasa Jesosy ô😢
EO ANILANTSIKA FOANA KRISTY AMEN
mahatsiaro any Fr CLAUDIEN FEC vao mandeha le hira. hira fanevany io mantsy
Ça fait du bien à l'âme Seigneur
Je pleure en entendant ce cantique. Entre tes mains je pose tout
tsara be
Tsy irery aho manana anao misaotra Jesosy
Tsy mandao IZY hay teo foana KRISTY
Hay teo foana I Kristy, teo hatrany tokoa izy na tamin' ny fifaliana, eny tamin'ny fahoriana!
Amen
Hay teo fona i Kristy ❤️❤️❤️❤️ Amen 🙏🙏❤️❤️❤️❤️
Je m'en remets complètement à toi mon Seigneur. Pour tout ce que je n'arrive pas à faire, je m'humilie devant toi, agis en moi et purifie-moi, guide-moi vers l'accomplissement de ta volonté car que seule ta volonté soit accomplie. J'ai entièrement foi en toi
🤕😔💔❤️🥺
Je m'en remets à Toi Seigneur
TSARA NY MIDERA
♥️ merci
Eo foana i Kristy, ary mbola hoe eo foana izy, aza manary toky, tsy ho foana anie ny fanantenanao
Misaotra 🙏
Tiko be minor ity hira ity mampahery
Gloire à Dieu tout puissant ♥️🌹🙏🙏
Super!
teo foana marina i kristy fa isika no niamboha azy kay fa izy niondrika nijery antsika foana fa isika no niodina ka nanaao izay tiantsika atao zany no mahantonga nantsika ho azompahoriana
Amen
Eny Tompo tena eo anilanay mandrakariva IANAO! amen!!!!!!
Que du réconfort. Gloire à Dieu
Voninahitra hoan'Andriamanitra irery ihany🙏🏿
Misaotra mankasitraka tompoko
Seigneur, pour tout ce que je n'arrive pas à faire, je sais que tu peux me donner la force, la capacité et les moyens. Je m'en remets à toi.
M
Hay teo fona i k
Dera sy Laza ary Voninahitra ho anao irery hiany Jesosy Kristy Tompo ô ety an-tany ka hatrany an-Danitra ary mandrakizay. Misaotra Tompo ô amin'ny famindramponao sy ny fitiavanao tsy manampetra.🙏🏿❤
Merci Seigneur sans toi je suis rien. Gloire à toi mon Seigneur mon Dieu mon Sauveur mon consolateur mon tout💝
GRAND DIEU merci Beau coup 🙏🏻❤️🙏🏻
❤❤❤❤
💖💖🙏
Hay teo foana I Kristi
Hay teo foana i Kristy
Hay teo foagna Kristy. Merci Seigneur
Teo foana izy. Eo foana izy ary ho eo foana izy
😭♥️
Coucou avy aty France Tiako foana ity hira ity☺️☺️ Mapite hody any Madagascar ☺️Merci❤️
Jaovita à, azoko tsara ny fihetsem-ponao mahare ity hira ity. Izao no mba hevitro : rehefa mankany Madagasikara, dia MILA FIOMANANA TSARA. Satria na dia gasy aza isika mipetraka aty Adafy efa ela, dia misy zavatra betsaka miova, ary tsy ampoizina akory any Madagasikara : na toe-tsaina, na ny sandam-bola, na ny endriky ny fahantrana, na ny fahadiovan'ny tanàna, ny tsy fitovian'ny fomba fijery rehefa miady hevitra, ny fanantenan'ny olona zavatra avy aminao (vola, akanjo, appareils electronics, chocolats sy ny sisa)... Mora ho antsika ny milaza zavatra samihafa, na manatsikera, na manome lesona; sady koa isika tsy tamàna mihoatra ny herinandro vitsivitsy any, dia lasa "mody". KOA tsy hiteny aho ny amin'izay tokona hatao, satria samy manana ny contexte-ny (familial, sy social) avy ny tsirairay, ary mahalala izay tokony hatao. Veloma, avy aty Canada
Mody re a
@@nivomalalarajaonarivelo313 Dia mora sady ohatran'ny mitaraina/mitalaho izany fiteninao izany. Madagasikara anie tsy mety hadino na hafoy é .
Moo de même tiako be le hira Salut de Toulon
Hay teo foana I Kristy... 😘❤️ Nanohana sy nitantana
Mitantana sy miaro hatrany izy!
Amen
Misaotra an'Andriamanitra fa teo foana izy hiaro @zao aretina mananontanona ny vahoaka Malagasy izao
Hay teo foana ianao Kristy Misaotra Jesoa
Hay teo fona i kristy Saotra tompo am zay natanao ahy rehetra
Hay teo foana tokoa Ianao ry Tompo o ary ny fahasoavanao no nahatoy izao ahy.
🙏🙏🙏